firarian-tsoa ho an'i zoky sipagasy sy 'datou ravatorano

1. ANARIM ( 15/03/2011 11:22)
bonanif milay b laisany d bibiz mamy b doly!
novalian'i dadabe ny 26/06/2011 12:54
2. fahamarinana ( 15/03/2011 11:52)
Dia faly miarahaba an'ny sipagasy sy Zoky Ravato koa e, mamerina indroa hono manana ny tsy haiko intsony ! Mirary soa o dia bizoroka mamy be ! :)
3. soanja ( 15/03/2011 14:14)
ANARIM:

bonanif milay b laisany d bibiz mamy b doly!


Avy aminay aby izay!
4. arialy ( 16/03/2011 08:57)
mirary soa azy dahy ireo foana zany e :p
5. sipagasy ( 27/03/2011 11:26)
izao aho vao tafiditra fa nididy velona ny varavarana tsssss, soa fa mahay ny mpikirakira hihih, koa dia misaotra anareo nahatsiaro e!
6. dadabe ( 26/06/2011 12:54)
fa angaha moa iray ihany ravatorano sy i sipagasy le ????????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.333