sairan-tsaina aho

1. Summer ( 15/12/2010 18:18)
Salama daolo,

Toy izao ny tantarako izay feheziko.Izaho dia nisaram-panambadiana efa 5 taona izay ary 2 ny zanako izay mipetraka miarka amiko.niaraka tamanol aho tarinanio nisaraka io.tena tiko tena tik io ol io, ary raha ny fiarahanay dia za ko mahatsapa fa tena tianay 3 mianaka izy.ny olanay nefa dia affecte taty amorontsiraka aho,Vao lasa aho de ny resakay oe hatao aingana ny soratra de hangataka affectation ko izy,zao loha za vo mahalala fa tsy nanao izy.1 volana teo zay de otrany tsapako mandingalainga zany izy de ref tratra de izy no kizintina voalohany. za moa amimilay alavitra dia tsy maka lagy mihitsy fa mandamina foana!lazainy fa tsy afaka miresak ela @ fone ono izy f tsy afaka chragena ny foneny fa simb ny chargeur ka ra low bat izy zany de sairana, zany oe ref tsy tratra antso izany izy de low bat!Fa t@ zoma teo kosa tena tsy zakako le laingany!lazainy fa voan'ny accident on izy de tapak ny deboite ny tongony ny maraina tsy niteny taiko izy fza sendra niantso fotsiny no niteny izy oe ty @ hopitaly za!niteny nzy mihitsy azany oe otrny ol tsy marary mihitsy ny fahenoko anao. hariva @ 5 z miatso azy efa mieritreritr oe any antrano izy, miandry depannage on izy nef ny ol tokony haka azy lazainy efa tonga any mo mpiara-miasa aminy be dia be ny any @ le fiara.tezitra b za de oza oe mil pause kely lo za oa!ny nahagaga ana de tena otrny oe efa niandry ny teniko ho latsaka fotsiny izy de tonga de notapahany de vita.za tsy iantso azy mihitsy satri fatako f nandaing izy nefa za tena malahelo b mil tsy ho zakako mihitsy.Rehefa miady ko zahay de za foana no manambitamby ary tsy maharitra 1 andro tsy mifampirsaka izany izahay f t@ ty tena efa ho 1 semaine zao de tena oe efa nandrasan v zan le adinay?ten malahelo b mihitsy a!
Otray tsisy azo atao intsony angamba!lasa aty amorontsirak tsy satry zahy 3 minaka tsy havan tsy namana, tena navelany mihitsy!izy zao any miaraka @ namany vaovao....
Misaotra mamaky fa tena tsy misy ol hitantaraina za de lasa aty no miesaka
mhereza daolo
novalian'i faeh ny 14/02/2011 18:49
2. dimo ( 16/12/2010 07:00)
miarahaba anao ary mampahery ihany koa. marina fa mafy tokoa ny mahazo anao indrindra fa ireo zaza roa tsy eo anatrehan'ny rainy na dia tsy fantatro aza ny antony nisarahanareo. Za tsy hiresaka izay fisarahanareo fa tiako hahatongavana dia ny hampahery anao renin'ireo zaza ireo mba ho tafita @ fiainany. Ny torohevitra arosoko dia ny hitodihanao manokana amin'ireo zanakao ireo satria ireo aloha izao no azo antoka fa anao ary tsy misy sarobidy tahaka ny zanaka.
3. Summer ( 16/12/2010 11:54)

dimo:

