Nahoana

1. m.i.s.a ( 22/11/2010 15:03)
miarahaba,

misy fanontaniana kely mba tiana hapetraka

vao niditra karajia aho teo ary nampiasa ny solon'anarana OoO dia niarahaba, dia niresaka, kanjo iny fa tonga ity olona WENDY ary milaza ahy hoe soloy aloha ny ps-nao vao mahazo miresaka eto.

tsy azoko ilay resaka, fa nahoana no tokony solohina io ps io? teny ratsy sa mamohafady sa maninona io?

moa milaza io WENDY io ho jereo ny fitsipi-pifehezana, moa tokoa fa nojereko io saingy tsy hitako hoe aiza ho aiza ao @ io fitsipika io no tsy ahazahoako mitondra io ps io fa avy dia voadaka soamantsara e! ary mbola nolazain'io WENDY io ihany hoe aza mafiloha dia indro fa tonga dia banni e!

ka mba misy afaka manazava ahy ve hoe teny ratsy ve io ps-ko io sa mamohafady sa maninona no avy dia banni tahaka izao ny tenany e?

misaotra @ valiny e
novalian'i cyril ny 29/11/2010 11:18
2. m.i.s.a ( 22/11/2010 15:04)
inty moa ilay fitsii-pifehezana nasaina nojerena

http://karajia.org/fitsipi-pifehezana

nefa dia tsy hitako hoe fa maninona io ps-ko io?
3. ifiona ( 22/11/2010 23:25)
Miarahaba.
Tsy hoe teny ratsy ilay pseudo saika nampiasainao saingy misy ny op sasany mila mahita solon'anarana mazava, na dia anaram-biby aza, toy izay teny hafahafa aminy, io moa arakarak'ilay op sendra anao fa mba ratsy vintana enao tratran'i wendy.
Mba hahatadidiana anao sy hahafantaranao angamba no nahatonga azy niangavy anao hiova pseudo; hafahafa mantsy raha hiteny hoe: iny "ooo" e! tsy aleo ve mampiasa pseudo mifanakaiky @ anarana (nom propre na tsy tena anaranao aza) na nom commun. Eritrereto fotsiny hoe misy mampiasa ny pseudo hoe ":eh", tsy hoe ratsy akory fa tsara raha atao misy "identité" kokoa.
Dia ilay ianao ni-insiste t@ ilay "oOo" no nahatonga azy ni-banni anao.

Zay fa raiso am-pitsikiana dia @ manaraka ovay ny pseudo, tsy hoe manao izay tian'ny op wendy akory fa raha zay no tokony atao mba afahana mi-s'integre @ karajia ka raha fanirianao zany dia zay no torohevitro.
4. andrywui ( 23/11/2010 09:15)
sali ifiona ! tsary mila zus tsony ny oul fa efa mangitsy be zao kouu!...

m.i.s.a ==) mahagaga zany hoe tonga de bani zany le PS nao ooo zany kle !... ary rehefa ataoko ny kajikajy an de ifiona ihany le wendy ! ary tafiditra admin ao i kala hon hon hon ..de nopetsainy i m.i.s.a !
--- zao kosa anefa ry ifiona !! mazava sady soratra aradalana io OOO fa ny xxy ohatra na xxwx na wxx ataondry zalah toa tena tsisy anarana mitsilopy na mifanakaiky amin'ny anarana nefa reo velona be ao daholo ! io xxwx io zao i ouioui no mampiasa azy nefa velona ao fona io!
ahoana ary izy zany ?
Ny mety ho analyse tsotsotra possible alou dia izao
- tafiditra admin kala ifiona !
- mety efa nanapetsa an'i ifiona na i wendy tany ho any i misa
- i wendy ihany(?) no i ifiona

hon hon hon hon mazavazava ratsy !!
5. nanjakely ( 23/11/2010 11:13)

m.i.s.a ==) mahagaga zany hoe tonga de bani zany le PS nao ooo zany kle !... ary rehefa ataoko ny kajikajy an de ifiona ihany le wendy ! ary tafiditra admin ao i kala hon hon hon ..de nopetsainy i m.i.s.a !

possible lasa admin ifiona, zay no tsy ahitana firy azy eto tsony ,efa nahazo seza ao Italy ao dia manala PS sy IP sisa asa ataony
6. m.i.s.a ( 23/11/2010 11:18)

ifiona:

Miarahaba.
Tsy hoe teny ratsy ilay pseudo saika nampiasainao saingy misy ny op sasany mila mahita solon'anarana mazava, na dia anaram-biby aza, toy izay teny hafahafa aminy, io moa arakarak'ilay op sendra anao fa mba ratsy vintana enao tratran'i wendy.
Mba hahatadidiana anao sy hahafantaranao angamba no nahatonga azy niangavy anao hiova pseudo; hafahafa mantsy raha hiteny hoe: iny "ooo" e! tsy aleo ve mampiasa pseudo mifanakaiky @ anarana (nom propre na tsy tena anaranao aza) na nom commun. Eritrereto fotsiny hoe misy mampiasa ny pseudo hoe ":eh", tsy hoe ratsy akory fa tsara raha atao misy "identité" kokoa.
Dia ilay ianao ni-insiste t@ ilay "oOo" no nahatonga azy ni-banni anao.

