Izao no antony tsy hitiavako ny fivavahana.Mamao-fady ny FPVM.Ny ankizy akoa tsy hijery!!!

21. Mbato ( 30/12/2010 13:51)
tsy mety hisokatra r reto lay izy ah dia tsy mahita tenenina zahay nefa mba mpino ao @ io fiangonaa io iany
22. AndriambyII ( 31/12/2010 00:34)

diloo:

AndriambyII:

Fomba iray nentin' ireo acteurs intermitents rehetra niseho tao @ ireo video rehetra ireo hitadiavam-bola io fa tsy dia marina loatra , nanampy tosika sans conviction tsy satry ny organismes mediatiques sy ny net ary ny forongony.Dia mbola manampy trotraka ihany koa isika eto @ serasera .Dia mihitatra be ilay izy avy eo ary izay ilay lazaina hoe intox fatsy info intsony.

Koa inona ary no andrasan'i ra8 boamba hisambotra ireo acteurs intermittents voakaraman'i Andriadefer io. D'autant plus que efa nivaoka Midi mada sy ny médias sy hita eto @'ny sera io raharaha mamoa fady io. En plus, voarohirohy ao ny HAT fa ny FPVM no mpanohana azy ireo @'ny ankapobeny. Raha te hivavaka @'ny vody sy lavaka @'io tarehin-javatra niseo t@'ireo vidaka ianao dia bon appétit izany ianao.
Tsy te ho @'ny toeranao aho kle. Araka ny lazain'i Fijo hoe miala pa ny mpivavaka @'io fiangonana io fa sirika ny fomba fanao mamoam-pady eo antrehan'ny mpiara-belona.
Amiko tsy izao no atao hoe fanompoan'Andriamanitra fa kosa fanompoana an'i satana.
Izay voa azoko inona no mahatonga anao nifidy anarana ho andriamby na flingeur de fer pour mieux réduire ces 2 pauvres femmes et porter atteinte à leur intégrité. Io no ligne de conduite ny HAT izay miankina @'ny tsy fanajana ny Zon'olombelona, eo amban'ny fitariahan'ny fiangonana manohana azy azy.Tsss. Tena marikoriko.



Tsy mi se focaliser @ integrité physique an' izy roa vavy aho akory Radiloo raha nanao io tombatombana io , fa kosa efa betsaka ny zava-doza mitranga aterak' ity resaka finoana sy fivavahana ity ....Samy ho todian' ny ataony daholo ny olona tsi11 eo @ fiainany na ho ela na ho haingana .
Ilaina ve izany ny hanavahana mazava ny mety ho tena nizoran' ny seho iray avy @ reportage izay entina eto aminao isaky ny misy mandefa azy ireny ? Amboniny mbola ampidiranao politika sy fiangonana ary fivavahana ilay "scenario" fanalàna demony vita sarimihetsika ?

Maro ny namana mpiara-miasa no manao ny fanadihadiana mangina mikatsaka ny tena marimarina @ ireny raharaha tsy mazava sy mystiques ireny, ary tsy ny toa io ihany no nanaovana izany fa misimisy ihany ouzz lay tsy mahay manisa izay.Mbola aiza ho aiza izany miohatra @ ireo prétres pedophiles, ny moines canibales , soeurs vampires , Imams esclavagistes, etsetra etsetra... .Maharikoriko sy mampalahelo tokoa ny mahita ny integrité physique voahitsakitsaka ohatr' izao , nefa @ saina tsy miangatra dia mbola hita soritra tao ihany ny conivence sy ny consentement de part et d'autre ,venant de tous les figurants principaux sans distinctions (désolé pour les vrais victimes et je condamne ceux qui possedent l'enregistrement original du scenario et les vendent à vil prix ) pour atteindre des objectifs non précis ( l'intégrité d'une religion en exemple et peut étre aussi le pouvoir presidentiel),et demontre une certaine bassesse d'etat de connaissance générale.

Andriamby 2 indray Radiloo dia :
Tsy anisan' ny manakarama na mi-cautionner :vondron' olona mpampanompo sampy ,na antokom-pivavahana mpanao politika mpampanompo satana na demony , na anjely tsy fantam-pototra , ohatry ireo sasany mpanisy étiquette eto @ sera²hoe "mpifoka moquette" "dahalo" sy ny voalazanao eo ambony hoe "mpanompo lavaka sy fody" , ary ny "makarakara tsy hay faritana"sy ny sisa.
Tsy membre @-na secte barbare quelconque .
Tsy mpikambana @ -na antoko mpampihorohoro , na mampivavaka @na religion insensée et violente.
Tsy mpandika ny zo fototra mahaolona .
Tsy membre ao @ Hat ,tsy membre @ na antoko politika hatrizay niainany.
Tsy mpiangon' ny FPVM .
Tsy mpiondana havia ,havanana , aloa , aoriana , ambony , ambany ,fa tokana ihany ara-politika (Efa nasianao resaka politika mantsy izy ity ka irariana tsy ho fafain' ireo mpisivana ny serasera )

Raha tsapan' izy roa vavy fa izy roa irery ihany no victimes tao @ ilay video , manana alàlana ny hitory izy ireo , efa fantatra sy hita tarehy tao ihany mantsy ireo meloka teo anatrehan-dry zareo ( ilay mpanàla devoly , ilay cameraman ,ny olona nanatrika sy nankatoa ny acte , ary ny olona nanery azy ireo hanalàna izany soi disant demony izany ) ka nahoana no tsy nanao izany ry zareo ?