Misaotra indrindra mampahery fa tena marina mihitsy izany.Ny olana amiko izao ny hiteny amireo ankizy oe naninona no tsy tonga hanao fety iarakaminay satri ny programa efa vita tsara daolo.Ilay ray niteraka azy reo mo tsy dia tiny satri nahita ny dega nataony fa ity tarina kosa tena tindry zareo tsara fa de tena nahagaga ana mihitsy nahatonga ilay tapaka tampoka de tsy mba nijery ny ankizy akory izy fa izay zany ilay lalana e!tsy naterany ko mo ka tsisy afaka ny hanery!za no efa tsy ambinina dia aleo mipetraka tsara manasoa ny ankizy. Merci bcp
4. sylvaine ( 17/12/2010 10:28)
Tsy hoe manakivy anao aho Summer,fa mahery ilay hoe lavitry ny laso ,lavitry ny fo.matetika koa na dia tena tia anao aza izy dia eo foana ilay eritreritra hoe hitaiza zaza 2 tsy naterako,ny havany koa etsy andaniny manampy azy @ izay angamba.Fa mahereza fa hoavy eo foana ny anjaranao eh!aza mora kivy @ vhv 1.
5. Summer ( 18/12/2010 17:59)
ie,tena marina mihintsy izany oe tsy maintsy hanana blem @havany dia lasa zarany aza nisy moyen nialanaizay no mahakamo ana idray oe mbola iverina hiti olona indray fa itovy amizao foana !raha ny niainnay nefa dia tsy nampisehony mihitsy izany fa dia otrany nety be izany ilay fiarahana fa tsy anjara zany!
6. Aynah ( 14/01/2011 17:27)
Summer, arahaba tratrin'ny taona vaovao! Izao no lazaiko anao, matoa lazaina aty amin'ny toerana otrzao le blem dia ny mba hahamaivana azy, iaraha-midinika, ahitana solution satria hevitrin'ny maro mahataka-davitra! 1° aloha dia mampahery anao, 2° tahian'i Jesosy manokana ianao sy ny zanakao 3° avadio ny pejy fa vaovao ny taona! Nandalovako io toeranao io, fa ny mahasamy hafa antsika, zaho mbola tsy vady tsy zanaka, fa kosa olon-tiako tena tiako no namitaka ana, nandainga be foana izy jusk'à zahay nisaraka! Nefa izy nampianatra an'ahy hoe ratsy ny lainga... mampalahelo le toetra! Sarotra aloha ilay manadino, nefa ovay ny fijery, manovà fomba fiaina, ohatra hoe miezaha mamboly voninkazo isaky ny malahelo, miezaha manokana fotoana ho an'Atra, aza asiana fotoana very mihintsy na fotoana malalaka kely mba tsy ierehan'ny sainao aminy. Aza manozona azy, aza mamisavisa ratsy fa ento am-bavaka ny fiainany sy ny laingany fa ho hitanao ny effet-ny! manorata amiko raha mila fanampiana ianao "aina.nature@yahoo.fr"
7. mirananirina ( 18/01/2011 10:18)
Ohatra ny hoe manakivy aho raha hiteny hoe adinoy ny anarany!!!!matoa izy tsy nanaiky hiaraka @ nareo dia mbola tsy tena ao tsara ilay fitiavany.
Andramo ihany anefa ny manambitamby azy sao mbola manaiky ihany izy.
8. andrywui ( 18/01/2011 11:33)

Ohatra ny hoe manakivy aho raha hiteny hoe adinoy ny anarany!!!!
ssniiiff....sssnniifff!!
9. vale ( 28/01/2011 22:58)

[quote=andrywui]

