Fiangonana inona no misy anao Inona no mahamarina ny ao aiza ny kilema inona no tokony atao

61. pouniellah ( 29/02/2016 14:14)
Allo!!!!!! Nathan ve mbola ao? Marina le voalazanw teo ambony. tena tsy misy azo kianina fa marina tena maruina zato isanjato
62. maranata7 ( 09/03/2016 11:57)
bjr za amin ny fiangonana arapilazantsara...vao 3 mois zay no nivavaako tao.ary ts nieritrertr ny ivavak tao mitsn ah...ndray alaady ah no nivavak tao andavamab ar nis toriteny nalef tamn ecran geant tao...teny nikasik s nandona ny foko l iz ar tena za no tao aml toriteny... tsy naha teny ah fa nitomany fotsn..
tsapako fa io fiangonan io no afak anomanak ny mandrakizaiko,tsy ny anarapegonan no ten ilain fa ny fiasan'Atra ao aminy... ref tong tan atran ah d nvavak ar nangatak tamn 'Atra mb anoroany ny tena fengonan amonjen nfanahiko satri nten l pastor tao oe mangatah enareo amn Atra mb anokafan ny masonareo.rf nvavak ah ny alina de natory,,,aveo ah nanofy.....ar za ef ilatsak amn helo no nis tanan nisintona aingana...za amn io ef mtomany s mangovitra...
njer anl olona nisiton ah za,d itak teo ilay ranga nitor teny teo amn ecran geant tao andavamab.....nis tanan afa namaf niranomasoko aveo f ntanan ilay ranga tao andavamb mbl nitazon ah teo iany.....tapak tampok l nofiko aveo
.....apitson iny d mbl nivern io nofiko io..... teo ah de tapalevitra fa ivavaka amnzay.ary nanombok teo ah dia niov n fiainako.mb manasa atsika ry reto mba anatrika fivorimbaka na d indray mand az a..rf tsis zavatra tsapanao apres anl nadeananw tany d az mvern tsn.. hihi mazto d sam tahin jesos dol
63. maranata7 ( 09/03/2016 13:33)

maranata7:

bjr za amin ny fiangonana arapilazantsara...vao 3 mois zay no nivavaako tao.ary ts nieritrertr ny ivavak tao mitsn ah...ndray alaady ah no nivavak tao andavamab ar nis toriteny nalef tamn ecran geant tao...teny nikasik s nandona ny foko l iz ar tena za no tao aml toriteny... tsy naha teny ah fa nitomany fotsn..
tsapako fa io fiangonan io no afak anomanak ny mandrakizaiko,tsy ny anarapegonan no ten ilain fa ny fiasan'Atra ao aminy... ref tong tan atran ah d nvavak ar nangatak tamn 'Atra mb anoroany ny tena fengonan amonjen nfanahiko satri nten l pastor tao oe mangatah enareo amn Atra mb anokafan ny masonareo.rf nvavak ah ny alina de natory,,,aveo ah nanofy.....ar za ef ilatsak amn helo no nis tanan nisintona aingana niakatra...za amn io ef mtomany s mangovitra...
njer anl olona nisiton ah za,d itak teo ilay ranga nitor teny teo amn ecran geant tao andavamab.....nis tanan afa namaf niranomasoko aveo f ntanan ilay ranga tao andavamb mbl nitazon ah teo iany.....tapak tampok l nofiko aveo
.....apitson iny d mbl nivern io nofiko io..... teo ah de tapalevitra fa ivavaka amnzay.ary nanombok teo ah dia niov n fiainako.mb manasa atsika ry reto mba anatrika fivorimbaka na d indray mand az a..rf tsis zavatra tsapanao apres anl nadeananw tany d az mvern tsn.. hihi mazto d sam tahin jesos dol
64. belouh1 ( 15/03/2016 10:16)
bjr tena marina ny voalzanao maranata7 fa kos amizao ftoana izao dia efa tsy otrany taloh intsony ao hatramin'ny nahararian' i dadatoa ka mandraka izy lasa izao d hitaku be ny fiovana nisy tao las misy tsangambato avy eo @ vavahdy fidirana marina fa marikiny fahatsiarovana izany fa bl tsis an'izany alha taloha t@ dadatoa mbl nantanjka' ,eny @ farany iska mahta azy hoe iza marina te fiangonan'andriamanitra
65. maranata7 ( 15/03/2016 11:57)
mis tsangambato aona?! :( za mants ts any tana?!
66. belouh1 ( 15/03/2016 15:53)
tsangambato fakalazana ny fah35eme anniversaire fiaram hony
67. maranata7 ( 21/03/2016 09:00)
haha ay ve neverk oe tsangambaton dadatoa... ;) :-)
68. jeotheo ( 04/04/2016 09:54)
Bjr daoly! ts misy fiangonana marina zan mits fa ny baiboly ( tenin'ATRA = JESOSY) iany no marina. Misy kilema daoly ny fiangonana rehets f Jesosy iany no tsis kilema. Ka ra olona sy fiangonana no arahanareo fa tsy ilay LALANA ( Jesosy) de sûr fa tsy ho any amin'ny Ray ianareo...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3596