mila sosokevitra avy @ nareo

1. nnn1 ( 29/11/2010 08:35)
izaho dia manana olon'tiana vao 2 volana monja zay no niarak.D t@ vô niark t@ aho d efa nanotany we sô d efa mis miarak @ ao any d oz izy we tsy mis nefa vao herinandro zay d niarak nandeha nivoak kely zay d nis nandef msg iz we: chria! tongava enw aty an-trano fa j'ai envie de... tena zany mits le iz d nanotanik iz we iza io d ozizy le sipa niarak t@ko taloha io fa met fantany aho we efa miark @o d rangitiny na tediaviny ampisarahana avy eo ndray 3 minutes après d nis msg hafa ndray tonga d oz ndray io hoe: fa zavatra telo no manjaka eo @ fiainana d ny finoana ny fanantenana ary ny fitiavana fa ny ftiavan no lehibe ndrindra d nanotanik ndray iz d oz we le olona niark t@ taloha io fa te hampiady antsik fotsiny iz .Tsy aik na aona ny fahitanareo n'zany fa za tena gaga miitsy we mbol mis ol miark @ ve sa tena mbola tia azy tokoa le vhv d mbola mahavita manoratra toy zany ian?
novalian'i TSETSEL ny 04/09/2012 15:29
2. vony501 ( 29/11/2010 11:35)
Antsoy le numero nandefa message dia ho hitanao eo e
3. sylvaine ( 29/11/2010 13:42)
Marina ny tenin'i Vony501!Ahafantarana ny tena marina ,nefa izao no maharatsy an'io!na tena efa nisaraka tokoa aza ry zareo ka mbola tia azy ilay sipany taloha dia possible izy milaza hoe eny,mbola miaraka izahay,nefa au moins hoe fantany koa ny fisianao!Raha izaho aloha ny teo @ toeranao dia hitanao ihany ilay msg,dia noforcéko izy hamaly ilay msg eo no eo eo imasoko.
4. nannie ( 30/11/2010 04:50)
Rah za ianao ialako dieny zao, sad rah miala né enao ka tiany foana e
sylvaine:

Marina ny tenin'i Vony501!Ahafantarana ny tena marina ,nefa izao no maharatsy an'io!na tena efa nisaraka tokoa aza ry zareo ka mbola tia azy ilay sipany taloha dia possible izy milaza hoe eny,mbola miaraka izahay,nefa au moins hoe fantany koa ny fisianao!Raha izaho aloha ny teo @ toeranao dia hitanao ihany ilay msg,dia noforcéko izy hamaly ilay msg eo no eo eo imasoko.
5. nnn1 ( 30/11/2010 08:27)
[quote=nannie]
Rah za ianao ialako dieny zao, sad rah miala né enao ka tiany foana e
[quote=sylvaine]
Marina ny tenin'i Vony501!Ahafantarana ny tena marina ,nefa izao no maharatsy an'io!na tena efa nisaraka tokoa aza ry zareo ka mbola tia azy ilay sipany taloha dia possible izy milaza hoe eny,mbola miaraka izahay,nefa au moins hoe fantany koa ny fisianao!Raha izaho aloha ny teo @ toeranao dia hitanao ihany ilay msg,dia noforcéko izy hamaly ilay msg eo no eo eo imasoko.
[/quote=nnn1]
misaotra anareo nanome soson-kevitra d bonne journée daôl e!
6. peta83 ( 30/11/2010 13:16)
tsy azoko? vo miaraka 2volana ve d'efa akijery fone saady? tandremo zany an!ary tadidio fa ny fonen-dehilahy tsy mba fijery satria tsy maintsy ahita zvtr ao fona enao,zay le oe avy eo marary fo. Fa ny conseil-ko de miandrasa kely iany alo d jereo am fihetsiny sy comportement-ny fa tsy maintsy ita eo iany ra manana sipa ankoatra anao izy.
7. dels ( 30/11/2010 14:40)
Mety tsy milamma zany tary zany mailo alouh io refa tsisy de tsy misy mbola misy ambiny kely ao lery zany raha otran'izany fa na teo aza ny sms raha tsy misy intsony ny aminy sy ilay nandefa sms tokony enao nasainy namaly ny sms
8. nnn1 ( 01/12/2010 06:48)
[quote=peta83]
tsy azoko? vo miaraka 2volana ve d'efa akijery fone saady? tandremo zany an!ary tadidio fa ny fonen-dehilahy tsy mba fijery satria tsy maintsy ahita zvtr ao fona enao,zay le oe avy eo marary fo. Fa ny conseil-ko de miandrasa kely iany alo d jereo am fihetsiny sy comportement-ny fa tsy maintsy ita eo iany ra manana sipa ankoatra anao izy.
