You are here: home > Forum

aiza jiaby anareo lehilahy tsimanambady eeee

Lohahevitra : Antson'ny fo
Fitohizan'ny hafatra : aiza jiaby anareo lehilahy tsimanambady eeee
Valiny : 5
cartina - 08/11/2010 22:40
salama daholy avakoaby eee , zao naika mitady lehilahy serieux anambady zao raha misy any ,zao vehivavy joby 19ans miasa, tsotsa sady tia mitsikitsiky lalandava lol de raha teahita tarehiko anao de mandehana @ sary rehetra ao @ namana fa betsaka sariko ao lol ka raha mety @ nao zao de apetraho numero tell de mba ataovo serieux fa zao tsitia lehilahy manadala olona ee bizzzzzzzzzzz
Valio | Miverina eny ambony
papoose - 08/11/2010 23:51
Ary ahoana raha mahita bandy ampidirina @ Cartina? Mety ve?
cartina
salama daholy avakoaby eee , zao naika mitady lehilahy serieux anambady zao raha misy any ,zao vehivavy joby 19ans miasa, tsotsa sady tia mitsikitsiky lalandava lol de raha teahita tarehiko anao de mandehana @ sary rehetra ao @ namana fa betsaka sariko ao lol ka raha mety @ nao zao de apetraho numero tell de mba ataovo serieux fa zao tsitia lehilahy manadala olona ee bizzzzzzzzzzz
Valio | Miverina eny ambony
sylvaine - 10/11/2010 14:11
efa nahita ve cartina sa mbola mitady,tokony hisy précision kely hoe aiza cartina ohatra
Valio | Miverina eny ambony
coco2 - 20/11/2010 12:13
slt! aiza no misy anao fa mety amiko ianao
Valio | Miverina eny ambony
walte - 01/12/2010 12:42
za koa tena mitady anao fa mety amiko enao ty ny adresse - ko: nainainsp@yahoo.fr
+261320221527/0332918998/+261341367356
Valio | Miverina eny ambony
coco2 - 04/12/2010 10:48
slt! efa itako mail nalefanao t@ le 1er, fza mila maita anao, miantsoa na bipeo za @ 0327462377 azafady, ok
Valio | Miverina eny ambony