23. andrimboara ( 31/12/2010 06:49)

0uioui:

...mbola tohiny ary : IO NO HITA SY TRATRA fa sur zany fa efa nisy horera be noho io nataondry zalahy ireo talohan'io hatramzay


dia tena mampalahelo ilay fomba fisainana tsy mety manaiky fahadisoana eto amintsika, ka ny zavatra efa hita maso sy voaporofo fa misy dia lavina hatrany.

Aleo tsy hiadian-kevitra intsony fa nisy iny raharaha iny, mampatsiahy ny resaka miss Tantely ity raharaha ity, isika dia lany fotoana mifanome tsiny eto fa tsy mitady vaha-olana hiarovana ny tombotsoa iombonana (fanabeazana ny tanora sy ankizy).

Raha ny fomba itondranareo ny ady hevitra eto dia toa tsy te hanome tsiny ireo nahavita iny film iny aho, satria ianareo milaza ho madio aza dia tsy mba mahatsapa akory ny lalan-tsara hizorana fa mitondra ho amin'ny fifanenjehana sy ny fifankalahana.

IRENY NO VOKATRY NY FIARAHA-MONINA E! ka aza gaga raha misy ny resaka fanonganam-panjakana, vetaveta anaty fiangonana ary hala-jaza sy halatra samihafa...

Mahereza ry Malagasy havako fa ny fifankalahana tsy mitondra vaha-olana. Nanao ady lehibe 2 izao tontolo izao fa nahatsapa ihany fa ny fanontoloana no mitondra fahombiazana.

Andrimboara
24. ouioui ( 31/12/2010 07:07)
Mampmé leisy elah ty rawix klé, de miteny @ Ouioui fopla de valina @ andraiboara mdr
25. diloo ( 01/01/2011 06:18)
Lohateny izay nampidirin'i Lagoon no nahatonga ny adihevitra mikasika ny FPVM sy ny vidaka maharikoriko.
Voamarika ny gazety Midi mada taiza:la scène se déroule dans une église de la capitale, à la FPVM Antaninanandrano.
Tsy izaho no namorona na i Lagoon fa ireo ny oronan-tsary sy marika naseo sy nahampafatarina ny mpiara-belona mahita sy maheno io vaovao mahatsiravina io.
Hoy i andriamby hoe:
Fomba iray nentin' ireo acteurs intermitents rehetra niseho tao @ ireo video rehetra ireo hitadiavam-bola io fa tsy dia marina loatra
Ianao angaha degsa sy mpiara miasa @'i ra8 baomba no afaka manome affirmation eto fa tsy
dia marina loatra
.
Na i vitaly kamaoly aza mikoropaka hitady fika hanaovana démenti hiarovana ny FPVM, mpiaro ny HAT. Raha tsy mpiaro ny HAT ny FPVM, fa iza sy avy aiza ireny mpiandry niditra voalohany tao aorian'ny fanafihana ny ambohitsorohitra ireny. Iza ireny mpiandry manosika ny olona haka ireny ministera ireny nandritratran'ny kodeta ireny?
Raha hiverenana ny zavatra mamoam-pady ao @io vidaka io:
Raha namaky ny gazety Midi Mada aho, maninona ny lehiben'ny FPVM tsy mahasaky manao démenti, fa kosa:Le porte-parole de l’église, en la personne de Michel R, a affirmé que l’église ne souhaite faire aucun commentaire. Or:« la scène se déroule effectivement dans l’église FPVM.>>
Afaka nanao fanambarana anie ny FPVM hatramin'ny ela ohatra: "misy mambra ato aminay manao fanalàna demony izay tsy ankasitrahanay ny fomba fanaon-dreo. Koa raha sendra misy vaovao maharikoriko re @'ny gazety, ny anterneto sy hitanareo @'ny fahitalavitra, dia tsy tompon'andraikitra @'izany izahay."
Manoloana ny zapady toa izao: qui ne dit mot consent.
Ianao indray anefa eto ry Andriamby no, araka ny soratr'i Andriamboara:
dia tena mampalahelo ilay fomba fisainana tsy mety manaiky fahadisoana eto amintsika, ka ny zavatra efa hita maso sy voaporofo fa misy dia lavina hatrany.
26. diloo ( 01/01/2011 06:29)

Andriamby 2 indray Radiloo dia :
Tsy anisan' ny manakarama na mi-cautionner :vondron' olona mpampanompo sampy ,na antokom-pivavahana mpanao politika mpampanompo satana na demony , na anjely tsy fantam-pototra , ohatry ireo sasany mpanisy étiquette eto @ sera²hoe "mpifoka moquette" "dahalo" sy ny voalazanao eo ambony hoe "mpanompo lavaka sy fody" , ary ny "makarakara tsy hay faritana"sy ny sisa.
Tsy membre @-na secte barbare quelconque .
Tsy mpikambana @ -na antoko mpampihorohoro , na mampivavaka @na religion insensée et violente.
Tsy mpandika ny zo fototra mahaolona .
Tsy membre ao @ Hat ,tsy membre @ na antoko politika hatrizay niainany.
Tsy mpiangon' ny FPVM .
Tsy mpiondana havia ,havanana , aloa , aoriana , ambony , ambany ,fa tokana ihany ara-politika

Misaotranao nanome ny mombanao. Miala tsiny raha nanindry teny mahatohana ny fonao. Adihevitra moa izy ity, koa aza dia raisina an-tendrony loatra. C'est le jeu.
27. diloo ( 01/01/2011 06:45)

Tratrin'ny Taona 2011 daholo i:
lagoon,arialy ,sylvain,locl ,lasa, AndriambyII ,tsikiowa, zandry01,0uioui ,andrimboara, ndenn,fijo ,Mbato.

