langue de boeuf

1. mangabe ( 14/01/2011 12:50)
Manao ahoana daholo
Soa dia midy mahay mahandro langue de boeuf "façon gasy" @ areo eto?
Misoatra mialoha e!
novalian'i mangabe ny 07/12/2011 13:34
2. mangabe ( 21/01/2011 11:07)

mangabe:

Manao ahoana daholo
Soa dia midy mahay mahandro langue de boeuf "façon gasy" @ areo eto?
Misoatra mialoha e!

Toa tsisy mamaly ..angaha tsisy mankafia lelan'omby ato?
3. mirananirina ( 21/01/2011 12:06)
samy manana ny tiany ange ny olona eh.nahandro gasy zany asa aloha fa ny ahy no atoroko ny fanaovana azy ra tianao.analana ny fonony lela iny aloha dia andrahona izy tsy tetehina ny lelan omby somary elaela ihany raha tsy zay tsy afaka ilay fonony iny.dia kikisana avy eo.refa madio tsara de tetehina @ zay.etsy andaniny endasina ny tongolo,voatabia,ail,sakamalao.de arotsaka ny lelan omby de atao ritra tsara avy eo.ny ahy asiako poivre sy cornichon fa tena miam.
4. mangabe ( 31/01/2011 19:54)

mirananirina:

Misoatra anao nizara!!
5. vale ( 06/02/2011 22:23)
Bjr,

misy fimba maro toka ny fahandro ny langue de boeuf fa ity tena ankafiziko ity no hozaraiko aminareo: rehefa madio, voakiky ny langue (io ambony io ny fikarakarana azy) dia tracéna manifinify tahaka ny fanao azy mahazatra ihany, dia mitetika tongolo iognons, sy voatabia, ary manomana curry kely kou, sy petits pois mifanaraka ny quantitéen'ilay langue ho atao.

Préparations:
-arotsaka ny menaka araka ze zakanao ihany, dia endasina ao ny tongolo oignons.
-arotsaka vetivety kely disons 2 à 3minutes ny curry, dia arotsaka ny langues.
-rehefa akakiky malemy ny langues dia arotsaka ny petits pois, avela hiaraka masaka, dia vita.
Miam, miammmmmmmmmm!!! Lol
6. Lejoba ( 19/03/2011 20:28)
fikikisana lelan'omby tena mahomby: mampangotraka rano, rehefa mahamay be iny dia arotsaka ny lelan'omby mbola tsy voatetika. Avadibadika @ sotrobe mandritry ny 10segondra raha be indrindra, dia avoaka. Kikisana avy hatrany. raha vao alona maharitra izy vao mainka sarotra kikisana ilay fotsifotsy fonony iny.
Efa afaka iny dia miaraka andrahoina @ sira sy tongolo gasy tsy tetehina. Rehefa malemy, izay vao tetehina manify. Andrahoina miaraka @ petits pois. Tsy asiana tongolo sy voatabia fa mahavoan'ny goutte
7. peta83 ( 23/11/2011 13:23)
entierement d'ak am'le tsy asiana votabia sy tonogolo fa mahavoan'Goutte!!!
8. mangabe ( 07/12/2011 13:29)

mirananirina:

samy manana ny tiany ange ny olona eh.nahandro gasy zany asa aloha fa ny ahy no atoroko ny fanaovana azy ra tianao.analana ny fonony lela iny aloha dia andrahona izy tsy tetehina ny lelan omby somary elaela ihany raha tsy zay tsy afaka ilay fonony iny.dia kikisana avy eo.refa madio tsara de tetehina @ zay.etsy andaniny endasina ny tongolo,voatabia,ail,sakamalao.de arotsaka ny lelan omby de atao ritra tsara avy eo.ny ahy asiako poivre sy cornichon fa tena miam.

Misoatra e! Nandramanko ilay izy fa tena tsara tokoa indrindrindrindra raha ritina ilay saosy sy asiana sakay miaraka amin'ny. Na dia ilay vazaha be namanay tsy dia tia izay tsy fatany io aza dia nakafy be :)
9. mangabe ( 07/12/2011 13:31)

vale:

Bjr,

misy fimba maro toka ny fahandro ny langue de boeuf fa ity tena ankafiziko ity no hozaraiko aminareo: rehefa madio, voakiky ny langue (io ambony io ny fikarakarana azy) dia tracéna manifinify tahaka ny fanao azy mahazatra ihany, dia mitetika tongolo iognons, sy voatabia, ary manomana curry kely kou, sy petits pois mifanaraka ny quantitéen'ilay langue ho atao.

Préparations:
-arotsaka ny menaka araka ze zakanao ihany, dia endasina ao ny tongolo oignons.
-arotsaka vetivety kely disons 2 à 3minutes ny curry, dia arotsaka ny langues.
-rehefa akakiky malemy ny langues dia arotsaka ny petits pois, avela hiaraka masaka, dia vita.
Miam, miammmmmmmmmm!!! Lol

langue sy petit-pois toa malaza be ity recette ity satria indroa izay zay noho nihinana anio rehefa invité :D
10. mangabe ( 07/12/2011 13:34)

Lejoba:

fikikisana lelan'omby tena mahomby: mampangotraka rano, rehefa mahamay be iny dia arotsaka ny lelan'omby mbola tsy voatetika. Avadibadika @ sotrobe mandritry ny 10segondra raha be indrindra, dia avoaka. Kikisana avy hatrany. raha vao alona maharitra izy vao mainka sarotra kikisana ilay fotsifotsy fonony iny.
Efa afaka iny dia miaraka andrahoina @ sira sy tongolo gasy tsy tetehina. Rehefa malemy, izay vao tetehina manify. Andrahoina miaraka @ petits pois. Tsy asiana tongolo sy voatabia fa mahavoan'ny goutte

Ny hitako indray alohany dia andrahona adiny 2 ao anaty kokoty minute dia voila fa miala tsara ilay hodiny :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1879