Zay fa raiso am-pitsikiana dia @ manaraka ovay ny pseudo, tsy hoe manao izay tian'ny op wendy akory fa raha zay no tokony atao mba afahana mi-s'integre @ karajia ka raha fanirianao zany dia zay no torohevitro.
1-ianao nga ry wendy miteny fa tsy manoratra ny ps ? ka tsy hitako izay manahirana anao @ io ps io e

2- io ps io no configuré ao @ script-ko ka nahoana no tsy maintsy hoe soloina vao afaka miditra karajia e ?

3-ompa sa teny ratsy sa inona io ps ?

4-ahafahana mi-s'integre @ karajia hoy ianao ? rehefa tsy lanin'ny vavoninao zany ny ps-ny olona dia lazainao fa tsy afaka mi-s'integre ?

4-fa inona marina @ nao no atao hoe ps na pseudo ?

5-nahoana moa aho no tsy mi-insiste @ ps-ko e ? ka io aza no configuté @ script-ka terenao fotsiny zao aho hoe soloy io ? anao nga ny pc-ko sa ny script no bani-nao tsotra zao aho nefa tsy ps mamoafady na teny ratsy na ompa io e ?

6-Mba hahatadidiana anao sy hahafantaranao angamba hoy wendy

ps io ary toa ny anao ko ry wendy e !

7-ianao no tokony hijery io fitsipika io fa tsy izaho mihitsy akory , ianao no mandray ny ps-ko asa inona re e ?

8-rehefa avy mijery io fitsipika io ianao dia lazao eto , soraty eto hoe aiza ho aiza ao @ io fitsipika io no tsy maha-mety io ps-ko io ao @ karajia dia ho hitantsika etoana raha miady ny baolina !
7. sylvaine ( 23/11/2010 11:49)
Mety hoe makarary angamba ilay voadaka,fa rehefa tsy tian'ny mpikarakara ny ps dia mampaninona kosa moa ny manova izany!
8. m.i.s.a ( 23/11/2010 12:51)

sylvaine:

Mety hoe makarary angamba ilay voadaka,fa rehefa tsy tian'ny mpikarakara ny ps dia mampaninona kosa moa ny manova izany!
samy mba manana ny ps-ny mba tiany kosa e ! nahoana kosa aza no hoe tsy lanin'ny vavony avy dia mi-banir ?

inona moa no azoko na azon'ny olona lazaina rehefa tsy lanin'ny vavon'ny sasany ny ps hoe wendy ? manaja ny ps-ny no atao. Io no ps nahafinaritra ahy ary configuré ao @ script-ko, io no mba tiako raha tsy zany tsy nataoko e
9. ifiona ( 23/11/2010 22:01)

Oadray re! enao kosa dia minomino foana zay lazain'i andrywui ry m.i.s.a an!!

zavatra vitsy ihany no tiako avaly anao

1. Tsy i WENDY aho ka any @ wendy no mitaraina rehefa te hitaraina fa ny olona mba te hanampy anao am-pitiavana ndray no agressé-nao

2. Raha zao ny toetra nasehonao tao @ karajia dia tsy mahagaga raha banni.

3. Na inona na inona lazainao dia ny OP no manana fahefana ao, ka rehefa tsy mety aminao dia aza miditra fotsiny rehefa tsy te hanaraka fahaiza-miaina. Na midira op dia @ zay enao no mandidy.
10. m.i.s.a ( 24/11/2010 06:39)

ifiona:


Oadray re! enao kosa dia minomino foana zay lazain'i andrywui ry m.i.s.a an!!
tsy resaka hoe minomino an'iza na iza no nanontaniako anao ka averiko etoana avy eo aho hangiana

tsotra kely ilay fanontaniana fa aza avdika @ zavatra hafa raha tena te hanampy ahy ianao:

-Aiza ho aiza ao @ fitsipika hoe tsy mety io ps-ko io ?
11. andrywui ( 24/11/2010 09:37)
raha izaho alou de tsy mahita filazana ao anaty fitsipika ao mihitsy hoe tsy mety io PS io e !!! tena mety be ! milay fa ny PS(ompa )ihany no tokony ho bani !
--fehiny ho an'ny MISA: misy resaka avo lenta be ao fa minoa ahy ngahy !

-- faharoa : ary naninona i kala no zao vao hita nefa efa ela no nantsoina ?? zao nasiso fotsiny ny zus !!!!!!......


