LEULEU LASA MIRONGATRA NDRAY NY HALATRA PS HON HON HON

1. ouioui ( 31/12/2010 07:03)
Ahoana ndray rawix a, kay elah hoy ry zalahy no mangalatra Ouioui fopla ato , tohizana ve le gera sa ahoana e
Efa io moa le nahatezitra an-drà cousin Hery tato ,,hay ialahy no miteny irery @ izao karazana ps fopla vrakiny be ato hon hon hon,
novalian'i cyril ny 05/02/2011 17:53
2. ouioui ( 31/12/2010 07:15)
Tena tonga de borkeo any ny IP n'io mpangalatra io Rahery , izay mantsy hono ilay fitsipika lol, maty eo elah rawix mianatra ny fanaon'ouldehibe ptdr, zah d'efa miteny zay , sao aty ndray no hidradradra lol
Zah klou mandalo ihany fa sao elah Ouioui mba te hiliba kely ato , tena efa hafa le tanjona zao klé,
3. cyril ( 31/12/2010 07:24)
Efa lazaiko ialah ouioui fa tsy izaho io , raha tsy izany ve nantsoiko toi
4. ouioui ( 31/12/2010 07:37)
Ary kinga ery anie bain zainy mamaly e,
Zah ihany leisy ty a, mba mianatra miteny seul refa ilaozan-tsakaiza mdr

Zay klou bain fa mahereza e, toa lany fotoana ato lisany ny tary lasa ihany lol
5. andrywui ( 03/01/2011 12:07)
hon hon hon
salut bainnn !
fa innn iany ary no mampikonetaka be an'i bainn amindrahery lava ato ty ! ...elah iany no nanme ny mdp nle ouioui ke eo elah vao be konetaka refa mahamay be ny zafera ! tratry taona alou bainnn a !...elah nandrasana tany amin 77 fa nampiesona fotsiny
6. cyril ( 04/01/2011 13:04)
Henonay ialahyTerry mitalho asa any@ ouioui any , ary lery anie bain niandry an'lah tany @ Willy and Co fa ialahy mitsoaka foana

Ary inona izany resaka vetaveta nataok'ialahy tao am-piangonana izany ry Terry ????

7. 0uioui ( 11/01/2011 13:16)
moramora iany bain fa sao de mipongatra eo ndray le resak' i batista iny vao mitsoaka amambolana eo ndray elah a !.. refa mba najanona le izy fa petsa elah de mba hendry amzay fa phrase kely iray fotsiny de amambolana elah tsy mety maketo ! le ps pikatti moa defa nalevina
8. laingabe ( 11/01/2011 15:53)
Mety marina anie izany e, raha ny fanaovana resaka tsy mitombona sy fanompana olona ataony eto aloha dia tena possible e, be dia aza no milaza fa andefasany sary porno
9. cyril ( 05/02/2011 17:53)
alefa eto zany le sary ?? hon hon hon
fa zao lety bainn a! mis mikonetaka b n pokna ato fa mbola nis ts nahazo n MDP nle cyril nlha iny ony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4643