Efa ela ô!

1. Djhamhal ( 07/02/2011 09:56)
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona ! dia mirary fahombiazana sy fahasalamana ho antsika rehetra anie ity taona ity !
efa ela ihany ny tenako no tsy dia niditra teto ! tsy hoe nanadino akory sanatria an ! fa noho ny antony ara -pitadiavana é! ny asa io ! satria tsy dia mijanona firy eto andrenivohitra ny tenanay fa mankany ambanivolo foana matetika ary any no manatanteraka ny asa ! mandalo kely eto ndray aho aloha izao ary tsy haiko ny tsy hirary soa antsika rehetra namana sy tapaka ato @ serasera !
Djharis ! tsy manadino anareo ! Fifaliana feno é !
novalian'i soanja ny 07/02/2011 21:08
2. hery ( 07/02/2011 10:35)
Misaotra betsaka e :-)
Dia mirary soa koa.
3. soanja ( 07/02/2011 21:08)
Dia miarahaba an'i djamhal koa tongasoa eto indray. Mahafinaritra izany miasa any ambanivohitra izany. Samy ho tratry ny ho avy daholo isika rehetra. Mirary soa koa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8531