Diloo
28. diloo ( 01/01/2011 19:14)
Hoy ny vaovao ny gazety Midi anio hoe:
L’enquéte sur le film tourné à l’intérieur de l’église FPVM avance à pas de géant. En effet, les limiers chargés du dossier ont arrété un suspect à Mahajanga. Il s’agit en fait d’un dénommé Gérard dit Karàna. C’est ce dernier qui aurait réalisé le montage de la fameuse vidéo, qui a suscité beaucoup de commentaire. Le mis en cause est actuellement en garde à vue dans les locaux de la gendarmerie à Mahajanga pour audition.
Raha mamaky ny Midi aho, dia sadaikatra be ny HAT satria voakasika @'io afera io sy ny fiaraha miasa @'ny FPVM.
Hoy ny Midi:
D’après nos informations, cet individu arrété dans la cité des fleurs hier matin, est un membre fervent d’une association politique soutenant le régime actuel.
Ho an'izay milaza fa fanaratsiana ny FPVM io raharaha io. Fa nahoana kosa no tsy manao démenti ny FPVM?
Ary voamarika koa fa tao tokoa no nitranga io vidaka io:
En fait, le film met en scène deux filles préalablement brutalisées, sous les ordres d’un homme qui les humilie en leur faisant exécuter des positions pornographiques. A première vue, la scène se déroule dans une église de la capitale, à la FPVM Antaninanandrano.

Monsieur Michel R., porte-parole de l’église a affirmé que « la scène se déroule effectivement dans l’église FPVM>>.

Dia mbola ho lavin'ny sasany ihany ve ny antony naha tonga an'i Andriamboara nanambara hoe:
dia tena mampalahelo ilay fomba fisainana tsy mety manaiky fahadisoana eto amintsika, ka ny zavatra efa hita maso sy voaporofo fa misy dia lavina hatrany.
Bref adaboko @'izay aloha iny resaka maloto iny.Bye
29. AndriambyII ( 03/01/2011 08:36)
Io reportage io ra lagoon dia isan' ny atao hoe fanasàna atidoha ohatry ny efa nisy betsaka hatramin' izay.Ka asakasak'izay marivo salosana ho voafitak'izany , sy izay hanamarina azy ohatr' i diloo , sy andrimisamboaravoara .
30. diloo ( 03/01/2011 09:28)
Amiko ry AndriambyII, tsy dia ny points de vues-ko no tena important. Fomba fijery ny ahy, raha mihainga @'ny vao2 avaokan'ny mpanao gazet.
Ny mpanao gazety ihany anefa no engagés @'ny vao2 izay avaokany.
A partir du moment, tsy manao démenti ny mis en cause,izany hoe ny FPVM, au moins par le biais de leur responsable ambony, dia misy vérité tsy tiany ho vorahiny ao.
Ohatra, raha mis en cause ny intervention ny ambassade de france mikasika ny mety asa hifanaovany @'ny mpitondran'ny HAT, tonga i Chataîgnier dia manao démenti manoloana ny mpanao gazety namaoka ny vao2 momba azy. Ary efa nanao izany imbetsaka izy tao @'ny Midi.
Ny tiako ho lazaina, manana ny déontologie ny mpanao gazety. Koa azon'ny mpamaky ho raisina ho marimpototra ny vao2 izay navaoka.
Araka izany, tant que tsy misy démenti hoy aho, dia miombok'hevitra @'i Andriamboara aho, manao hoe:
dia tena mampalahelo ilay fomba fisainana tsy mety manaiky fahadisoana eto amintsika, ka ny zavatra efa hita maso sy voaporofo fa misy dia lavina hatrany.
Raha ohatra kosa hoy AndriambyII tsy marina io, inona no andrasanao manao démenti ao @'ny gazety Midi Madagascar, toa ny fomba fanaon'i Châtaignier ohatra?
31. Aynah ( 04/01/2011 15:37)
Tratrin'ny taona e; taraiky be za fa mba ampafantaro, Chez nous, les journaux n'existent pas!
32. diloo ( 05/01/2011 00:06)
Aynah:

Tratrin'ny taona e; taraiky be za fa mba ampafantaro, Chez nous, les journaux n'existent pas!


Tatrin' ny taona 2011 koa ise! Ary mahazo aynah sy fahasalamana ary fahasoavana.
Aza very fotoana hitady gazety izany ianao, fa vakio ny dinika eto , ny ankamaroan'ny mpandray anjara eto, efa manao famakafakana maro eto.

Une 1ère angambany ity dinik'i Lagoon ity fa mipaoka ny mpivangy eto= 1310

Miala tsiny fa somary niverenako kely ity dinika ity satria nisy vao2 novakiako tao @'ny Midi Mada momba ny FPVM ihany.
Ary mety ny vokan'ny mpivangy 1310 eto @'ity sera ity ihany, no nahatonga ny Midi Mada naneo vao2 hafa: dia mikasika ny FPVM ile de France.

Somary ampiditra ny resaka mpiandry sy io afera visa A io aho.

AndriambyII toa haka ny andraikiny @'izay ny FPVM, hanao démenti.
Saingy démenti avy aty frantsa FPVM ile de france.

Inona ary ny antony tsy mety hanaovan'ny FPVM antaninanandrano démenti?

Pour l'instant aloha, mbola ataon'i ra8 baomba enquétes ireo intermittents.
Tsara fantatra,iza no mpiandraikitra nafahan'ireo intermittents nanao film visa A ireo?
Ary mety hoatrinona ny hofam-piangonana nanaovana io? Sa tena toa izao mihintsy ny fomba fanalana demonia moderne?
Ahoana no fomba nanenken'ny mpitandrina tao, t@'io fotoana io nanaiky nanaovana io exorcisme hard be io?