[/quote=nnn1]
ka tsy izaho no nisisika nijery fa naneno ilay izy d za ndray no nanotaniany hoe sao de fantatrao io num io de zay natonga ana nahita an'le izy ko!!
9. sylvaine ( 05/12/2010 14:33)
de nanaona ihany ny tohiny nn1,
10. nnn1 ( 06/12/2010 10:10)
[quote=sylvaine]
de nanaona ihany ny tohiny nn1,
[/quote=nnn1]
t@ iny aloha navelako tany fa tsy norarahiko fa lasa ni-bip foana le izy d nasaiko nantsoiny d tsy raisin'le vhv mits le phione d leo b za d najanoko tany fa itanao , tsy fantatro na manafin-jvt amiko ny olon-tiak na tsia fa t@ zay vô niark d efa nolazainy tamiko daolo ny momba ny lasany rht nefa @ zao d lazainy fa tsy nisy an'zany ono fa mba itsapany ahy fotsiny ze nolazainy ana rht d t@ voalohany mantsy izy niteny hoe efa niark taminy ono le sipa ray zay d efa nisarak 3mois ry zareo zay iz vô niarka tamiko d @ zao ndray isaky ny mifanena @ le vhv zay d haratsiany foana le vhv d lazainy oe tsy niark taminy ndray ono le iz fa fitsapana nataony ahy fotsiny reny ahitany ny tena halalin'ny ftiavako d tsy aiko tsony ze tena marina ny momba azy fa tena fanina aho
11. kamory ( 06/12/2010 14:35)
RAha izaho no eo @ toeranao dé asehoko azy hoe : tsy mivaky loha aho , satria raha hitany ianao fa saro-piaro aminy dé na dé tiany aza ianao dé ampirafesiny ihany sady vao maika rangitiny sady mody lazainy fa fitsapàna fôna ny azy kanefa tena marina koa ny toro-hevitra omeko anao dé aza miseho mivaky loha be lôtra aminy refa eo izy.aza hanontaniana akory fa ataovy toy ny tsy misy .
12. bunny ( 02/02/2011 22:47)
[quote=kamory]
RAha izaho no eo @ toeranao dé asehoko azy hoe : tsy mivaky loha aho , satria raha hitany ianao fa saro-piaro aminy dé na dé tiany aza ianao dé ampirafesiny ihany sady vao maika rangitiny sady mody lazainy fa fitsapàna fôna ny azy kanefa tena marina koa ny toro-hevitra omeko anao dé aza miseho mivaky loha be lôtra aminy refa eo izy.aza hanontaniana akory fa ataovy toy ny tsy misy .
/quote]
nnn1, manontania tena enao hoe tena tinao tokoa v io bandy io sa tia tia fotsiny, satria raha mbola tsy tena lali-paka ilay fitiavana dia hialao fa harary fo eo enao ary raha sipany taloha no manao izany d tokony nosoloiny ny numero ny telefonany d tsy ho htany kala intsony fa matoa kala mbola afaka mandefa msg aminy d mazava hoa azy fa mbola misy zvt eo amindry zareo.
13. TSETSEL ( 04/09/2012 15:29)
Ra za enao tsy maka aretitsaina amzany aho,fa ra tena tianao le lehilahy ka tsy hainy tohaina zany vehivavy zany na de lazainy fa tsy tiny tsony aza fa mbola mandefa sms aminy foana de asaivo tsorin'ilay olotinao amle vehivavy taloha eo imasonao oe izy ndray no miaraka amiko,ra sahy manao an'izay izy de milamina fa ra tsy sahy izy fa misalasala be de adaboy fa ijaly amzany enao,tantara vao manomboka ve d'efa zany,vehivavy aho miteny aminao an'izany,ra tena tia anao izy ka tsy miaraka amzany vehivavy zany de vitany zany,ny tena fitiavana maharesy zavatra maro,sahy misetra ihany koa.Mahaiza tsara anefa mijoué sao de amoronany vehivavy iray tsikombakomba aminy fotsiny ianao amin'io fihaonana io.Zay fa de mahereza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6033