fety be tsy misy ohatran'izany

1. salut ( 17/11/2010 15:13)
Fomba hafa kely hankalazana ny mariazy ty! tpt

http://www.youtube.com/watch?v=CkgzGgVvNvw
novalian'i tomms ny 13/01/2011 10:35
2. sylvaine ( 18/11/2010 12:39)
lollll,mariazy Turque angamba izy zany o,ry zareo manko no ti manao toa izao
3. 3188 ( 25/12/2010 13:40)
mba afa kely indray iny an!,fa le misotro toaka @ kiraro kosa alou tsy lasa e!
4. tomms ( 13/01/2011 10:35)
3188:

mba afa kely indray iny an!,fa le misotro toaka @ kiraro kosa alou tsy lasa e!

tena kidraka. Fa le izy ts voatery misotro raha ny fahitako an'lay farany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4755