Nankaiza i NGAILA SY I MIRANANIRINA lee? ....

1. andrywui ( 17/11/2010 11:43)
Herinandro maromaro zay mba tsy ilàzako hoe volana vitsivitsy de tsy tazana nihaodihaody teto tsony ny namana anakiroa "tsy mifankafoy" dia i namana "ngaina" sy i namana"mirana" ...

-- -efa madio ny serasera fa midira amzay fa mangina trano nilaozanareo e i ouioui atsy latsa-dranomaso lava i pikatti misento fona i diloo tsindriandaona


miverena aty antsihanaka aty e

novalian'i 0uioui ny 30/12/2010 10:00
2. andrywui ( 17/11/2010 11:49)
2ém version an'i TANTELY...! ity no tena bomba be !

raha tsy miverina amizao i NGAILA sy Mirananirina de aleo any amzay ! ... ipikatti sy ouioui ary atsy efa gogogogo zao, ranomaso zao fa very namana mahafinaritra !.... miverena e !!! vitsika momba kitay ny ankizy ry Mirana a mba aoka zay le fo ee



http://www.dailymotion.com/relevance/search/miverena+aty+antsihanaka+tantely
3. andrywui ( 17/11/2010 11:50)


http://www.dailymotion.com/relevance/search/miverena+aty+antsihanaka+tantely
4. mirananirina ( 17/11/2010 13:01)

andrywui:



http://www.dailymotion.com/relevance/search/miverena+aty+antsihanaka+tantely

Voaray ny hafatra fa misaotra,tsy misy alahelo tsy misy ady,fa miala sasatra kely ny tenanay dia tsy hita firy eto intsony,mazotoa enao!
5. andrywui ( 17/11/2010 19:16)
ok mirananirina a ! vita zay !!

6. farihy ( 17/11/2010 20:29)
mbola hoeritreretine izany e!
ary inn ity pub iko ity ry vendrena???
7. cyril ( 18/11/2010 12:39)
FARIHIN'ANOSY MAIMBO TRONDRO LOU
8. bonne ( 19/11/2010 21:15)
Io ndray lezalahy ty fa mikatsika ndray, fa inn ny raharahin'lahy na tsy ho ato ntsony aza izy e, efa mba manaja tena le oul de katsihin'lah ndray, sa tsy azo2n'lah raha tsy eo izy? Mirana a, aza adalainy eo ntsony enao e
9. cyril ( 21/11/2010 22:10)
ory pikatti ouioui vrai aa aferan'i wuiwui sy mirananirina zany fa tsy idiranlà eee ny tendanlà tsaboina hon hon hon
10. zandry01 ( 22/11/2010 09:03)
Aleon'ny olona mipitsika toy zay andany andro eto
Nareo samy nareo ihany sisa no ato @ ty serasera ty.
Tsy misy fivoarana na kely aza.
11. fafane ( 29/12/2010 21:34)
Manimanina mafy ny sasany zany fa tena mitalaho aman-kira mitsy a, ampiasao ny talenta fa tonga eo izy ny farany ,ha,ha,ha,ha, manquer be angaha?
12. 0uioui ( 30/12/2010 10:00)
ory zandry01 an mapalaelo kosa ra misy amireo namana niaraka hatramzay no tsy tazana tsony an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1385