Ry zareo FPVM ile de france milaza fa tsy toa izao no fomba fanaovan-dreo fanalana devoly, fa fomba fanaratsiana ny FPVM no nanaovana ireny.(cf Midi Mada)
Pourquoi pas?
Ny zava mahagaga anefa dia ankoatran'ireo olona nanao scènes hard, dia nisy olona madama mitafy lamba, rehefa dinihina sy atao pause ny film, dia toa vehivavy tsotra endrika sy toa efa zatra mahita ny toe-javatra toa izao, na koa efa fomba fanaon'ilay madama izay mipetraka eo @'ny dabilio mitazana.
Ensuite jereo fa misy singasingan'olona mandalo manaraka dabilio eo anoloan'ny pilopitra an'ilay fiangonana, ita tao koa.
Izany hoe tsy ny mpanao film ihany no tao.
Aza hitako fa mety sirika ihany ny fomba fanaon'io fiangonana io, dia mody atao hoe fanaratsiana ny FPVM.

Angabany, ny FPVM frantsa mpanaraka ity lohaten'i Lagoon ity, mahatsinjo fa gravy be sy afabaraka fa hitan'ny olona maro ny zava-misy.

No izany, tokony tsy hilalao devoly intsony, na anala azy, ny olona ao @'ny FPVM, fa izy(devoly) ihany anie! no hamely anareo au tournant X e! La preuve, izao nareo nasainy nanao film X.

Ny fahitako azy, dia Andriamanitra sy Jesosy Kristy irery ihany no mpanafaka ny ratsy @'ny tsirairay, fa raha ohatra ka mitonontena sy mampiasa ny Anarany, dia aza adino fa atolony @"ny devoly ny hiafarahan'ny asanareo. Kozy e!

Heveriko fa tsy anjaran'ny mpiandry koa no mitsara na maka toeran'ny Tompo Avo, hanafahana izay mety ho asan-devoly, @'izay olona heveriny fa voa an'izany.

Andriamanitra sy i Jesoa kristy irery ihany no mahafantatra ny tokony ho ataony, manoloana ny tsirairay: na hendry, na gaigy, na adala ny olombelona tsirairay.

Mino sy mivavaka @'Andriamanitra sy i Jesoa irery ihany dia efa ampy handresena ny hery maizina.
Fa tsy voatery ny mpiandry satria tahakan'ny manambany an'Andriamanitra, raha manala devoly ireo dia tsy ampy finoana fa tsy mahery ny Tompo Avo hanaisotra ny herin'ny devoly.

Izao no vokany raha tsy ankininanareo @'Andriamanitra samy irery ny Voninahiny.

Aoka ny Asan'Andriamanitra ho an'Andriamanitra,
Aoka ny asan'ny Mpitandrina sy ny Mpiandry, hifantoka @'ny fijorona ho vavolombelon'i Kristy.

Tsy anjaran'ny mpiandry sy ny Fiangonana no mialalao, na manala izany demonia izany.
Mivavaka sy mangataka ny herin'ny Tompo hanaisotra ny herin'ny aizina,fa Izy irery ihany no mahafantatra ny destinée ny tsirairay sy ny mendrika sahaza ny tsirairay.

Ny fanaovana izany fanala devoly izany dia tahakan'ny fanandrana ny Herin'Andriamanitra.
Izany hoe te haka ny toeran'ny Tompo Avo.

Koa satria moa tao @'ny FPVM antaninanandrano, izay namarian'ny tonian'ny FPVM antaninanandrano ihany, heveriko fa nenjehan'ny heritrerin'izy, ary tonga saina nivadika tany @ny ny herin'ny devoly , matoa voasazin'Andriamanitra nampahafantarina eran-tany.

Koa mibeba ary mivava mafy mba tsy hanao asa fanala devoly.

Le Pouvoir Supréme n'appartient qu'à Dieu et non par l'intermédiaire des bergers.
La force et le chatiment relèvent uniquement de la puissance de Dieu et non des bergers.
Sinon, voyez par vous méme les conséquences de vos manipulations.
Bye
33. diloo ( 06/01/2011 04:52)
Mandrapa hamoahan'ny FPVM antaninanandrano démenti officiel éventuel (satria mbola mandalo juge au parquet ireo intermittents), dia ireo inculpés indray no manao plainte contre la FPVM pour diffamation.

Vakio(cf Midi Mada)

Diffamation : Par ailleurs, on a appris hier que les individus inculpés dans cette affaire ont déposé une plainte pour diffamation contre l’église FPVM, auprès du Parquet. D’après leur déclaration : « Tout ce que nous avons fait dans la vidéo a été exécuté devant un pasteur et fait partie des rituels de l’église pendant une séance de délivrance. ».

Koa raha izany no izy ry voapanga isany, iza io pasitera io?
Izany ve no antony mbola tsy mety hanaovan'ny FPVM démenti officiel?
Maninona no miandry ela vao manao démenti?
Ary sao dia ilay mpitandrina voalazan'ireo mpanao plainte etsy ambony no sefon'ny FPVM koa tsy afa manaotra hanao démenti officiel?
Tsy afa-minia angamba sao marina ihany io plainte io aorian'ny fanaovana enquétes?

Hoy ny fanadiovan'ny tonia iray :(cf Midi Mada)
Selon un responsable : « On n’a jamais dénudé une personne possédée lors d’une session d’exorcisme. Au contraire, nous la couvrons d’un drap blanc. De plus, filmer une séance de délivrance ne fait pas partie de notre pratique.

Raha mandinika ity soratra ity aho : De plus, filmer une séance de délivrance ne fait pas partie de notre pratique.

