You are here: home> Forum

Aloalo.....

Lohahevitra : Eritreritra mandalo
Fitohizan'ny hafatra : Aloalo.....
Valiny : 7
Fiffi - 02/03/2011 14:16
Miarahaba ny rehetra indray....

Mba tiako fantarina io we "aloalo" io....

Rehefa nitady tato am net zah dé zao no hitako tao...

LES ALOALO, POTEAUX FUNÉRAIRES DES MAHAFALY

Les traditions malgaches mettent en valeur le culte des ancétres. Les Malgaches croient que les défunts communiquent avec les vivants et continuent à exister dans le monde réel. Les Malgaches honorent les morts et préparent bien les tombeaux en les décorant des monuments funéraires á travers lesquels la vie et le statut social du défunt sont refletés
Les aloalo font partie de ces monuments funéraires malgaches. Ils sont sculptés avec des bois et montrant des scènes de la vie quotidienne malgache. Les Antandroy et les Mahafaly , deux ethnies peuplant le Sud de Madagascar exposent des aloalos sur leurs tombeaux. Au moins quatre aloalos,s’érigent sur un tombeau, mais si la personne est vraiment aisée, les aloalo dépassent ce nombre. Rappelons que les aloalo montrent les scénes de la vie quotidienne du défunt.
Des artistes s’inspirent des aloalo pour dessiner, peindre ou réaliser des oeuvres. Ils restent des symboles vivants de la culture malgache surtout dans le Sud de Madagascar.
Les sculpteurs des aloalos excellent car ils savent montrer les scènes de la vie quotidienne. Ce sont des vrais designers! Les travaux bien soignés rehaussent bien les tombeaux. Les aloalo se posent comme des totems agréablement sculptés honorant les défunts de leurs demeures. Les aloalos figurent indéniablement dans le patrimoine malgache."

heu....ka raha lazaina fa totem na POTEAUX FUNÉRAIRES DES MAHAFALY ny aloalo , maninn no ahitana am tee-shirt oh ?

hita am boite

am chaise

am boucles d'oreilles

am collier
URL=http://img51.imageshack.us/i/1939066098.jpg/]http://img51.imageshack.us/img51/7726/1939066098.jpg[/URL]

http://img189.imageshack.us/img189/8441/tenturetotemaloalo.jpg

http://blogmadagascar.karoka.net/?tag=culture-malgache


Tenture de grande taille qui peut étre mise en téte de lit et qui représente des totem malgaches.



http://img707.imageshack.us/img707/3827/2378large.jpg

misaotra mialoha am valiny
Valio | Miverina eny ambony
vale - 02/03/2011 21:59
toa tsy mampite hanao zavatra misy motifs aloalo intsony raha ny voalaza etsy ambony, brrrr..mais ny maha-totem az indray tsy fantatro , angah tsy natao hi-décoréna ny tombeaux sy ahatsiarovana ny zvt nataon'ilay maty indray e?! miandry valiny ihany koa izany zah.
Valio | Miverina eny ambony
Dan23 - 05/03/2011 07:40
Amiko le "ALOALO" otran filazana ny harena nananan'ilay olna maty de taty aoriana le izy rehefa niha nitombo ny mpizahatany liana tamin'ireo zavtr ireo d nisy nanao carte postal lo tam voloan ka rehefa hita fa tena nande tokoa ilay carte postal ho an'ireo vahiny dia tan am akanjo indray no nanaovana azy ary dia nisy fotoana betsaka ireo natetika nanao exportation teeshirt na lobaka misy aloalo nefa taty aoriana rehefa betsaka loatr indray le iz d niova tan am paysage sisa ny vahiny
Valio | Miverina eny ambony
ledala - 05/03/2011 23:28
Araky ny fahalalako, ny aloalo dia ilay ohatry ny hazo mitsatoka eo ambony fasana any amin ny faritry Fianaratsoa. Maromaro no mety ho antony: amin'ny ankapobeny dia nentina nanambara ny mombamoba ilay olona nilevina ao, izany hoy maneo ny CV raha amin'ny fiteny hafa( raha mpiompy omby ilay olona dia misy sarina omby eo, sady mpitondra fiangonana izy dia misy sarina lakroa,.....) lasa famantarana ny maha malagasy taty aoriana( carte postal, sary amin'ny lamba, ....)

Valio | Miverina eny ambony
Fiffi - 06/03/2011 20:26
misaotra anareo namaly.....

ny mahagaga anah ftsn dé io voalaza we "totem" lé izy dé miheritreritra zah we tsy tokony hajaina ve ny fomban-drazan'ireo olona ireo ? heu...zao lé izy lasa atao aingotrano , sns....

rehefa tena jerevana eto am site ity dé tena eny am fasana no ahitana azy...oupsss...lasa oh mampatahotra zany raha hanao tee-shirt na taille d'oreiller misy an'io ...

http://img684.imageshack.us/img684/9100/aloalos.jpg


http://madagascar.softiblog.com/post/2009/03/20/Les-ALOALO

Valio | Miverina eny ambony
andry08 - 07/03/2011 14:07
rehefa minomino foana dia raikitra satria hita eny rehetra eny, dia izay lol mdrrrrr
Valio | Miverina eny ambony
arialy - 16/03/2011 08:57
tsy eny am fasana foana no ahitana anio, tany Morondava izao , ny vavahady fidirana ao amin'ny lycée dia misy aloalo ngezabe sy lavabe ny andaniny avy.
Misy koa anie amreny fasana mahafaly sy antandroy ireny tena dessin vita am loko no ataony manodidina ny fasana hanehoany ny personnalité anlay maty é, hita eny atramin'ny sary manao firaisana sns ...
ny aloalo toy ny bracelet (vangovango) izay avy any antsimo lasa exploité am fomba hafa, lasa entina maneho sy milaza ny hai-tao sy ny tantaran'ny malagasy rehetra (nohon'ny tourisme sy ny asa tanana).
Zaho manokana aloha tsy itako izay maharatsy izany e, fa raha ampidirina ny resaka fivavahana sy finoana sns , dia lasa horreur ilay resaka mazava oazy.
Mahalala fivavahana mankahala aloalo sy la croix mihitsy aho ary milaza fa eny ampasana iany ireny no mitoetra, izany oe mametra zavatra be dia be fa tsy mivelatra loatra.
Valio | Miverina eny ambony
ledala - 22/03/2011 18:18
tena marina izany, misy tokoa aloha ny tsy dia mankasitraka ireny "fomba" ireny e! Raha ny hoe ankehitriny lasa hita amin'ny toerana maro ireny, angamba tsy hita izay maharatsy azy ( mba fanatontolona ho an'ny malagasy samy malagasy e)ny mety ho olana angamba dia ho adinoina ny tena nihaviany. Ary lasa famantarana ny maha malagasy izy amin'izao fa tsy nijanona teo amin'ny fasana.Inona moa no tokony ho atahorana raha famantarana? misy aza amin'ireny misy soratra eo ambany hoe " fier d'etre malagasy" amin'ny akanjo io.
Misaotra tamin'ilay adiresy http://madagascar.softiblog.com/post/2009/03/20/Les-ALOALO fa tena manampy
Valio | Miverina eny ambony