Frity kadradraka

1. AndriambyII ( 21/01/2011 00:00)
2 taona izay dia nanao vacs tany thailand ah ,niaraka t@ mpiara-miasa moa dia tsy maintsy mba nanaraka ny protocoles touristiques .
T@ io no nanandramako ity Frite kadradraka ity voalohany .Ny antony dia efa naheno aho taloha fa fanafody mahasitrana aretina hono izy io ary fanaon' ny olona any atsimon' i Mada .
Particularité (ny ; mijanona ao ambava ny gout- ny mandritry ny telo herinandro .
novalian'i Fox40 ny 16/03/2011 12:05
2. nannie ( 21/01/2011 05:28)
Ouahhh !

Fa tena marina aloha fa mahasoa izy e !

AndriambyII:

2 taona izay dia nanao vacs tany thailand ah ,niaraka t@ mpiara-miasa moa dia tsy maintsy mba nanaraka ny protocoles touristiques .
T@ io no nanandramako ity Frite kadradraka ity voalohany .Ny antony dia efa naheno aho taloha fa fanafody mahasitrana aretina hono izy io ary fanaon' ny olona any atsimon' i Mada .
Particularité (ny ; mijanona ao ambava ny gout- ny mandritry ny telo herinandro .
3. mirananirina ( 21/01/2011 12:11)
raha nareo any aloha dia mihinana ny biby rehetra mihitsy..hitako t@ reportage zao de coeur na cobra izay mbola mitempo iny no haniny ao @ resto ary vidina lafo tokoa fa tsy mampisy cancer hono.3 herinandro zany ve ao ambava foana ny fofony tsy grave be
4. AndriambyII ( 31/01/2011 14:41)
Ary ny marikoriko ahy aza rehefa mahatsiaro ny nihinanako an' ilay izy , otran' ny miverina ao ambava izany fôna ilay gout n' le frity kadradraka , nampanontany tena mihintsy hoe , fa dia ahoana ihany aza ity fomba fisakafoanan' ny olombelona ity ? Ny an' iza no tena azo atao hoe sakafo dans le norme humain ? hi hi hi !
5. samoana ( 04/02/2011 17:12)
Henjana tokoa ity resaka protocole ity an hihi. Tao Tamatave aho no efa nahita ankizy nitsako manta fa fanafody tetanosy hono e !! Vao mahatsiaro azy nitsako ilay izy aho dia koriko, mainka fa i Andriambyl nihinana !! Mahaiza mionona fa efa mba nendasina le izy e lol
6. lagoon ( 06/02/2011 23:51)
ny ahy indray ry zalahy dia nihinana alika tany vietnam,tao Hanoi.avy teny @ baie d'halong dia niverina tao hanoi aloany haka train hidina any Hue.
izaho mihintsy aloa no nangataka ny hihinana satria mba curieux.
dia lasa niaraka t@ i Doahn (io no anaran'ilay tary),ni commande i leiry ka karazany roa no nalain'i leiry;chien bouilli sy chien grille miaraka @ bek's sy voanjo.
ilay chien bouilli aloa tonga dia nahatofoka,namofona be ary saika nigob's mihintsy aho.ilay maskita kosa dia aoka fontsiny fa nilay be,naka fanindroany mihintsy aza.
nony tafidina taty ho chi minh indray dia nihinana bibilava,nofidiana mihintsy ilay izy ary nolanjaina fa lafo vidy.fa tsara,malemy tsara toy ny henan'akoho atao ro ireny.

kadradraka izany mety mikarepoka tsara,mitovy @ valala ihany io.
tsara ny mizara experience toy izao ry zalahy.
ny bebenay nahandro voangory taloa,kiriko ery nahita an'ilay izy nefa natsiro nony nihinana.
ny vazaha mihinana huitres sy escargots koa ange ka nampihemotra t@ voalohany nefa matsiro e.
7. mirananirina ( 07/02/2011 10:29)

AndriambyII:

Ary ny marikoriko ahy aza rehefa mahatsiaro ny nihinanako an' ilay izy , otran' ny miverina ao ambava izany fôna ilay gout n' le frity kadradraka , nampanontany tena mihintsy hoe , fa dia ahoana ihany aza ity fomba fisakafoanan' ny olombelona ity ? Ny an' iza no tena azo atao hoe sakafo dans le norme humain ? hi hi hi !