Dia toa hoe: de plus, une séance de délivrance de ce type fait partie de notre pratique, sauf que pour nous il faut juste ne pas filmer.
(eto misy subtilité ilay sous-entendu. Oatran'ny hoe: manao an'io ihany izahay fa tsy azo atao fotsiny ny maka film)

Izany hoe raha tsy nisy cafteurs izany tao, dia tsy nisy nahafantatra, dia nitohy mangina tao ny fomba fampijaliana vehivavy toa itony, na dia mety manana fanahy tsy mendrika aza izy mirahavavy ireo.

Farany dia ity: une personne soit disant possédée ou pas, couvert d'un drap blanc ou pas, confirme bien que la pratique de la FPVM est basée surtout sur le rite de mpanala devoly.
Le fond de cette affaire n'est pas le fait de l'existence de ce film de la honte, mais la pratique de l'exorcisme humiliant l'espèce humaine par des manipulateurs.
Or, toute manipulation psychique profitant de l'état de faiblesse humaine par des églises sont des actes contraires au principe méme du Droit de l'homme. Ces églises sont considérées comme des sectes.
Il va falloir que l'état malgache et l'état français se penchent sur l'existence de ces pratiques humiliantes, et prendre leurs responsabilités avant que les paroissiens de bonne foi ne tombent dans ces pièges de manipulations mentales.
Ces pratiques doivent étre interdites.Beaucoup de nos jeunes, d'ailleurs, commencent à désaffecter nos églises à cause de l'emprise et les exigences des mpiandry (pas tous, car il y a des modérés).
A+
34. mandefitra ( 06/01/2011 07:09)
Express

L'affaire sur les vidéos indécentes tournées au temple FPVM à Antaninanandrano a connu un rebondissement hier. Après avoir été mis en garde à vue pendant près d'une semaine au camp de la gendarmerie à Betongolo, six prévenus ont été conduits au Parquet du tribunal à Anosy hier. Au terme d'un interrogatoire serré, suivi du report à plusieurs reprises de leur comparution devant la justice, ils ont enfin été livrés au tribunal, sous bonne garde.

Sept autres suspects les ont ensuite rejoints, portant à 13 le nombre des inculpés Ces derniers ont évité une garde à vue au terme des enquétes effectuées à Betongolo. Dans la soirée aux alentours de 19 heures, les suspects ont pu regagner leur foyer respectif.

« Les auditions auraient pu s'étaler jusqu'à des heures tardives de la nuit. Du coup, le juge d'instruction a préféré les reporter », soupire l'un des prévenus. Heureux d'avoir recouvré la liberté, ne serait-ce qu'une nuit, il a affiché un large sourire en regagnant son foyer à Ambohimangakely.

Poursuivis pour atteinte aux bonnes mÅ“urs, multiplication d'enregistrements choquants et diffamation, ils seront encore appelés à comparaître au Parquet ce jour. La partie plaignante est constituée par le FPVM. Avant d'étre provisoirement libérés, ils ont signé une lettre d'engagement.

Casse-téte juridique

Parmi les six principaux suspects qui avaient été mis en garde à vue à Betongolo se trouve un « mpiandry » qui admet avoir pratiqué un exorcisme. Il a subi un interrogatoire avec l'une des deux soi-disant possédées qui figurent nues dans la vidéo, un jeune homme qui s'est frotté avec les deux femmes nues, principales actrices du film, un pasteur arrété à Mahajanga pour avoir remis les enregistrements à un réalisateur, un caméraman du FPVM qui a capturé les images lors du tournage, et enfin le réalisateur, mis à l'index pour avoir participé à la duplication des vidéos. La deuxième actrice principale court toujours dans la nature.

La vidéo a été tournée au siège du FPVM à Antaninanandrano le 19 août. « Deux jours plus tôt, la femme possédée, encore en cavale, a accosté le jeune homme à Ambatomirahavavy, lors d'une cérémonie religieuse, pour conjurer un maléfice. Des fidèles de l'église ont dû se saisir d'elle », a lâché le « mpiandry » à sa sortie du Parquet. « Elle a indiqué l'une des ses complices. De leur plein gré, elles ont accepté d'étre exorcisées avec le jeune homme, c'est pourquoi une trentaine de « mpiandry » du temple les ont libérées des esprits qui les possèdent », poursuit-il.

L'affaire est devenue un casse-téte judiciaire depuis le début de la semaine. Mercredi, la soi-disant possédée arrétée a porté plainte contre certains « mpiandry ». Pour sa part, le jeune homme de la vidéo a esté en justice le réalisateur, du fait qu'il n'aurait pas été maître de lui-méme au moment du tournage.
35. diloo ( 07/01/2011 03:33)

sylvain - 24/12/2010 23:25
raha atao hoe film n'importe quoi io na resaka n'importe comment, d ny mpiandry sy ny pastera ao @ io fiangonana io ve d hangina tsy hiteny raha mahita io zavatra io, matoa angamba natao tao ny ôtran'ireny d efa nanaiky daholo ny mpiandry sy ny mpitandrina tao ary ny mpivavaka rehetra!

