Izao no antony tsy hitiavako ny fivavahana.Mamao-fady ny FPVM.Ny ankizy akoa tsy hijery!!!

1. lagoon ( 21/12/2010 17:20)
Izao koa no antony nanidin'i Ravalomanana io FPVM io.
Fa dia lasa mpanongam-panjakana daholo ry leirony !!!


http://collectif-gtt.org/content/21122010-fpvm-antaninanandrano-fanalana-devoly-miendrika-visa-vid-os
novalian'i ainania19 ny 04/02/2018 16:26
2. arialy ( 21/12/2010 18:44)
matsiravina be é
3. sylvain ( 21/12/2010 19:15)
na d atao hoe mpamosavy aza izy roa vavy tena tsy tokony any @ atao hoe fiangonana, raha atao hoe fiangonana io trano io,zay mihitsy no tsy hilaina ireny fivavahana mitsangana etsy sy eroa reny fa vao maika ny zavatra tsy fanao no atao any!
4. locl ( 21/12/2010 20:16)
Dia tena variana aho rey olona fa hay ve dia misy ny manao porno aminy fomba hafa ao Dago ao e! Efa ela ireny fikambanana sy fivavahana mipoitra ets sy eroa ireny no manao zavatra toy izao.
Hoy aho hoe, mbola ho maro ny zavatra hitranga ato ho ato
5. lagoon ( 21/12/2010 21:08)
Only God,No religion!!

Tsy mila mitsikera ny fomban'ny Silamo sy ny Jiosy na ny Hindou ny Malagasy milaza fa kristianina fa eo akaiky eo ihany dia hahitana habibiana!!!
6. lasa ( 23/12/2010 11:04)
Tena tsisy sary mivoaka ry zareo a!
7. AndriambyII ( 23/12/2010 14:33)
Avadika ny tafa avadika ny taria , vehivavy roa mytho machiavelique, lehilahy iray milaza azy ho mpanàla demony efa very fanahy, cameraman tsy matsinjo lavitra afatsy ny hitan' ny masony , raha nisy pasitera tao @ ireo video ireo dia pasitera efa very finoana sy very saina (tsy tokony nanankatonan'izao adala rehetra izao ny fiangonana akory ), zazalahy iray nilaza fa niharan' ny famosaviana (un manipulateur , mentaliste psychotique,...),saika hadino ireo olona vavolombelona nanatrika curieux sy tena mpamosavy malemy, izay no fahitako ilay scenario .
Raha ny tena votoatiny indray dia fanalàna baraka ny fiangonana protestante ataon' ireo intrus sy inadherable @ mahamasina ny fivavahana no tena tanjona eto , efa fanaon' ny olona @ izao fotoana izao tokoa mantsy izany @ lafiny finoana rehetra misy .
Bref ,ny samy milaza azy ho olomboavonjy nefa borgne no mifanàla maso @ tsy fahalalàna sy fahavendranana .
8. tsikiowa ( 24/12/2010 19:18)
Fandotoana fotsiny io e! afaka manao film n'importe quoi ny olona dia alefa amin'ny intenet ary asiana resaka n'importe comment...
Izaho tsy mino an'io, ny fandroahana devoly tsy otran'izao.
9. tsikiowa ( 24/12/2010 19:22)
Andriambyl: mitovy hevitra tanteraka amiano aho tsy misy ady hevitra.
10. sylvain ( 24/12/2010 22:25)
raha atao hoe film n'importe quoi io na resaka n'importe comment, d ny mpiandry sy ny pastera ao @ io fiangonana io ve d hangina tsy hiteny raha mahita io zavatra io, matoa angamba natao tao ny ôtran'ireny d efa nanaiky daholo ny mpiandry sy ny mpitandrina tao ary ny mpivavaka rehetra!
11. zandry01 ( 27/12/2010 09:54)
2 volana lasa zay dia efa niresaka an'io zava-misy io teto aho saingy indrisy fa fanenjehana sy fanaratsiana ary karazana ompa no namalian'ny maro aho t@ zany, zao niseho mivandravandra toy ny vay an-kandrina ny zava-misy.
Zay mbola mazoto mivavaka ao @ FPVM dia mazotoa.
12. 0uioui ( 27/12/2010 10:29)
tsy ny FPVM ihany akory no manao tahaka io ...misy vetaveta lavitra lavitra noho io ataon'ny fiangonan-drazana iray efa tranainy zay ,saingy sarotra moa ny milaza azy satria misy amitsika ato mafana fo be ao amin'io fiangonana io , fa tsy azo ekena izao raha hitan'ny fitondram-panjakana izao film izao ,ka voaporofo mazava fa nisy .
---misy hoy aho vetaveta lavitra noho io resaka mpamosavy io ataon'ny fiangonana lehibe iray , saingy tsy fantatr'isika izany satria sarotsaromana amin'ny endrika sodoka ivelany sy famirapiratana hita maso , mbola betsaka ny listes raha ireo resaka "eglise sorcièeeere'" no resahina .