Mba loza koa izany,raha mahita kadradraka zany dia te hihinana :) rehefa mijery reportage ireny dia hoe azo hohanina daholo ny biby!!grrr,voay,vorondolo,bibilava,rajako sns..
8. joax20 ( 09/02/2011 15:57)
Mbola hihinana voalavo koa nareo mandende any afindra tony
9. milamm ( 15/02/2011 19:16)
hafa njay iny leaza ... za kalo ny efa nohaniko kalo hafahafa de zanadandy e tsara ny fitadidiako azy somary voaendy ary efa nahita mpivarotra sy olona nihinana zv tsy mahazatra toy ny sokina , trandraka voatono lalana afaka antsampanana mankany vatomandry iny indray andro izay zay, le tsy afaka tao ambava 3 herinandro izany no giravy ...
10. vale ( 15/02/2011 23:15)
fiainana dol izany , za klo de mihinana na alika aza à condition ftsn oe ts minana maloto le alika , mdr! mais bon, trandraka zany tena tiko mints ry milamm, lolll, alefaso aty zany fa ny henakosoa tsy atakaloko anzan, na mbola dinde na akanga, mdr! :-)
11. vale ( 15/02/2011 23:16)
fiainana dol izany , za klo de mihinana na alika aza à condition ftsn oe ts minana maloto le alika , mdr! mais bon, trandraka zany tena tiko mints ry milamm, lolll, alefaso aty zany fa ny henakosoa tsy atakaloko anzan, na mbola dinde na akanga, mdr! :-)
12. milamm ( 16/02/2011 01:11)
Vale a le tsy mihinana maloto kosa kalo tsy misy guarrantee e lol ny valy lahiko no nilaza tamiko fa efa nihinana alika tany ghuanzou Sina tany any anaty menu resto lasopy sy atono ka tsara ony satria te anandrana izy t@ zay de mbola sahy mamerina,fa alika ompina otrany biby hafa kisoa sns atao kaly le izy. le trandraka njay otrany mahery fofona sy tsiro zany ony filazan'ireo nihinana fa tsy sahiko reny e raha tsy oe voafitaka ngaha.Fa tsara v zany izy reny sa ahoana e?
13. arialy ( 08/03/2011 18:12)
mdrr ny kadradra anie ody tétanos é
14. AndriambyII ( 10/03/2011 20:08)
Ekena ilay hoe anti- tetanique ny kafara , fa ny @ ilay olitra kvidro nalehibeazina nandritry ny 6-mbolana tao anaty barika , ka hanaovana azy mets any @ resto eran' izao tontolo izao no tsy laitra ny mieritreritra azy é ! nefa dia ataon-dry zalahy ilay izy tsy takon'enatra tsy tako-masoandro .Rehefa mahatratra 10 kilao iny ilay olitra hono vao tena mitovy @ fromage fondu ny tsirony . Looollll !!!
15. joax20 ( 14/03/2011 15:12)
Letie izao kosa alou ts hihinana izan fatikorotana sakafo izan e alika oe, gadradraka oe, ilay trandraka alou mbl ts fanttra e, atao inona fotsn n omb s n akoho sy gana s gisa s ntrondro s ny ts voatanisa.....
Ts fiainana alou izan amiko n fiainana izan revy, boite, spectacle, jeu, sipa,. Fa ts zavatra mankaloiloy be ohatrizany! beurk
16. Fox40 ( 16/03/2011 12:05)
MBOLA TSY NIHINANA TRANDRAKA NAREO DIA MILAZA IZANY FA TENA MATSIRO BE NY TRANDRAKA ATAO SAUCE TOMATE FA MILA EPICE FA TENA MARINA HOE RAHA TSY MAHAY MAHANDRO AZY DIA MAHERY FOFONA IZY;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8468