Izay indrindra anie ry Sylvain no mahatonga ahy miandry "démenti officiel" avy @'ny SG ny FPVM antaninanandrano, izay siège social ny FPVM raha teo.
Mety ho sahirana ihany anefa ny FPVM hilaza fa fanaratsiana ny fiangonany ireny.Ary ny mpisera sasany aza eto milaza fa tsy dia marina loatra.
Izaho kosa mila mahafantatra, inona tokoa ny marina manoloana ny horonantsary maharikoriko natao tao @'ny siège ny FPVM?
Koa andeha ezahina tadiavina valiny ny mahatsikaiky an'i Sylvain, manao hoe:
"matoa angamba natao tao ny ôtran'ireny d efa nanaiky daholo ny mpiandry sy ny mpitandrina tao ary ny mpivavaka rehetra!"
Izay indrindra ilay polémiques.
Raha mamaky ps-n'i mandefitra - 06/01/2011 08:09, anefa aho, dia manitikitika ahy ny fanazavana navoakan'ny gazety Express etsy ambony. Dia ireto manaraka ireto:
-Parmi les six principaux suspects qui avaient été mis en garde à vue à Betongolo se trouve un « mpiandry » qui admet avoir pratiqué un exorcisme.,...un pasteur arrété à Mahajanga pour avoir remis les enregistrements à un réalisateur, un caméraman du FPVM qui a capturé les images lors du tournage,...
A lire l'Express, on a l'impression que l'on tient un scoop: FPVM connection.
Ny piste efa mazava aloha dia:
La vidéo a été tournée au siège du FPVM à Antaninanandrano le 19 août.(cf Express)
Azo soritina tsara izany fa ao @'io toerana io ihany ny birao foibe.(Tsindriko eto ny importance-n'ny terme siège du FPVM)(cf Express)
Amina maha birao foibe an'io toerana io, ahoana tokoa no nahazoan-dalana nanaovana io exorcisme(portant atteinte aux bonnes moeurs) io?
Ny FPVM île de France koa etsy andaniny milaza fa fanaratsiana ny FPVM ny horonantsary(cf Midi Mada).
Ny intermittents kosa manamarika fa:
« Tout ce que nous avons fait dans la vidéo a été exécuté devant un pasteur et fait partie des rituels de l’église pendant une séance de délivrance. »(cf Midi mada)
Entretemps, hoy ny renin'ny acteur Rija omaly teny Anosy,hoe:
«Tena nisy devoly tokoa i Rija, efa ho enim-bolana izay, ary fanahy ratsy miisa 112 no nesorina tao aminy.» (cf Midi Mada)
Ny mety manamarina ny fanambaran'ny renin'i Rija, dia ity:
« Deux jours plus tôt, la femme possédée, encore en cavale, a accosté le jeune homme à Ambatomirahavavy, lors d'une cérémonie religieuse, pour conjurer un maléfice. Des fidèles de l'église ont dû se saisir d'elle », a lâché le « mpiandry »
I Rija dia tsy iza fa ilay tovolahy miaraka amin’ireo vehivavy roa ao anatin’ilay horonantsary, voakilasy ho mamoafady, natao tao amin’ny fiangonana FPVM, Antaninanandrano.(cf Midi Mada)
Raha nanontaniana ireo olona rehetra voarohirohy ireo, dia ao ny milaza fa nahazo taratasy fahazoan-dalana avy any amin’ny tomponandraikitra ambony nahafahana nanao ireny asa fanalana devoly ireny.Ho an’ilay naka ny horonantsary kosa dia noho ny fahitany ilay toe-javatra hafahafa niseho tao am-piangonana no nahatonga azy naka ny «camera» ka naka sary ny zavatra rehetra nitranga mba hampisehoana izany ny tomponandraikitry ny fiangonana.(cf Midi Mada)
Misy tohiny
36. diloo ( 07/01/2011 03:35)

sylvain - 24/12/2010 23:25
raha atao hoe film n'importe quoi io na resaka n'importe comment, d ny mpiandry sy ny pastera ao @ io fiangonana io ve d hangina tsy hiteny raha mahita io zavatra io, matoa angamba natao tao ny ôtran'ireny d efa nanaiky daholo ny mpiandry sy ny mpitandrina tao ary ny mpivavaka rehetra!

