Momban'ny serasera

41. foudre ( 01/10/2010 05:39)
Heverin'elah fa tsy fantako angah letsy elah miova ps io a! mody miova robie cyril dia hoe betsaka ny momba an'elah hahaha tsy ratsy lay fika , adin'ny kely aina zany letsy a!
42. foudre ( 01/10/2010 05:40)
cyril kosa aloha eto ilay ps à passe passe ndry lerony iny ndray efa fantako efa ela baina a!
43. foudre ( 01/10/2010 05:47)
Marihiko aloha letsy razama, zà tsy karamain'iza n'iza otran'elah! izà lety manana ny ampy aradalàna, fa lay tsindry hazo lena ataon'lisany eto no tsy reviko, ka tsy maintsy miaro ny tsy manantsiny baina a! i lisany manao ratsy ndray no mora mikonetaka, izany anie no ilazako an'lisany hoe sarindokotra e! sao mba tokony eny amin'ny bois de boulogne ary lety no mande.
Eny sarimbavy otran'elah daholo hahaha
Ary lery miambo be hoe sipa lety iny, sipako lety iny hahaha izay ve sisa no hampihononan-tena klé, mba kozy raha nahita an'elah teo anjaridaina ny 26juin iny lety zà, tena toran'ny hehy fotsiny, na i kalangita aza oà nitsoaka matanja.
44. cyril ( 01/10/2010 06:19)
Mipapapa be ery anie ny mpitatireraka azany e hon hon hon , hay ve ka olona tsisy loha no tsy sahy mivoaka ho ny akama
foutre marina no tena tokon ho izy hin hin hinn, her her her
45. cyril ( 01/10/2010 06:22)
Mipapapa be vao maraina ve e, nanonofy ratsy ve hon hon hon ,tsy lahy fa sarindokotra izany olona miady tsy miseho izany ry foutre a hin hin hin
46. cyril ( 01/10/2010 06:26)
Tena marina daholo aloha ny lainga tsara lahatra hon hon hon manao tanti-reraka rafoutre hin hin hin
47. cyril ( 01/10/2010 06:29)
Pasipasy inona izany rafoutre hon hon hon

an'lisany hoe sarindokotra e! sao mba tokony eny amin'ny bois de boulogne ary lety no mande.
Eny sarimbavy otran'elah daholo hahaha

Misehoa raha lehilahy e, hin hin hin, sao ialahy no tena mpandeha mankany ry tsy tsisy ttsy a hin hin
48. cyril ( 01/10/2010 06:36)

Marihiko aloha letsy razama, zà tsy karamain'iza n'iza otran'elah! izà lety manana ny ampy aradalàna, fa lay tsindry hazo lena ataon'lisany eto no tsy reviko, ka tsy maintsy miaro ny tsy manantsiny baina a!

Miaro inona nefa i foutre , mampime anie ialahy e, aiza zany lehilahy misitrika izany no ahavita miaoro hon hon hon, mitady asa aza mbola ny akama no hanontaniana hin hin hin
49. cyril ( 01/10/2010 06:38)
Ahoana koa ny manaraka e , vonona ny bandy raha hifanala fa aza misitrika ry lehilahy a, mitady ho kobo ve ingahy rainy e hon hon hon
Miasa mafy raha hiaro vhv fa tsy mamaha-dalitra ry foutre a her her her
50. andrywui ( 01/10/2010 08:12)
o lty ry foutre a! ===) ny sipan'i toi ary hono toa lasan'ny vozongo kle ?? marina ve zany lee ??ary zany no mamparary saina an'i toi eto ono !! .... misy bandy mahalala tsara an'i toi anie eto e !! - ny tena mapmé anef de sipa anefa toa ratsy ketaka kely iny nefa de sahy manapetsa an'i toi ry foutre !! - kozio atsy am mesazy ah fa haiko ny mampiverina an'iny e !! ze olona sondenda ratsy iny ve avelako hampijaly an'i toi ?? - nefa mety i toi mihitsy koa angamba no fopla matoa le ketaka kely nipitsika kleee... her her her her
51. foudre ( 01/10/2010 11:37)
ô lety ra ciryl a! ny mason'lisany ve tsy mahita e!
fombanareo io hoy ra ouioui! Sady mba hitako daholo anie lety lay listes be dia be ny ps ampesain'elah razama, i lisany ihany no namoaka azy teto klé!

