IREO NAMANA TALOHA

1. dadabe ( 01/05/2011 02:05)
mivoha tao daholo laisany d miaraka mikofensy eto isika , aveo maka pilasy fa hisy kombaka, dia aza adino ilay pilansy mihosotra diloilo sy pipitsokatra......(apetraka ao @ derika)
novalian'i dadabe ny 07/06/2011 13:36
2. 0uioui ( 02/05/2011 05:25)
Aza mikaroka biby andavaka bainn sao de tsy tapataona tsony fa 3taona toi mikamoufla any ndray à Huhuhuhu
3. 0uioui ( 02/05/2011 05:29)
Nanjakely ilay bokonozatra ve no katsihana amzao bainnn sa iza?manahy ah fa iverna eto ndray le kozy +photo Huhuhuhu
4. mirananirina ( 02/05/2011 08:57)
inna indray zany kombaka zany dadabe ah
5. 0uioui ( 02/05/2011 13:49)
misy kozy maimbo be ry mirana halan'ileo dadabe io mafy ka raha sanatria ka tezitra eo i nanjakely zay de ho avokany eo ndray zay resaka maimbo be zay !...soa fa mbola en vacances lery !...resaka sary sy t....a zay le izy
6. Veloo ( 03/05/2011 00:17)
mbola ato ihany aky zay ry dadabe a... be rehana fotsiny...hihihih
7. dadabe ( 07/06/2011 13:36)
Ilay namana taloha tiko ho hita teto aza efa lasan ko razana kletie e tssss rey razako oooov
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3775