Izay indrindra anie ry Sylvain no mahatonga ahy miandry "démenti officiel" avy @'ny SG ny FPVM antaninanandrano, izay siège social ny FPVM raha teo.
Mety ho sahirana ihany anefa ny FPVM hilaza fa fanaratsiana ny fiangonany ireny.Ary ny mpisera sasany aza eto milaza fa tsy dia marina loatra.
Izaho kosa mila mahafantatra, inona tokoa ny marina manoloana ny horonantsary maharikoriko natao tao @'ny siège ny FPVM?
Koa andeha ezahina tadiavina valiny ny mahatsikaiky an'i Sylvain, manao hoe:
"matoa angamba natao tao ny ôtran'ireny d efa nanaiky daholo ny mpiandry sy ny mpitandrina tao ary ny mpivavaka rehetra!"
Izay indrindra ilay polémiques.
Raha mamaky ps-n'i mandefitra - 06/01/2011 08:09, anefa aho, dia manitikitika ahy ny fanazavana navoakan'ny gazety Express etsy ambony. Dia ireto manaraka ireto:
-Parmi les six principaux suspects qui avaient été mis en garde à vue à Betongolo se trouve un « mpiandry » qui admet avoir pratiqué un exorcisme.,...un pasteur arrété à Mahajanga pour avoir remis les enregistrements à un réalisateur, un caméraman du FPVM qui a capturé les images lors du tournage,...
A lire l'Express, on a l'impression que l'on tient un scoop: FPVM connection.
Ny piste efa mazava aloha dia:
La vidéo a été tournée au siège du FPVM à Antaninanandrano le 19 août.(cf Express)
Azo soritina tsara izany fa ao @'io toerana io ihany ny birao foibe.(Tsindriko eto ny importance-n'ny terme siège du FPVM)(cf Express)
Amina maha birao foibe an'io toerana io, ahoana tokoa no nahazoan-dalana nanaovana io exorcisme(portant atteinte aux bonnes moeurs) io?
Ny FPVM île de France koa etsy andaniny milaza fa fanaratsiana ny FPVM ny horonantsary(cf Midi Mada).
Ny intermittents kosa manamarika fa:
« Tout ce que nous avons fait dans la vidéo a été exécuté devant un pasteur et fait partie des rituels de l’église pendant une séance de délivrance. »(cf Midi mada)
Entretemps, hoy ny renin'ny acteur Rija omaly teny Anosy,hoe:
«Tena nisy devoly tokoa i Rija, efa ho enim-bolana izay, ary fanahy ratsy miisa 112 no nesorina tao aminy.» (cf Midi Mada)
Ny mety manamarina ny fanambaran'ny renin'i Rija, dia ity:
« Deux jours plus tôt, la femme possédée, encore en cavale, a accosté le jeune homme à Ambatomirahavavy, lors d'une cérémonie religieuse, pour conjurer un maléfice. Des fidèles de l'église ont dû se saisir d'elle », a lâché le « mpiandry »
I Rija dia tsy iza fa ilay tovolahy miaraka amin’ireo vehivavy roa ao anatin’ilay horonantsary, voakilasy ho mamoafady, natao tao amin’ny fiangonana FPVM, Antaninanandrano.(cf Midi Mada)
Raha nanontaniana ireo olona rehetra voarohirohy ireo, dia ao ny milaza fa nahazo taratasy fahazoan-dalana avy any amin’ny tomponandraikitra ambony nahafahana nanao ireny asa fanalana devoly ireny.Ho an’ilay naka ny horonantsary kosa dia noho ny fahitany ilay toe-javatra hafahafa niseho tao am-piangonana no nahatonga azy naka ny «camera» ka naka sary ny zavatra rehetra nitranga mba hampisehoana izany ny tomponandraikitry ny fiangonana.(cf Midi Mada)
Misy tohiny
37. diloo ( 07/01/2011 03:41)
Tohiny
Setrin'ny vao2 ny Express sy Midi Mada, di toy izao no azoko tsoahina:
Ho an'i FPVM île de France manadio fa fanaratsiana ny FPVM sy ireo milaza fa tsy dia marina loatra, hoy aho hoe asa tokoa!
Saingy amiko, dia ity ny information clé tsy afahan'ny FPVM manadio tena sy hitady bouc
émissaire hafa:
« Deux jours plus tôt, la femme possédée, encore en cavale, a accosté le jeune homme à Ambatomirahavavy, lors d'une cérémonie religieuse, pour conjurer un maléfice. Des fidèles de l'église ont dû se saisir d'elle », a lâché le « mpiandry »
Izany hoe, une fois ok ny saisissement de la femme possédée par les fidèles de la FPVM à Ambatomirahavavy, l'accord est donné par les responsables du siège pour que l'exorcisme de Rija se fasse(hoy ny reniny:misy devoly 112 ao aminy) en haut lieu de la FPVM antaninanandrano avec la complicité des 2 pauvres femmes. Les rituels ont été effectués sous l'encadrement de mpiandry et filmés par un cadreur de la FPVM.

matoa angamba natao tao ny ôtran'ireny d efa nanaiky daholo ny mpiandry sy ny mpitandrina tao ary ny mpivavaka rehetra!
(cf Sylvain)

Mikasika ilay cadreur:noho ny fahitany ilay toe-javatra hafahafa niseho tao am-piangonana no nahatonga azy naka ny «camera» ka naka sary ny zavatra rehetra nitranga mba hampisehoana izany ny tomponandraikitry ny fiangonana.(cf Midi Mada)

Donc nomen'ilay mpaka film an'ny sefon'ny FPVM ilay vidéo. Matoa tsy nanao commentaire ireo tomponandraikitra, dia mazava ho azy fa fomba fanaon'ny FPVM ireny fandrahona devoly ireny au sein méme de son siège qu'est l'église FPVM.
Alors mbola hilaza ve ny FPVM île de France fa fanaratsiana ihany, anefa toa fomba fanaonareo ilay izy raha dinihina ny vao2 re, hita sy voavaky.?
Araka izany,dia toa samy FPVM connection io afera io fa tsy resaka fanaratsiana na resaka tsy dia marina loatra hoy ny mpisera sasany eto.
Raha tsy marina tokoa io, vous pouvez ester en justice l"Express et Midi Mada pour diffamation.
Mandrapaha, aleo samy miandry ny valin'ny Fampanoavana Anosy manoloana ireo inculpés.
A+
38. cyril ( 07/01/2011 09:53)
sali diloo ! ary tena nivadika pastera be tao i bainn saaannn 'a tsara alou refa niova e ! fa mba tiohizo hatram farany donk mifonah alou amin'i nanjakely vo tena vrai paster ela

FPVM lety milay a fpvm manja
39. diloo ( 07/01/2011 11:57)
cyril:

sali diloo ! ary tena nivadika pastera be tao i bainn saaannn 'a tsara alou refa niova e ! fa mba tiohizo hatram farany donk mifonah alou amin'i nanjakely vo tena vrai paster ela

