mitady namana lehilah na vehivav

1. ndondo198 ( 27/03/2011 19:18)
salam daoli oo!! za vevav de mb te anan naman e!! 22 ans de ty ny adressk de miandry anareo : nantenainam866@gmail.com
2. alina ( 28/03/2011 06:31)
Salut Nantenaina,
Voaraiko ny adresse mail-nao fa ho hitanao any ny ahy.
Bye!
3. mirananirina ( 28/03/2011 11:58)
Dia mazotoa mitady fa betsaka tokoa aky eto ah.mahaiza misafidy tsara fotsiny fa ao ny mahafinaritra ary ao ny mahasosotra
4. Dan23 ( 13/04/2011 07:59)
Bjr dôl a,efa lasa an ko nena a,ts aiko re ra tara lotra in na aon ko
5. ledala ( 24/05/2011 22:49)
efa nahita namana ve eh? ato amon'ny serasera ato ihany koa anie dia efa be namana e!
6. SIOKATOKANA ( 08/07/2011 08:28)
zah koa te ho namanao,ts maninona na efa tara aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1115