Arabaina Vonerika

1. soanja ( 04/04/2011 02:59)
Ry namako, Vonerika.

Amin'izao fetinao izao dia miarahaba anao ny tenako. Enga anie hitondra fanambinana ny tombonandro sy taona ary hahita firoboroboan'ny taranaka noho izany fahasoavana izany. Soanja
novalian'i dadabe ny 01/05/2011 02:01
2. dadabe ( 01/05/2011 02:01)
zah koa mba arabao Soanja a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2914