Mangataka re fa ny firaisan-kina hono no hery

1. EncoRama ( 25/12/2010 22:44)
Sendra ni surf teto @ net aho no sendra inty rohy manaraka inty ka zaraiko eto raha sitrakareo ny hanao ny petition ho azy sy ny fianakaviany.

Marihiko etoana fa tsy olona fantatro izy fa mba anisan'ny nandalo t@ izao situation ihany ny tena taloha ka malahelo ny zanany izay tsy eo anatrehan'ny rainy mandritra ny noely.

http://www.educationsansfrontieres.org/?page=article&id_article=33239

Ialako tsiny dieny mialoha ihany koa raha sendra ka tsy tian'ny fianakaviany ny nandefasako inty eto fa ny hanampy azy no noeritreretiko fa tsy ny hamasoka sanatria.

2. rijadolly ( 28/12/2010 18:42)
http://www.educationsansfrontieres.org/?page=article&id_article=33239
3. EncoRama ( 15/01/2011 02:59)
Dia Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao feno fahasoavana daholo ary koa misaotra antsika tsirairay izay nitondra ny anjara-birikiny t@ io fangatahana eo ambony eo io.

Iriako ihany koa ho tafavoaka hatramin'ny farany ny fandehan'ny taratasin'io namana io sy izay rehetra mbola eo ampitadiavana izany koa satria iaraha-mahalala fa sarotra matetika ny mahita izany eto Frantsa indrindra ankehitriny.
4. mirananirina ( 18/01/2011 10:14)
Miarahaba tratry ny taona koa eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.096