tsy ho zato sy donga indray ve

1. bazylou ( 27/01/2011 21:37)
io ry cnaps a, sady hitaingina avion fotsiny no ady eo.
Kobo be ry lerony hoe resy vrala be fa tsy hahavita inona akory.

baolina etsy an tanim bary mahamasian aza mbola resy ihany fa maika fany ao zimbawe


beuuurrrk
novalian'i joax20 ny 18/02/2011 15:13
2. bazylou ( 30/01/2011 20:03)

ok,
arahabaina izany ny cnaps, naharesy amboalohany ny mozambikanina aloha.
Asa hanao ahoana ny lalao miverina.
Efa 90eme minitra vao tafiditra ilay baolina fandresena

Tsy misy volan jaza miakatra aloha hatreto.


beuurrk
3. joax20 ( 08/02/2011 15:02)
Mba positif ihan ry bazyiou ndray 2 fa nareo tena negative be ny moralité anareo an
4. bazylou ( 09/02/2011 13:18)
ka le izy anie ry baina zavatra tsy mety ho positif mihitsy na hatrany am panombohan aza e.

Raha mbolam iady seza aza mbola gisitrafoan any gasy

beuuurkk
5. joax20 ( 18/02/2011 15:13)
Eoah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2367