Momba ilay fandefasana sary sy video avy ao @ FB .

1. AndriambyII ( 19/03/2011 22:10)
Efa nandramako In 4 na dia ny nandefa links video via FB fa tsy mivoaka . Mitarazoka be !
Sa resaka parametrages sy pilotes fotsiny no blem ?
novalian'i hery ny 20/03/2011 07:24
2. hery ( 20/03/2011 07:24)
Fandefasana sary fotsiny ilay izy ka.

Dia efa mandeha tsara amin'izao, efa misy ankizy nanandrana maromaro dia nandeha.

Mitarazoka ilay izy indraindray, ny olana dia ny fifandraisan'ny serveur amin'ny facebook. Miadana be ny facebook vao manome valiny. Raha vao voaray kosa ny valiny dia vetivety kely ny fampidirana ny sary ao amin'ny namana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1361