FPVM lety milay a fpvm manja

sali cyril,
Fangaha moa raha mandray anjara dinika ato @'ny lohahevitra Fivavahana,finoana, dia voatery tsy maintsy manana statut de pasteur vao afaka mandray anjara.
Non tsy pasitera aho. Ary raha mandinika ny zava-misy mitranga toa itony, izay vao2 navaokan'ny mpanao gazety sy ny mpandefa horonantsary, dia aleo manaja tena tsy ho pasitera.
Jereo fa ireo tokony hitondra ny ondry @'ny lalana mahintsy indray ity no mitondra ny mpanompon'Andriamanitra ho mpilalao demonia.
Ianao moa nifidy pseudo Cyril izay misy consonance"sira".Izany hoe masirasira lotra ny fiananao, dia tsy mahagaga raha miteny ianao hoe:
"FPVM lety milay a fpvm manja". Izany hoe mitady zava-mamy maha mety anao ianao.
Izay izany no nahatonganao nifidy sary manja hanamarianao fa manja sy milay, fa tsy masira intsony ra-cyril (ra-sira) fa nahazo tsirona tantely @'izao fomba fanaovana vetaveta ao @'ny fiangonanao io. Koa itako ianao no mahazo tsirony sy tsy mihafahafa. Koa bon appétit leity an!
Raha ny fomba fahitako sy ny fomba famaliako ity dinika ity kosa no mahatonganao nihevitra ahy ho pasitera, dia rehefa mihaino ny hafatra ireo mpanao toriteny izay heveriko fa manaja ny soridalana entina hijoron'ny vahoaka an'Andriamanitra ho vavolombelony, dia raisina sy tsakoina izay hafatra henoina fa tsy manao manja sy milay fotsiny ao am-piangonana.
Tsy midika akory izany fa tonga lafatra aho na izaho no madio indrindra.
Fa kosa, rehefa mihaino hafatra aho, dia mihezaka mandalina sy maka izay mety afahako manantona ny Tompo Avo indrindra amina maha mpanota ahy.
Tsy dia matanjaka firy ny finoako, ary manozongozona ny finoako manokana ny toe-javatra toa itony.
Sambatra ianao izany nahazo famendrehana @'ny fomba heverinao fa izao toe-javatra toa itony no mety mahasoa sy mahavonjy ny fahotana ny olombelona satria ianao manome lesona ahy.Saingy tsy azonao alaim-panahy @'io filozofia vonaninao izay milay sy manja araka ny fomba fahitanao izany aho.
Marina tokoa ny teninao fa tokony mifona, saingy tsy convaincu aho fa @'ny fomba toa naseon'ny FPVM milay sy manja.
Eisy e ry cyril milay sy manja e! lol
40. diloo ( 08/01/2011 02:08)
FPVM connection suite

Ny valin'ny Fampanoavana Anosy manoloana ireo inculpés omaly:

Après les enquétes préliminaires auprès de la gendarmerie et les juges au Parquet, quatre personnes impliquées dans l’affaire de la vidéo porno tournée dans l’église FPVM Antaninanandrano, ont été placées sous détention préventive à la prison d’Antanimora.
Il s’agit en fait, de Rija l’acteur principal, les deux mpiandry : Alijesy et Johnson, et Robert le cameraman. En revanche, l’actrice principale et Gérard Faouzi dit Karàna ont bénéficié d’une liberté provisoire.
D’autres personnes impliquées dans cette affaire font encore l’objet de recherche des forces de l’ordre. Entre autres, la deuxième actrice principale du film et un pasteur.
Faut-il rappeler qu’à part la plainte déposée par l’église FPVM, les individus inculpés dans cette affaire ont déposé une plainte pour diffamation contre l’église FPVM, auprès du Parquet. D’après leur déclaration : « Tout ce que nous avons fait dans la vidéo a été exécuté devant un pasteur et fait partie des rituels de l’église pendant une séance de délivrance. » Une affirmation niée catégoriquement par les responsables de l’église FPVM.
La scène a été effectivement tournée dans l’église FPVM à Antaninanandrano le 19 aout 2010 vers 19 heures. Un film qui met en scène deux femmes quadragénaires préalablement brutalisées, sous les ordres d’un homme qui les humilie en leur faisant exécuter des positions pornographiques. Et ce, devant des « mpiandry » et quelques croyants et méme des mineurs, qui apparemment sont déjà habitués à ce genre de pratique.

Ny azo tsoahina ao @'io vao2 navoakan'ny gazety Midi Mada,dia hita taratra fa tsy resaka fanaratsiana ny FPVM izay noheverina fa misy hery avy any ivelany mikasa anao destabilisation azy.
Saingy afera interne samy FPVM ilay izy. Mifamafao ny resaka plaintes, satria samy zareo FPVM mpanao film etsy andaniny ary ny FPVM tsy nanampo ny famoahana secret izay navaoka hitam-bahoaka, etsy ankilany.
Setriny, dia samy izareo ihany no mifampitory.Izay no ilazako hoe: scoop FPVM connection ilay izy kay.
Ho fanamafisana ny déductions natao tato @'ity dinika nampidirin'i lagoon ity, dia nisy remarque nataon'ny Midi Mada ity:
La scène a été effectivement tournée dans l’église FPVM à Antaninanandrano le 19 aout 2010 vers 19 heures. Un film qui met en scène deux femmes quadragénaires préalablement brutalisées, sous les ordres d’un homme qui les humilie en leur faisant exécuter des positions pornographiques. Et ce, devant des « mpiandry » et quelques croyants et méme des MINEURS, qui apparemment sont déjà habitués à ce genre de pratique.
Mitombona araka izany fa fomba fanaon'ny FPVM ny fandrahona devoly toa ireny satria hoy ny soratra etsy ambony, ny mambra ao, dia: sont déjà habitués à ce genre de pratique.
Tena sarotra sarotra ihany ny fahafahan'ny FPVM hanao démenti concernant le secret de leurs rituels.
D'autant plus que hiditra @'ny phase hanaovana enquéte au fond, fixée le 8 février prochain ny Parquet.
Tokony mandefa mpanao enquéte ao amin'ny FPVM île de France i Bruno Hortefeux. Sao dia sanatria mampiasa fandrahona demonia ao frantsa(interdit ireny), indrindra manoloana ny ankizy mineurs. Tandremo ihany ry zareo fa sao ho tratran'ny manipulation mentale ny zanakareo.Kozy e!
A bon entendeur.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3884