FPVM

1. ledala ( 07/01/2011 02:16)
Tena lasa resaka mandeha tokoa ilay sary tao amin'ny fiangonana FPVM amin'izao an!
2. sopran ( 07/01/2011 06:54)
fa le olona ni-publié an le iz v intra-FPVM sa extra-FPVM e???N tena blem kou zan d Olana Interne iz io e.Mis Virus Ao lol!!!!
3. locl ( 07/01/2011 19:28)
[tsy ny maha intra na extra an'ilay olona no question mipetraka ho ahy dia ny hoe ny naninona no dia nambaniana ny vehivavy
4. andhy ( 09/01/2011 04:38)
[quote=locl]
[zavatra ol nokaramaina ireny ,izy roa vavy aza faly be taorinany navitany film ko, lasa olona malaza éé!
5. sopran ( 10/01/2011 09:49)
Ts fanambaniana vehivav kos angamb e,ts maha amban n vehivav mints iren.Sad soyon neutr e,mis fahadisoan'ny fiangonana foana iren peu importe n tournur raisin'resak.Ar aon mou n ahafantarana we fal le sipa (actrice) t@ iren???Ra ten actric iz d met ho role tazoniny ihany izan we moud fal zan.Ts manamban iren fa manaratsysad mety mis ambadik hafa ihan kou
6. laingabe ( 11/01/2011 15:48)
Izao daholo aloha no efa fantatra momban'iny raharaha mahatsiravina iny nmisy nandefa mesazy izay hitako fa mitombina tsara ,t izay voampanga rahateo moa dia nilaza ny tenanay fa mpanohina mafy ny fitondrana ankehitrio

http://www.tananews.com/2011/01/film-pornographique-version-malagasy-ii-sur-le-marche/
7. sopran ( 12/01/2011 05:54)
Somar ts d mazav ian le msg rse(laingabe) a.Toutfoi,ny miara-matour ts voater hiarak hifoha,ar n niara-poinsa ts voater hiara-tafa.Zao lasa ze zavatr rehetr mitrang d mis ambadik politik daholo.Ekek we n ankehitrio no nanokatra ny FPVM satri nety t@ campagne nataon t@zan zany,fa @zao ef haf mints n rev ka ze hamenoana n paosy sy ahazoana laza vetivet (reconnaissace International) n ketrehin maf,en fa na de hiafara @ fifanalam-barak az zan.zan oun n mahavaha olana.Ar @ vanim-potoana toy izao anie ts maints mis n victim e.Ts Tim an, fa vicTIM(antoko vaovao)
8. raherigna ( 20/01/2011 10:47)
mba asehoy mo azfd ny lien misy azy fa tena mbola tsy kobonay zany
Merci
9. zigzag ( 24/01/2011 09:08)

raherigna:

mba asehoy mo azfd ny lien misy azy fa tena mbola tsy kobonay zany
Merci



ito ny lien é!!misy fizarana3 ary vakio tsara ny commentaire fa manampy betsaka

http://collectif-gtt.org/content/21122010-fpvm-antaninanandrano-fanalana-devoly-miendrika-visa-vid-os
10. raherigna ( 24/01/2011 09:51)
merci e!

ay ve zavatra trop be otranio e!! efa tsy fivavahana tsony io na de tsy te-hitsara ny tena
11. joax20 ( 28/01/2011 15:58)
Ra cinema alou le iz angamb ts his hanala baraka tena @ reny!
12. Lejoba ( 02/02/2011 15:46)
ohatry ny mijery film horera fa tsy X le
sady ratsy be daholo le sipa, na bika na endrika. Ireny ve ny kalanoro?
Ilay kôfa angamba sadô-mazô: tsisy andraofana akory fa toa mpilako sy mijery fotsiny ny asany dia mibaiko mpaka sary

Fa henjana ihany tokoa ny mieritreritra hoe any am-piangonana no anaovan-dry zalahy ireny, @ izay misy olona mijery eo, misy ohatry ny Raneny be izany, dia toa misy vhv mitaiza kely.
Dia ny olona mivavaka ao ve rehefa mandalo eo @ faritra nanaovany azy io, dia mba ahoana ny ao an-tsainy?
13. dadabe ( 02/02/2011 21:45)
izao vao hitako ....FA INONA ITY ZAVA DOZA ITY ?????
14. bunny ( 03/02/2011 08:36)
dia io izy io koa, lol fa taiza fona ra dadabe?
15. dadabe ( 04/02/2011 12:10)
mbola sahirana be dia izao indray vao mba malalaka e
16. vale ( 04/02/2011 19:03)
MALAZA Be fa ilay PASITERA Randrianantoandro io hono MAGICIEN, ary na h@ izao aza, fa ny resaka fivavahana hilainy olona ANAOVANY SORONA rehefa AKAIKY NY KRISMASY, ary efa nisy mihintsy aza ny MATY noho ny nataon'ny fanalàny devoly, izany hoe mila sorona hono izy isakiny akaiky xmasy e!
SATANIQUE BE IO FIANGONANA IO FA TANDREMO MBA MANANDRANA MIDIKIDITRA AO! Hmmm..
17. raherigna ( 05/02/2011 06:09)
tena marina tokoa fa aoka isika hitodika tanteraka @ Jesosy K fa ny Rany ihany no hahafaka anao @ ratsy sy ny fandrika alefan'ny satana
18. mirananirina ( 05/02/2011 15:27)
snif snif...tena demony be iringirina ireto izy,mba te hihaona @ io pasitera io aho!!!!Hoany aho manko de hitako eo.
Vale,raha tsy tafaverina aty intsony aho de za zay le nataony sorona tao :)
Tsivalahara no azo ilazaina azy,mampalahelo ireto anaovany ny vehivavy,haka renseignement misimisy aho any.Tena mankarary fo be.
19. cyril ( 05/02/2011 17:47)

snif snif...tena demony be iringirina ireto izy,mba te hihaona @ io pasitera io aho!!!!Hoany aho manko de hitako eo.

an an an aza makany mirana sao esorindry zalah eo kou ny kiloty ka !
20. vale ( 06/02/2011 22:06)
Mirana> misy zandriko vavy izay aky maty t@ décembre 2008, niditra tao amin'io FENGONANDOZA IO dia hoe nalaina demony hono, dia sady nokapokapohin-dry zareo no nasainy nandoa , farany nandoa rà, dia efa reraka be mihintsy vao nampandrenesiny izahay fianankaviany, tena OLONA TSY VALAHARA IO PASITERA IO, fa ny aza tratrako alouuuu! ,, dia isaky ny mois de DECEMBRE hono izy dia manao fombafomba tahak'izao foana, pfffff! ASSASSIN!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.291