fa ity aloha no tratra ka tsara mandray andraikitra ry FATy fa tsy miady seza fotsiny ao manakatona miaraka amin'ny vava an'io eglise vetaveta io a
13. andrimboara ( 27/12/2010 11:33)
Samy maika ny hiteny daholo isika. Tsy mahagaga fa io mihitsy no fombantsika tsy mampandroso ny firenena. Ao ireo manararaotra manaratsy ny FPVM( mikoha-maina aza atao!). Ao indray ireo miaro be fahatany ny finoana misy azy.
Te hisarika ny sain'ny rehetra aho eto. Tsy aleo ve mba miara-miaiky fa tsy mety ary tsy rariny ny zavatra hita an-tsary eto aloha, izay vao mitady ny fomba ialana amin'ny olana aterak'izy ireny. Lany fotoana mifanaratsy eto isika; nefa na iza na iza dia hizaka ny vokatr'ireny zavatra mamoafady ireny (indrindra ho an'ireo izay niteraka).
Ny teniko farany dia ny zava-misy anaty fiaraha-monina ireny, ka mila fiheritreretana fa tsy fifabomezantsiny. Andao atao ny fanadihadiana ary raisina ny fepetra hentitra.
Averimberiko foana fa ny vahoaka adala dia tsy hanana mpitondra hendry; fa matoa ratsy ny mpitondra dia ny fiaraha-monina no anton'izay.
0uioui:

tsy ny FPVM ihany akory no manao tahaka io ...misy vetaveta lavitra lavitra noho io ataon'ny fiangonan-drazana iray efa tranainy zay ,saingy sarotra moa ny milaza azy satria misy amitsika ato mafana fo be ao amin'io fiangonana io , fa tsy azo ekena izao raha hitan'ny fitondram-panjakana izao film izao ,ka voaporofo mazava fa nisy .
---misy hoy aho vetaveta lavitra noho io resaka mpamosavy io ataon'ny fiangonana lehibe iray , saingy tsy fantatr'isika izany satria sarotsaromana amin'ny endrika sodoka ivelany sy famirapiratana hita maso , mbola betsaka ny listes raha ireo resaka "eglise sorcièeeere'" no resahina .

fa ity aloha no tratra ka tsara mandray andraikitra ry FATy fa tsy miady seza fotsiny ao manakatona miaraka amin'ny vava an'io eglise vetaveta io a
14. ndenn ( 28/12/2010 09:03)
Ny fampisehoana zavatra tsy marim-pototra ohatr' izao no mahatonga ny hetsika adala ananan' ny olombelona rehefa mitroatra izy , fifanongoan-javatra mitovitovy @ izao no nahatonga ny 11 Semptembre tany USA ry zareo ka dia anjaran' ny malagasy no mieritreritra hoe inona no alaolana .
15. fijo ( 28/12/2010 21:12)
ka io anie ao "ampiangonana"fa tsy ao "ampivavahana "e.
miangonagona ao ireo dia izao no vokany,fa raha mivavaka ao ireo mety zavatra hafa no nataony.
16. diloo ( 29/12/2010 02:48)





ndenn - 28/12/2010 10:03
Ny fampisehoana zavatra tsy marim-pototra


Heuu! Asa aloha raha tsy marim-pototra araka ny voalazanao.
Fa kosa hoy ny gazety Midi madagascar hoe:

