Mba mihetsiketseha isika ry serasera point org a..

1. cyril ( 20/12/2010 16:48)
Lasa mahazo vahana atsy amin'i politika atsy anie i bazylou rey oul raha mivenavena eo tsy mamaly azy eo isika e

ao lery ao zao tena otran'ny pansavy mihome alina mihitsy fa mandihindihy erak'izao fasa-poana zao nedala sady mivanivany be mapataoatra !..

isika mpisera mpanohitra anefa no tena antsoiny sy katsihany lava io !!

ka tsara ihany raha mba mijoro ami'ny maha-olona isika fa de ze io Tgv mi déraillé io ve no hampory atsika mianakavy ato e

mihetsiketseha ry reto fa resitsika foana ireo mpanagalatra fahefana ireo a



ity alou hiran'i zokibe handinihana azy !! de mba hendre amzay oa bazily fa efa tezitra daholo ny oul
novalian'i 0uioui ny 23/12/2010 15:52
2. cyril ( 20/12/2010 16:50)
azafady misy diso tsipelina kely le hampaory

ka tsara ihany raha mba mijoro ami'ny maha-olona isika fa de ze io Tgv mi déraillé io ve no hampaory atsika mianakavy ato e

sady tonga de niova hevitra beuu hon hon hon
3. stysane ( 21/12/2010 16:06)
mietsiketsika aona lo zany fa tena tsy azonay mitsy azavao tsa ra e! de misaotra lo @ le fampirisisna e! fa zao a! ndao sika piserasera reetra iara ietsika daholo de tonga de mirodana ze vodonan tsika eo ! sa aona hoy nareo sy toi !
tairo ary ; alefa tonga de lasa a!
baiza nareo zany e!
zah ve ranga efa vonona be ko ! tena izy zany fa tsy haniany a!
4. 0uioui ( 22/12/2010 10:13)
ok rastysane a marina ny anao fa hiaraha mandona ndray mande fotsiny koa ane io gouvernement poubelle io de mirodana ee

isika gasy no miandry ho voa mafy vao mietsika
5. stysane ( 22/12/2010 15:58)
mila mietsika sika ry ouioui a! fa ony a! inona kay no nanoratanao lay mesages afa iray iny ho ahy ! sady tsy hainao akory ny olona andefasanao lay izy !
dinio iany alo zay vo manoratra e!
so mahatezitra ny rehetra e! ka manjary manaratsy ity takelaka natao ifandraisantsika malagasy ity! to lasa zary isika tompony indray mantsy no miady ato ka tena tsy mety fa mba tandremo iany ry zalah a!
6. 0uioui ( 23/12/2010 10:24)
ok marina zany bain a azafady fa somary efa katrikatry a tame nanoratra aniny d somary nivilana l resaka e ,fa efa ao tsara a zao fa olety a ela ve tsy i batista marina e za manko miandry ny fidiranlery ato fa mbola misy resaka ifanaovana zahay mitsamy vo itohy ny ato ,okay bain a mankalaza e merci nananatra e
7. stysane ( 23/12/2010 15:44)
salut ouioui ! ouioui a! na izaho ko aza mba misotro iany fa ataoko @ dose norme mba tsy ahatonga ahy amalana @ zavatra rehetra ataoko sy soratako ha an iafa e!ambarako anao eto fa tsy i badista nao zany aho ! tena anarako io sane io, ary stysane no solonanarako ato @ serasera; ngamba koso mahavaly ny fanontanianao zay voalazako zay! fa mazoto miserasera, de aza manao ze mahatezitra ny afa intsony , fa mba endre tsara @ zay e! ataovy @ dose norme iany letsy refa misotro a! ny fandraisana anjara ko anie no zavadehibe fa tsy ny hoe ela mamo e!
zay letsy fa veloma a!
stysane! na i sane!
8. 0uioui ( 23/12/2010 15:52)
ok ,ok mifona ee ok
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4647