n importe quoi

1. dadabe ( 08/06/2011 17:05)
tsssssleu leu inn arty leu leu...
novalian'i milamm ny 12/07/2011 15:23
2. 0uioui ( 08/06/2011 18:39)
aty ndray elah rapika no manao ny hadalanlah refa reraky ny tsy mipoitra matetika tsony a ...!!

omeo numnlah alou fa very le taty!!.... heuheuheuheuheu
3. dadabe ( 09/06/2011 03:23)
lelikee efa oe zah oaa tsy ra pika zah fa lety kou lesss tssss


efa oe bandinanakivy be ouahhh dia lasa n importe kouaaa
4. milamm ( 25/06/2011 00:29)
lool sali dadabe ela no tsy enoeno fa tsetsatsetsa tsy aritra na n'impote koi aty zao de zao za vao nijery anty vidaka galasam 1 ty fa masaka b a, m'lay ny reviny izy 4bavy e njama oa ny vhv gasy

http://www.youtube.com/watch?v=Jy3mXnvGLX8&feature=related

de in no zao no malaza any nareo any kle
5. dadabe ( 26/06/2011 12:57)
masaka b izy 4 bavy kle
6. milamm ( 02/07/2011 00:39)
lool fa ahona tsara zany bandinanakivy zany, tsy lindinakika b v zan lool ?
7. milamm ( 12/07/2011 15:23)
aiza ary bedada akama no tsy heno2 tsony leuleu resaka inspiraka kofa 1 hafa nisy nanova njay le tonokalo malaza an'i Itpkl G. Andriamanantena iny e ka lasa otranzao ony..

http://www.youtube.com/watch?v=PnSPNEZT9GE&feature=related

asa na taiza io na taiza fa hafa koa...lool
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2425