FPVM : La vidéo prise à l'intérieur de l'église

Mardi, 28 Décembre 2010 00:00

La vidéo a déjà fait le tour de la ville, est postée sur internet et est déjà disponible en VCD, vendue sous les manteaux à 2 000 ar. Il s’agit d’une scène de sexe entre deux filles préalablement brutalisées, ordonnées par un homme et humiliant ces dernières à exécuter des positions pornographiques. A première vue, la scène se déroule dans une église de la capitale, à la FPVM Antaninanandrano. Le porte-parole de l’église, en la personne de Michel R, a affirmé que l’église ne souhaite faire aucun commentaire. Néanmoins, à lui d’affirmer que « la scène se déroule effectivement dans l’église FPVM. Par contre, l’on ne sait pas à quel moment, à quelle époque et dans quelles circonstances ces scènes ont pu étre filmées ». En effet selon ses explications, les fidèles de l’église FPVM n’avaient pas accès à l’église entre 2005 et 2009. Ainsi, « d’autres fidèles ont occupé l’église entre 2005 et 2009. Nous ne pouvons pas vérifier l’époque à laquelle les scènes ont été tournées ; d’ailleurs, nous ne reconnaissons pas les personnes sur la vidéo » explique-t-il. « Une plainte a déjà été déposée et l’enquéte est en cours » affirme-t-il. Pour l’heure, aucune arrestation n’a eu lieu. Mais les responsables essaient déjà de mettre la main sur toutes les vidéos vendues dans toute la ville.
Anjara Rasoanaivo

Koa asa tokoa?
17. fijo ( 29/12/2010 19:42)
ary aok ahazava,fa ny mpino ao amin'io fiangonana io ,dia mihaiky fa tao io no natao.ny fotoan ano mody hialany bala fa tsssss
18. AndriambyII ( 30/12/2010 08:00)
Fomba iray nentin' ireo acteurs intermitents rehetra niseho tao @ ireo video rehetra ireo hitadiavam-bola io fa tsy dia marina loatra , nanampy tosika sans conviction tsy satry ny organismes mediatiques sy ny net ary ny forongony.Dia mbola manampy trotraka ihany koa isika eto @ serasera .Dia mihitatra be ilay izy avy eo ary izay ilay lazaina hoe intox fatsy info intsony.
19. diloo ( 30/12/2010 09:28)
AndriambyII:

Fomba iray nentin' ireo acteurs intermitents rehetra niseho tao @ ireo video rehetra ireo hitadiavam-bola io fa tsy dia marina loatra , nanampy tosika sans conviction tsy satry ny organismes mediatiques sy ny net ary ny forongony.Dia mbola manampy trotraka ihany koa isika eto @ serasera .Dia mihitatra be ilay izy avy eo ary izay ilay lazaina hoe intox fatsy info intsony.

Koa inona ary no andrasan'i ra8 boamba hisambotra ireo acteurs intermittents voakaraman'i Andriadefer io. D'autant plus que efa nivaoka Midi mada sy ny médias sy hita eto @'ny sera io raharaha mamoa fady io. En plus, voarohirohy ao ny HAT fa ny FPVM no mpanohana azy ireo @'ny ankapobeny. Raha te hivavaka @'ny vody sy lavaka @'io tarehin-javatra niseo t@'ireo vidaka ianao dia bon appétit izany ianao.
Tsy te ho @'ny toeranao aho kle. Araka ny lazain'i Fijo hoe miala pa ny mpivavaka @'io fiangonana io fa sirika ny fomba fanao mamoam-pady eo antrehan'ny mpiara-belona.
Amiko tsy izao no atao hoe fanompoan'Andriamanitra fa kosa fanompoana an'i satana.
Izay voa azoko inona no mahatonga anao nifidy anarana ho andriamby na flingeur de fer pour mieux réduire ces 2 pauvres femmes et porter atteinte à leur intégrité. Io no ligne de conduite ny HAT izay miankina @'ny tsy fanajana ny Zon'olombelona, eo amban'ny fitariahan'ny fiangonana manohana azy azy.Tsss. Tena marikoriko.
20. 0uioui ( 30/12/2010 10:30)
...mbola tohiny ary : IO NO HITA SY TRATRA fa sur zany fa efa nisy horera be noho io nataondry zalahy ireo talohan'io hatramzay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0995