Ol ety rabaina a! I andryui io, zà ndray lety tsy miditra amin'ny sipa efa manambady a! na efa manana ny fiancé-ny a! celibataire ihany ny ady eo, mody tairiko kely tary ry lerony hoe sipako daholo ny sipa serasera dia mikorapaka hahaha kay leliké! tsy nimehy indray aho raha tsy iny.
Ela aza izany nikoty tsy nahazo klé! iza ary zà lety a! elah io koa anie koboko e!
ka raha hifanapetsa tsika dia vonona foana ny bandy letsy a!
52. cyril ( 01/10/2010 12:47)
Favy ve toi e, mivoha fotsiny hoa raha yena lehilahy fa aza misitrika , hay las mpiaro sy mpanao tanti-reraka tampoka indray angaha ny lehilahy e hon hon hon
53. cyril ( 01/10/2010 12:51)
ouioui ry tena lehilahy fianakams a, lasa mikorapaka be anie toi zany lasa tsy mitovy ny voalazanao omaly sy androany her her her , bandy a bandy!! , mipapapapa ao amabadika ao samy mahay ry leity a,
54. andrywui ( 01/10/2010 13:18)
hon hon hon marina zany ra cyril a !... tsy niaro ny viavy serasera tsony le mpisoloky 100euro fa lasa niaro tena ndray !! her her her mahamay elah niany !!
- raha mitady elah de ahita ny fianakams nay eto fa manaova ihany !! zao lasa miaro tena !! mbola ahamay noho io elah raha tonga eo ny akamako rehetra ( zama91 , nanjakely ,ouioui ...) fa dieny zao de mandosira lavitra eto hon hon hon hon
55. ngaila ( 01/10/2010 13:55)
Tanjemo ry reto fa zalah reto tsy menatra ny mamorona sy manendrikendrika oul eto,100€ wa 100€..,lery na 1€ aza tsy anany fa mbola mitaiza zanaky tgv ve klé,garde d enfant de karamaina vola gasy de be konetaka be!!tsy miala serasera mitsy bainnn lele hon hon hon her her ,eto no iainany ka inona vola ananany..hon hon elà wa mba mietsiketse fa tsy tin ny sipa na ramama na ranenikely na sipakely,ratsy lotsa wa klé.
56. andrywui ( 01/10/2010 14:02)
nenah lets ny phon efa avo lenta b iPhon4 sy Player stylei ka ts mila PC zany tsony ry ngaila a !... tsy mipass amiko ze IP , IP zany fa Phon iany ny an'y bandy de afaka manoratra hatraiza hatraiza ,n'aiza n'aiza hon hon hon

-haiko anie elah ry ngaila , foudre e ! - ny anlah koa toa phon no ampiasaina o ! fa mety phon fopla votany kely de tsy mety mipass mihitsy hon hon hon !

- haiko tsara elah fa niteniteny foana de namoaka ny secret nifanaovana tsisy mpahalala !! tatsy ambany tatsy fa tsy koà zany e ! ... tairo ndray !!
57. andrywui ( 01/10/2010 14:07)
MALHONNETTE ELAH .....
58. foudre ( 01/10/2010 15:06)
marina mintsy izany ry ngaila , ary tena hainao tsianjery mitsy ny fombandry zalahy tsy haninontsy haninona ireto
kiiiiii hay ve izany no asa ataon'lé io ry ngaila a! misaotra tamin'ny info e! io bandy io mantsy raha handainga sy hamorona tsy laitra mintsy, ela aza mandainga fa tsy manambady any amin'ny facebook , ny sipa ramama aza tsy zkan'elah ka ny sipa kely indray ve hahahaha
elah ty letsy mampmé ahy mintsy klé.
Elah moa mbola mitady fivelomana izao ka eto amin'ny forum no andron'elah sy alin'elah, ary lay zaman'elah ihany anie letsy no nanoratra tato amin'ny forum fa midaina be miaraka amin'ny groupe tselatra elah e! tsy mahagaga letsy. Tairo ko aza letsy fa samy eto tsika samy bandy... omeo aloha letsy ny dimy ry baina a!
59. foudre ( 01/10/2010 15:08)
ô lety razama a! ny bandy letsy tsy bogosy no tsy be sosy fa raha hiohatra amin'elah
izaho aleoko milevombelona klé, rabamangahazo no fetra, miampy péruque
dia i bourbonezy klé!
60. foudre ( 01/10/2010 15:51)
koa raha tsy misy vendrana otran'lisany lety eto kaazo amidy amin'ny 100euro klé, muahahah
nofafandra-hery koa moa lay listes bdb ampiasain'i razama kle, nanjakely dia nandra hoatran'lery ihany tsy iza fa i zama91 , na ny firesany aza tonga dia fantatra , ny an'i ra ouioui indray dia hita fa manipulateur avy hatrany, ka mora fantatra ihany koa
ny an'i andrywui indray, anio hafa ny zavatra lazainy rahampitso hafa ny zavatra lazainy, anefa sujety iray ihany, tonga dia mora fantatra klé, ka na à passe passe nlisany aza ny ps cyril, ouioui, dia kobo foana hoe i nandra ndray no mitondra ny baolina amzao.
Ka marina sa tsy marina? avy ndray zao ry lerony avy eo dia hisefosefo be tonga fofona , tapaka lalandrà eo lisany fa miteny aho izay a!
Tsy mahagaga kou lety ny fianakams lisany fa miteraka bdb, diloo , nanjakely, antipanahy etc... hay sarimbavy be doholy kay klé hahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.118