ohatry ny hendry

1. rijadolly ( 09/03/2011 18:02)
Nisy adala roa efa tokony avaoka amin' fitsabona marary saina. Teo ampanaovana ilay taratasy no napetraka ny fanontaniana. Iza no te hivarotra aminareo roalahy, dia ny iray mpividy? Niady ho pivarotra izy roalahy fa hoe mahazo vola hono. Velom-bolo ny mpitsabo...,tampoka teo niteny ny iray fa handefitra hanao mpividy,

Mpitsabo: Mpivarotra hena izany se, ary izy kosa no mpividy.
Mpividy: Ty anaovy hena iray litatra
Mpivarotra : ahahahahaha! tena adala mihitsy ialahy, mbola adala io dokotera a!
Mpitsabo: Marina ny an'se, avy ary amboarina ny taratan'se, nefa inona aloha no nampihomehy an'se teo e?
Mpivarotra: Ka tena adala anie lery dokotera e! andeha hividy hena ve ianao dia tsy hitondra tavohangy.
Dokotera: vo koa ty!
novalian'i cyril ny 22/03/2011 09:59
2. pissoa ( 10/03/2011 06:56)
Ha ha ha ! Vaovao indray iny !
3. rijadolly ( 12/03/2011 03:10)
Tsy adala tsika fa milalao an

Rijadolly: Fa nga tsy efa ao anaty tavoangy (misse en bouteille) kosa e!
4. Fox40 ( 16/03/2011 10:39)
1-inona ary ny zavatra milanja moins de 1g @ alina fa plus de 500kg amin'ny maraina?
2-inona ny mampitovy ny Lehilahy sy ny prunneau?
aleo tsy omeko zao ny valiny pour vous laisser le temps miheritreritra ok
5. Fox40 ( 16/03/2011 10:55)
nisy hono vehivavy tanaty avion ande lavitra be de nisy avocat lehilahy teo akaikiny, rehefa lasa lavidavitra hono dia nitaidresaka le avocat:
Avocat: andao isika sy enao hilalao e
vavavy: tsy niteny
Avvocat:mafinaritra be anga ny kilalao ataotsika e
Vevavy :tenano aloha hoe inona ary de ho hitako eo e
Avocat : zao ary hametrahako fanontaniana ianao ka raha voavalinao de omeko 5000Ar ianao fa ra tsy voavalinao de ianao no manome ana 5000Ar
Vevavy :an an an tsy tiako zany ka.
niheritreritra teo hono le avocat, farany hoy izy
Avocat: ao ary fa izao e manotany aho ka raha voavalinao de100000Ar no homeko anao fa ra tsy voavalinao kosa de 5000Ar ihany no omenao ana.
Taitra ravehivavy naheno hoe 100 000Ar
Ka de nanaiky izy
Nanpomboka ary lay avocat: inona ary zany "solabo minaonaona" niheritreritra kely ravehivavy dia hoy izy hoe: Aponga = nahazo 100 000Ar izy.
Anjaranao ndray ary zao no mametraka fanontaniana hoy lay avocat
Raha mahavaly za de averinao ny 100 000Ar fa raha tsy mahavaly za de samy miala.
Raikitra ary hoy ravehivavy
inona ary zany miakatra izy tongotra 3 ary midina izy tongitra 4?
teo hono lay avocat nitady tanaty internet, niantso ny namany sao mba mahalala sns
afaka 3h aprés hono nofohaziny lay vehivavy fa tafatory
AVOCAT : tena afapo za madama fa tsy haiko ny valiny a inona ny valiny?
tsy niteny lay vehivavy fa natolony lay avocat ny 5000Ar satria na izy aza tsy mahay ny valiny
6. rijadolly ( 17/03/2011 16:09)

1-inona ary ny zavatra milanja moins de 1g @ alina fa plus de 500kg amin'ny maraina?

Tatavy zany ô!
7. rijadolly ( 17/03/2011 16:20)

2-inona ny mampitovy ny Lehilahy sy ny prunneau?

inona kay ny dikan' ilay "prunneau" sa tonga dia misava lalana be rehefa hazavaina ilay izy?
8. Lejoba ( 19/03/2011 20:18)

[quote=rijadolly]

2-inona ny mampitovy ny Lehilahy sy ny prunneau?

samy misy voany mikentronkentrona
9. cyril ( 22/03/2011 09:59)

samy misy voany mikentronkentrona



kiiiiii.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2836