Seraser'alina 2

1. hery ( 30/10/2010 06:04)
Salama daholo,

Araka ny voalazan'ny mpikarakara izany dia hotanterahina amin'ny Zoma 26 Novambra 2010 manomboka amin'ny 8 ora sy sasany alina (20h30) ilay Seraser'alina 2 izay fihaonana manokan'ny Namana Serasera aty an-dafy sy ny fianakaviany.

Alina manokan'ny serasera io (soirée privée) izay tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny faha 10 taona.

Buffet à volonté no hatolotra ary iarahana amin'ny cabaret handraisan'i Njakatiana anjara. Ary ny fandraisana anjaran'ny tsirairay dia 25 Euros (sakafo sy cabaret)

Ny toerana dia ao amin'ny Restaurant au gout de Madagascar, 90 route de Corbeil, 91700 Sainte Géneviève des Bois (Jereo eto http://www.augoutdemadagascar.com )

Voafetra ho 80 ny toerana ka vonjivonjeo. Fandriho dieny izao ny toeranao. Manorata any amin'i Oully miora@serasera.org na koa http://namana.serasera.org/namana/hafatra/writeto/Oully

Any izany mihaona.

Ho an'ny namana ao Madagasikara dia ho avy tsy ho ela ihany koa.

Hery
novalian'i gasybeu ny 23/03/2011 10:30
2. razafy4 ( 31/10/2010 03:07)
Salama daholo . Eny misaotra betsaka aloha @ namana rehetra izay any en France indrindra fa ianareo izay mpikarakara an ' ity lanonana goavana ity mba nahatsiaro any aty à Dago . Eny tena tianay tokoa ny mba anatevin - daharana ianareo namana any France fa tena tsy afamanoatra izahay nohon 'ny fahalafosan ' frais sns ..... fa ny hany teninay dia hoé : miandry ny @ manaraka izay atao aty Dago izahay koa dia manao veloma vety ² ho antsika jiaby . Valio .
3. kalangita2 ( 31/10/2010 12:15)
Misaotra fa voaray ny hafatra .

Mirary soa indrindra

H. R and co.
4. miravero ( 31/10/2010 13:04)
tsara ny fety eh
5. vale ( 31/10/2010 14:56)

miravero:

tsara ny fety eh

Bjr,
raha azoko tsara a! lol, ny namana hafa tsy ato amin'ny serasera ve zany tsy azo oentina any fa ny fianankaviana ihany!? be ny namako manonkana ato fa any am provences dol ny ankamaroany ka be ny tsy afaka, ary tsy dia mifandray noho ny namana akaiky eto an-toerana , Ôoooo! lol!
6. cyril ( 31/10/2010 15:27)
Tongava lesy ouioui an misy loka ho zaraina hoan ireo izay manana ps betsaka indrindra ao,dia ny izao ialahy ry bain dia soraty @ ttasy kely daholo ny code fa ordi an i rahery mantsy no ampiasaina,i cyril izao dia efa an ialahy hin hin hin
7. Oully ( 01/11/2010 02:39)
Afaka entina daholo na iza na iza na dia tsy namana eto amin'ny serasera aza, ilay izy mantsy tsy hanaovana pub be fotsiny satria soirée privée, nefa araka ny voalaza dia mila fenoina ny seza. Antony iray tsy maintsy hanaovana réservation mialoha ihany koa ho an'izay vonona sao tsy mahazo toerana intsony.
vale:


miravero:

tsara ny fety eh

Bjr,
raha azoko tsara a! lol, ny namana hafa tsy ato amin'ny serasera ve zany tsy azo oentina any fa ny fianankaviana ihany!? be ny namako manonkana ato fa any am provences dol ny ankamaroany ka be ny tsy afaka, ary tsy dia mifandray noho ny namana akaiky eto an-toerana , Ôoooo! lol!
8. Ahaona ( 01/11/2010 04:31)
Bonjour

10 ans déjà ?

félicitations et longue vie !!

TINO de ahaona-madagascar.Com
9. infinity ( 02/11/2010 14:58)
OK foana e, misaotra betsaka @fanasàna !

Tsiky dia ampy :)
10. sipagasy ( 02/11/2010 18:04)

infinity:

OK foana e, misaotra betsaka @fanasàna !

Tsiky dia ampy :)
any mihaona izany e!
11. Ahaona ( 03/11/2010 06:33)
La Méme féte à Tana??? Pour bientot ?

Aza hadino ny aty tanana e?

TINO


sipagasy:


infinity:

OK foana e, misaotra betsaka @fanasàna !

Tsiky dia ampy :)
any mihaona izany e!
12. vale ( 04/11/2010 15:50)
Oully> mici fa mazava tsara! lol, ny hafatr'i Hery tsy azoko tsara koh! hihihih.. :-)
13. sipagasy ( 06/11/2010 11:46)
aza hadinoina fa misy dvd ho fahatsiarovana ny serasera 10 taona any!! (mila miteny mialoha ihany hamandrihana ny isany, na aty amiko na any @ i oully) ary mbola misy ambiny ihany koa ny t-shirt serasera ô! vidiny tena mirary!
14. vale ( 08/11/2010 11:21)
OK, dia misaotra mialoha fa tena mila ilay T-shirt ...mihintsy! :)
15. hery ( 16/11/2010 05:20)
Aza adino ny manao famadrihan-toerana amin'ny tel 0601973062
16. bichette ( 16/11/2010 07:24)
tsinjaka angaha izy ity sa inona ? am 26 izany aho tsy afaka fa manao asan'Atra kohh !!!!
17. Samoana ( 16/11/2010 16:37)
tsy hoe fanahy iniana fa mbala tsy afaka indray koa amin'ity im-polo mitoraka ity rizareo a ! Voatery hipitrapitra hionona amin'ny sary indray izany e !
18. hery ( 16/11/2010 16:53)
bichette> Fa angaha tsy alahady ny asan'Andriamanitra e? :-)

samoana> Eisyyyy tsy afaka foana rehefa mba afaka aho
19. rastafarai ( 23/11/2010 00:36)
Ary ny zava pisotro v misy varotana ao sa mila manao rezega??mdr ho avy ra tsisy ny sampona e!! Efa eto an toerana...
20. samoana ( 23/11/2010 16:21)

Hery/ izaho koa aza izany tsy mbola ahita tsiky mivantana indray kouh ! Manetsa be hono...e ! Mirary fihaonana manifika ry namana isany !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4313