Ohatra ny hoe manakivy aho raha hiteny hoe adinoy ny anarany!!!!
ssniiiff....sssnniifff!!
-------------
Oh ry Andrywui, de faly am mahazo ny sasany ve enao?! sodé mba tsy mety !!
10. vale ( 28/01/2011 23:07)
Summer> bjr! tena marina fa ny lavitry ny maso lavitry ny fo, anefa koa efa teny nieranareo ilay izy, manome tsiny anz ihany za aloa raha mamaky ny ttara, za koa miombon-kevitra amin'i Mirana oe: na adinoy izy dia manova no mety, toro-hvt kely ftsn mikasika ny ankizy, mila ijerevana psychologue izy ireo raha io cas io satria ho sarotra amindry zareo ny situation vaovao, na koa, ataovy izay hanambatambazana anaz, raha toa ka tena tsy mahafoy azy enao, anefa koa aloha sarotra ny hanatanteraka izay satria izy diso satria mandainga etc,,
Raha ny voalaza etsy ambony kosa dia DISO ny hoe malheureuse enao satria efa manana zaza2 ary tsy rarahian'ny rainy izy ireo, ireo zaza ireo no tena mampalahelo, fa enao ve moa tsy ahita oul eny foana, dia izay koa no nahatonga anah hiteny hoe: mialà nenina ihany aloha satria raha ny fahitàko ny fisainan'ny Gasy dia tena mbola mitoetra be anatin'ny lhl Gasy ny fandrafesana ny zana-bady, hita miharohary izany raha namaky ny valin-teny etsy ambony zah, lol!, (tsetsatsetra tsy aritra iny), fa miala nenina, na ijerevo psy ny ankizy raha toa ka vonona hisaraka aminy enao, tsindriko kely ian anefa Fa ilay solution faha2 no metimety kokoa, aza matahotra fa mety foana io, efa be ny cas hitako hoatr'izany, ny tena ray aman-dreny no misaraka aza, fa mety io, tsy afaka hiaritra ny tsindry hazolena ataon'ny vady enao fa mety poizina ho an'ny zaza koa izany, (lasa mivoana), izay ary ny mba conseils kely avy aty fa mirary anao ahita vahaolana haingana, bonne chance dia mahereza fa tsy maintsy misy foana ny solution, any aminao ihany izany anefa!! bisous! :)
11. soanja ( 01/02/2011 23:13)

Sarotra dia sarotra tokoa ny manadino olon-tiana. Tsy mora amin'olombelona io ary maro ny mandalo izany. Ny hany avy aty amiko izay hanamafisako ny teo ambony dia ny manova fijery hiatraika fiainana vaovao.

Raha misy olona iray mandainga indray na indroa ka tratra dia aleo ialana izy fa tsy mahasoa na anao na ny zanakao ary indrindra ilay mpandainga. Omeo tso-drano izy handroso fianana hafa indray amin'izay dia fantany hoe tapitra teo ilay pejy iny.

Ny fomba hanamorana ny fanadinoana olona dia ny manao activite vaovao indray. Raha any amin'ny province ohatra dia mitadiava namana mitovitovy zavatra tiana atao. Ohatra hoe mandeha miangona dia mavitrika amin'izay zavamisy ao. Itadiavo namana ny zanakao dia ireo ray aman-drenin'ireo no alaivo namana koa. Mankanesa any amoron-dranomasina dia manao zavatra mahafinaritra any na miara-milalao amin'ny zanakao any fotsiny aza raha amoron-dranomasina, mandeha manao piscine na manao tennis. Isan'ny zavatra nataoko tena naha-mora tamana ahy amin'ny fiainam-baovao hanadinoana izay nialana dia ny mihazakazaka dia mihirahira , namonjy dance class. Raha misy bibliotheque any aminareo dia ento any zanakao dia manaova activite na manao volontaire amin'izay hanampiana ny fiarahamonina. Mianara zava-baovao mbola tsy fanaonao mihitsy ohatra hoe mianatra mikabary, manorata poezia sns sns... na mianatra hoso-doko aza... Tadidio fa rehefa variana ny sainao dia miodina moramora ny fiainana dia mivadika ny pejy. Amin'ireny activite ireny dia misy fandaharan'Andriamanitra matetika. Amin'ireny no ahitanao ny tsiron'ny fiainana izay noheverinao mangidy amin'izao.