-- fahatelo : manovà MISA PS fa efa mazava zany fa halako bika tsy tiko tarehy le resaka a !
raha tena honnete ry ifiona sy ny tariny ary de avereno le PS OOO an'i MISA io !! fa raha tsy zany de ingahy mitsy ry misa no tiana petsaina !!


miala tsiny letsy r'ifiona fa elah foana no voateny eto matetika satria ra tsy elah no nana bani an'ilery de elah zany no AVOSAT mpiaro ny ratsy eto aa hon hon hon hon h
12. andrywui ( 24/11/2010 09:38)
diso kely

miala tsiny letsy r'ifiona fa elah foana no voateny eto matetika satria ra tsy elah no nana -bani ny ps an'ilery de elah zany no AVOCAT mpiaro ny ratsy eto aa hon hon hon hon h
13. m.i.s.a ( 24/11/2010 12:22)

m.i.s.a:




tsotra kely ilay fanontaniana fa aza avdika @ zavatra hafa raha tena te hanampy ahy ianao:


-Aiza ho aiza ao @ fitsipika hoe tsy mety io ps-ko io ?
14. andrywui ( 25/11/2010 09:09)
mazava io ra misa a !

tsy hamaly anao tsony izy satri tsisy an'izany fitsipika fopla zany ao !
i hery ndray atsoina fa nitsoaka ikala teo !
hery mety handamin-dresaka eo zao satri mety ho menatra be izy
15. andrywui ( 25/11/2010 11:48)
sali ifiona ! ===) fa maninn i andrywui ee?

ary taiza alou ifiona io ee? aiza ny zus ??? ....

hay ve ifiona tafiditra admin ato e !! itako masika be amin'i misa !...asio arozazy kely alou ee !.. de mba hifandom-bera kely fa tatak'ifiona zany ny sosin'i hery klee hon hon hon hon !!.....
16. ifiona ( 25/11/2010 13:19)

sali wiwi!! hihihi tsy niova mitsy fa d adala be foana toi

ts admin zany za oa!

tsy hoe tsisy avaly za fa lery be doika fa efa lazaina fa ny OP no manana fahefana ka na inona na inona lazainy eo na hamoaka constitution aza lery rehefa ny OP no manana fahefana dia ry zareo no mandidy! donc raha te hijanona eo tsy aleo miova pseudo aloha, fa tsy be wawa !




17. m.i.s.a ( 25/11/2010 14:36)

ifiona:

donc raha te hijanona eo tsy aleo miova pseudo aloha, fa tsy be wawa !
donc tsy ianao ve no be wawa etoana nefa tsy ho anao ny fanontaniana e? ary ianao milaza hoe mba te hanampy am-pitiavana dia zao ve zany am-pitiavana zany? mahagaga !

Fanontaniana ho an'ny mpiandraikitra no hapetrako ary tena tsotra io fanontaniana io

m.i.s.a:
-Aiza ho aiza ao @ fitsipika hoe tsy mety io ps-ko io ?
io ihany no fanontaniana @ mpiandraikitra tiako hapetraka dia hangiana aho avy eo.
18. hery ( 25/11/2010 16:19)
Voalohany aloha dia mazava be ao amin'ny fitsipika io
Ao amin'ilay hoe Anarana tsy azo atao dia ny n. 3.

fitsipika:

- Ny mampiasa solonanarana tsy hay vakiana, toy ny solonanarana feno famantarana fotsiny (^-^ na |-| sns )


Faharoa an'izay dia misy mauvaise foi ilay izy satria mora dia mora ny nanova ps raha hiresaka no nahatongavana ao. Efa notenenin'i wendy izany ianao hoe soloy ilay ps kanefa tsy nosoloinao fa lasa ianao ni-verifier an'ilay fitsipika. Raha olona tsotra dia nosoloina fotsiny ny ps dia nilamina. Fa misy zavatra hafa tiana hatao matoa tezitra.

Fahatelo, manontany eto amin'ny forum ianao, afaka mamaly daholo izay olona te hamaly fa tsy voatery i wendy na i hery na op hafa. Fifanampiana no atao eto ka mety afaka mamaly ny hafa. Raha i wendy no tianao nanontaniana manokana dia azonao nandefasana hafatra izy. FA matoa eto amin'ny forum no nametrahanao hafatra dia afaka mamaly daholo araka izay hainy ny olona.

19. andrywui ( 25/11/2010 16:25)
sali hery !! elaela toi tsary hitahita !!...

hono oa !... ary hay vakina ve ny XXWX sy ny WWXX ataondry zalah ?
20. hery ( 25/11/2010 16:27)
ary tsy azon'i andrywui mihitsy ilay izy lolll

iO ange le teneniko am'lah foana amin'ilay mandray tsy raisina e.

Vakio tsara fa resaka Karajia no fanontaniana eto. Resaka ps. Resaka wendy. Tsisy fantatr'elah ireo. RAha te hahafantatra an'ireo dia mba midira mi-chat ao amin'ny karajia.

Tsisy xxwx sy zzzss sy wwxx izany ny ps ao amin'ny karajia.

Raha miditra ao ireo dia voadaka :-)

Mieritrereta aloha vao manoratra... fa tsy hoe io misy azo asiana dia maimay eo lolll
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4248