mitady an'i Vale

1. dadabe ( 06/04/2011 00:35)
Vale aaaaa!!! ao ve rouucky

malahelo madigna agny zahay zao
novalian'i dadabe ny 29/12/2011 16:49
2. andrywui ( 07/04/2011 11:31)
ataonlah innn i vale nay ry bainn a ?? ...avoay alou ny ps vrai de mivoaka i vale nay huhuhuhuhu..... elah tokoa ry bainnn lasa niavona a !..gaga hatramindra nanja kely mitsy oe "vavy ary ve sa lahy" liaka iny ? !!....huhuhuhuh
3. andrywui ( 07/04/2011 11:32)
fa ra tena mtady an'i vale mafy elah de antsoy ah !......
4. andrywui ( 07/04/2011 11:34)
aty amin'ny antson'ny fo ve elah no mianainaina be mitalaho an'i vale ? fa olty rapika a very le num nlah fa alefaso ny num nlah vaovao !...le 3056 iny no very !...
5. andrywui ( 07/04/2011 11:35)
huhuhuhuh......


kykykykykyk.....
6. cyril ( 08/04/2011 08:03)
huhuhu
7. vale ( 28/04/2011 09:26)
lollll, Slt dol an! bedada an,tonga ary za izao dia manin e?! lol, eto ihany re fa tadiavin'toi ho aia?! mbola nanana problème de connexion kely fotsiny za de izay de efa menomenona re izao, lol, non laingako zany fa hay mba misy mpahatsiaro za rehefa tsy eo, hihihi! :-)
8. hery ( 29/04/2011 06:40)
ilay nitady indray no tsy hita lol
9. vale ( 29/04/2011 15:54)
Hery> hihihi, f'hita hoà, tssss! lol
10. andrywui ( 30/04/2011 15:16)

dadabe - 06/04/2011 02:35
Vale aaaaa!!! ao ve rouucky

malahelo madigna agny zahay zao



sady i Vale anie lety rapikatti efa manambady fa mba moramorah iany ty tsaotsaonanlah ty sao de otsanin'i Mr Vale eo elah vao mipapapapa atsy mipapapapa aroa eo e
11. dadabe ( 01/05/2011 02:01)

andrywui:


dadabe - 06/04/2011 02:35
Vale aaaaa!!! ao ve rouucky

malahelo madigna agny zahay zao



sady i Vale anie lety rapikatti efa manambady fa mba moramorah iany ty tsaotsaonanlah ty sao de otsanin'i Mr Vale eo elah vao mipapapapa atsy mipapapapa aroa eo e


zah lety tsy rapikatti fa dadabe a

vale : hitako ihany ilay malalan'ny foko marina

Hery: kely letsy dia tsy tazan'ol intsony a sady mbola sahirana mitaiza ee he he he he
12. 0uioui ( 02/05/2011 13:46)
o lty rapika a f'angah anlah irery i Vale huhuhuh....za angah vata-kazo ijery anlah fotsiny eo re-huhuhuhu...
13. 0uioui ( 02/05/2011 13:47)

zah lety tsy racyril fa ouioui =pikatti a

vale : hitako ihany ilay malalan'ny foko marina

Hery: kely letsy dia tsy tazan'ol intsony a sady mbola sahirana mitaiza ee he he he he
14. vale ( 03/05/2011 17:42)
hihihihihih, manampan-tsinay daholo ianareo, misaotra mahatsiaro re bedada a!!!
15. 0uioui ( 13/05/2011 09:33)
zah koa ry vale malaelo an'i vale a !... ze bedada kely efa malozotra kely tsy mety velona io koa ...ity aho eto vale a

16. dadabe ( 07/06/2011 09:22)
Hitan laisany fa zah ihany no tin i vale he he andriuii ve tsssleuleu
17. dadabe ( 07/06/2011 09:22)
Hitan laisany fa zah ihany no tin i vale he he andriuii ve tsssleuleu
18. 0uioui ( 07/06/2011 11:37)
ouioui less za fa ts andryxui andrywui nla zan fa aza mifanala barak eto e


aleo ar atsoina mits vale !

vale a zah mo no tena tinao o !

ze rapikany ef midegany io ko atao innn

afabaraka aminio fotsn ,fa za eto vonn hampiadana andry


---de ho itanlah bainn ny valin'io alefani vale eo fa mbola za fona zao no record fa jereo anga mo e
19. dadabe ( 29/12/2011 16:49)
vale aaaaaaa vale aaaa jtm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3167