Mahereza.
12. bunny ( 02/02/2011 22:55)
soanja:

Summer, tena klasika na olona manipulativa b ny anao lahy. Marina fa mampalahelo ny mahazao anareo 3 mianaka fa misaorana an'Atra fa tsy nanambady azy enao. Olona tsy mendrika izy mamitaka tsy enao irery fa ny zanakao ihany koa. Marina ihany koa fa tia azy enao fa ho tantinao v izy ao anivony fanambadianareo hande hiaraka @ vhv hafa any?
Mahereza tokoa fa samy manana ny maha izy azy daholo ny olona rehetra ary mino aho fa indray andro any mbola hihiratra ny masoandro ho anao!!!!
13. summer ( 03/02/2011 05:56)
faly miarahaba anareo tratry ny taona daholo aloha dia misaotra betsaka @ conseil rehetra fa tena manampy ary tena hitako nampiakatra ny moral ko mihitsy ilay miresaka ato.
Efa miezaka za ny mameno ny fotoanako @ asa izany.Fa ireto ankizy no otrany tsy mety mino izany fa angamba miaraka @ fotoana de mba hilamina ihany zareo. asa nefa ampanaoviko scout mba hameno ny fotoanandry zareo koa manao activite izay mba vitany de mba milamina ihany.
Misaotra betsaka e! tena zava dehibe amiko daholo ireo conseil nareo ireo.
bunny:

soanja:

Sarotra dia sarotra tokoa ny manadino olon-tiana. Tsy mora amin'olombelona io ary maro ny mandalo izany. Ny hany avy aty amiko izay hanamafisako ny teo ambony dia ny manova fijery hiatraika fiainana vaovao.

Raha misy olona iray mandainga indray na indroa ka tratra dia aleo ialana izy fa tsy mahasoa na anao na ny zanakao ary indrindra ilay mpandainga. Omeo tso-drano izy handroso fianana hafa indray amin'izay dia fantany hoe tapitra teo ilay pejy iny.

Ny fomba hanamorana ny fanadinoana olona dia ny manao activite vaovao indray. Raha any amin'ny province ohatra dia mitadiava namana mitovitovy zavatra tiana atao. Ohatra hoe mandeha miangona dia mavitrika amin'izay zavamisy ao. Itadiavo namana ny zanakao dia ireo ray aman-drenin'ireo no alaivo namana koa. Mankanesa any amoron-dranomasina dia manao zavatra mahafinaritra any na miara-milalao amin'ny zanakao any fotsiny aza raha amoron-dranomasina, mandeha manao piscine na manao tennis. Isan'ny zavatra nataoko tena naha-mora tamana ahy amin'ny fiainam-baovao hanadinoana izay nialana dia ny mihazakazaka dia mihirahira , namonjy dance class. Raha misy bibliotheque any aminareo dia ento any zanakao dia manaova activite na manao volontaire amin'izay hanampiana ny fiarahamonina. Mianara zava-baovao mbola tsy fanaonao mihitsy ohatra hoe mianatra mikabary, manorata poezia sns sns... na mianatra hoso-doko aza... Tadidio fa rehefa variana ny sainao dia miodina moramora ny fiainana dia mivadika ny pejy. Amin'ireny activite ireny dia misy fandaharan'Andriamanitra matetika. Amin'ireny no ahitanao ny tsiron'ny fiainana izay noheverinao mangidy amin'izao.

Mahereza.

Summer, tena klasika na olona manipulativa b ny anao lahy. Marina fa mampalahelo ny mahazao anareo 3 mianaka fa misaorana an'Atra fa tsy nanambady azy enao. Olona tsy mendrika izy mamitaka tsy enao irery fa ny zanakao ihany koa. Marina ihany koa fa tia azy enao fa ho tantinao v izy ao anivony fanambadianareo hande hiaraka @ vhv hafa any?
Mahereza tokoa fa samy manana ny maha izy azy daholo ny olona rehetra ary mino aho fa indray andro any mbola hihiratra ny masoandro ho anao!!!!
14. Lily-Z ( 03/02/2011 11:37)
salut!

15. faeh ( 14/02/2011 18:49)

courage fona fa matoa io nataon' Andriamanitra de mahasoa anao sy ny zanakanao dia ataovy anatra ho an' manaraka n lehilah r se mahay miresaka refa misy tian ho azo eny @nao ah lehilah za miten anao an'zany . izay hahatafita n zanakao jerena de brule la page et prends un nveau depart c'est la meilleur solution courage et veloma .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1018