AIR MADAGASCAR=50ANS=VACHE A LAIT

1. alina ( 28/03/2011 07:40)
Slt daholo!
50taona ny Air Mad nefa mampalahelo fa mbola izao no toerana misy azy.
Mba fantatrao io fa io orinasa io ange tsy manana ho azy manokana afa-tsy TWIN roa sa telo fotsiny fa ankoatra izay dia hofaina daholo e!Nefa tadidio fa ny AIR MAURITIUS taloha dia nanofa avion t@ Air MAD satria tsy ampy ny appareil-ny.Aiza anefa izy izao?Izy angamba no matanjaka indrindra aty @ océan indien.Raha desserte locale fotsiny no jerena dia manana tombony lavitra isika.Tsy ny vola miditra angamba no tsy ampy fa kosa hoe nankaiza daholo ny vola.Hoatran'ny hoe olona roa nivady nandritra ny 50 taona nefa tsy nahavidy afa-tsy farafara iray sy vilany sy sotro.
Ohatra hafa koa ity;
Nitaraina foana ny département sasany miasa eny Ivato fa tsy ampy ny mpiasa ka misy fiantraikany @ fampandehanana ny asa izany, nefa nilaza foana ny ao ambony @ personnel ao fa sahirana ny orinasa ka tsy afaka mampiditra olona vaovao.Tampoka teo anefa nanambola ny orinasa ka nampiditra mpiasa be dia be.Satria nahoana hoy ianao?Satria ny mpasan'ny Air Mad(cadres retraités ou non)ihany no nanangana orinasa(MDP/prestataire de service)mampiasa ireo ankizy be dia be ireo ka izay prestataires kely niasa tao hatramin'izay tsy nanaiky ny hiditra tao aminy dia nesorin'izy mianakavy.Raha ampitahaina anefa ny dépenses dia betsaka lavitra ny vola omena ny MDP.Rehefa jerena iza no ambadiky ny orinasa MDP dia tsy iza fa ireo tao @ orinasa COMORES VOYAGES raha tadidintsika izay rava noho ny tsy fahombiazany.
Transport personnels à horaire décalé;Mba tokony ho jeren'ny tompon'andraikitra voakasik'izany ny fomba isafidianana olona misahana io fitaterana mpiasa io fa tena tsy mazava mihitsy satria efa ho folo taona mahery tsy miova mihitsy ny olona mahazo an'io contrat io.Vokatr'izay ny qualité de service dia tena ratsy.
Izay fotsiny aloha entina ilazana fa misy réseau tokony ho ravana ao @io orinasa io alohan'ny hanavaozana azy.Ary tsara kokoa raha olona tsy avy @ Air Mad no atao minisitra ny transport mba hampety ny fanatsarana.
Misaotra.
novalian'i alina ny 06/04/2011 08:34
2. mirananirina ( 28/03/2011 11:55)
Misaotra anao nintantara.fa kay ve sahala @ izany izy io
3. AndriambyII ( 28/03/2011 15:06)
Yes ! Azon-draBazy ny fandehany @ ankapobeny . Fa ny tsy fantatry Bazylou dia investisseurs privés no tena fositra tsy nampivoatra an' i AIR Mad ! Be loatra ny ivestigations paralelles nikiky ny tao anatiny tao .
4. alina ( 06/04/2011 08:34)
Slt daholo!
Lasa any ivelany iny ny tompon'andraikitra Air Mad handresy lahatra hono ny Union Européenne.
Hoy aho hoe défaite prévisible izany resaka izany.Efa fantatr'ireo olona lasa any ireo ange fa ny suspension-ny orinasa SRDI ange no mahatonga ny any ivelany hanao io bras de fer io e!Io orinasa io ange saika hiandraikitra ny mise en norme internationale ny aéroport eto Mada en termes-ny sureté sy securité e!Nefa indrisy iny ny zava-nisy;limogeage sans motivation ny DG ACM,nomination en dehors de procédure normale ny DG par intérim.Iza àry no ao ambadika?Zaho mino fa tsy lavitra ao ny réseau Air MAD.Tombony ho azy ireo ity suspension ity satria tsy hisy intsony ny mic-mac raha tonga eo ity SRDI ity.
Ho hita eo ny tohiny.
Alina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6492