Momban'ny serasera

1. ouioui ( 30/09/2010 14:14)
Voamarika aloha hatramin'izeao fa nanomboka ny namelan'i hery le resaka private facebook nahazo bahana teto @ sersera teto dia tsisy afa tsy ny mifanasa vangy ny mpisera
zama91 vs tess sy ny fianakams'ny
andrywui vs mirana
ndenn vs andriambill
cyril vs mirana
ouioui vs ika
fijo vs ika
miharena vs ika
hery vs mapanzava

Lasa lamaody le pasipasy e, tsara le kilalao raha mahazaka fa misy tena marary fo loatra no tena gravy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rugby-attention.gif.gif[/IMG]
novalian'i cyril ny 04/10/2010 13:26
2. foudre ( 30/09/2010 14:20)
i bainina no tena manao loham-boto eto kle.
3. ouioui ( 30/09/2010 14:30)
Ny ahy bainn , tsy mandray ampo izay miseho eto ny ahy de reveko manja zay tsy faly mibontsina[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
4. foudre ( 30/09/2010 14:33)
faly be lety hila vaniny an'i hery lava, sa tsy lany admin tokoa lety mitady handravarava ny forum.... hahaha kay klé!
5. ouioui ( 30/09/2010 14:39)
Manafana aza atao fa leity ve mivika e, [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0017.gif[/IMG], tsy zatra anay io bainn a
6. zama91 ( 30/09/2010 14:39)
Tandremo ry foudre ngaila zara aza misy anao hifanalana eto,tot ou tatd tsy maintsy mipoitra eto ihany ny ip
7. ouioui ( 30/09/2010 14:42)
Aleo ndray ny avocat-ny miss no lalaovina eto e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
8. foudre ( 30/09/2010 14:47)
Mangina lety elah ry zama91 fa tsy elah io mihintsy no hampitahotra ahy a!
rehefa nilaozan'i kalangita maintikely aloha dia mihonona fa mbola ho be marina ny sisa klé, mamangy amin'ny fahoriana letsy bainina a!
Izy aza tsy tia an'elah, nefa miambo mahazaka sipa milay lety tssss...
tsy rarahiako otran'ny tsy firarahianareo an'izany resaka ip izany lety ah!
ela nitoratorahana lety dia mora mipapapapa izay moa ilay morsa ???? muahahaha
Fa angah lety ny ip avoaboaka amin'ny tsy misy dikany izany a!
Andàna aloha mifona amin'i hery hainga dia mety ho avoakany ny ip, lety koa ka mampime.
9. ouioui ( 30/09/2010 14:49)
Zao ve ny vavan'ny mpiaro de ny olona no atao hoe jiolahim-boto sa tena tsy lanin'ingahy fa miss fopla ny anelah [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/I_13SL%7E1.GIF[/IMG]
10. ouioui ( 30/09/2010 14:52)
Foudre anie nipoitra tampoka nony voapetsa tao ny fianakams-ny e, tena elah izao no mitetika ny handrava ny forum-nay eo bainn a, aleo ny tary hilanonana klou [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/breack-dance.gif[/IMG]
11. ouioui ( 30/09/2010 14:56)
Fa hono hoa foudre i miss no voatenin'olona teto de nipoitra toi ?? raha misy alahelo de lazao fa tsy olona e, ny anay revena manja foana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-sourire-marche2.gif.gif[/IMG]
12. foudre ( 30/09/2010 14:57)
Ka izy kosa angaha lety nitomany miss fa elahy foana no nipapapapa manoratsoratra an'izany eto! i lety koa ve mivadik'ondana e? ny zavatra soratan'elah sy ny zavatra ataon'elah aza tsy tsaroan'elah akory, tandremo zany bainina fa mitady hanao alzheimer rpécoce elah izany klé
13. foudre ( 30/09/2010 15:03)
Ary i banina koa kay lasa-kovavany fotsiny a!
mody domiko kely dia tonga fofona, ary mety ho lasa sarindokotra koa lety raha
mitohy izao... ny smileys ve sisa no hany azon'elah anehoana ny hevitra muahahah
dia ahoana hono elah raha admin serasera, taiky.... aleonay tsy misy klé!
14. ouioui ( 30/09/2010 15:04)
poudre:

faly be lety hila vaniny an'i hery lava, sa tsy lany admin tokoa lety mitady handravarava ny forum.... hahaha kay klé!

Fa tena mila vanony be ngah le izy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-cyclope-tire-langue.gif[/IMG]
Ny hitadiavako olona tsy mahay mihaina taoa an'elah io mihitsy no hitsofohako tao @ admin satria tsy maharaka hono bainn , aleon'ny lery i miss no nampidirina sady narovany be ery nefa resaka privaten'olona tany , zao ndray elah no lasa avocat miss trampoka teo nefa resaka tsisy nidiran'elah na kely aza, zah nidirako kely fotsiny satrai zah nolotoiny tany @ resaka facebook-ny tany , nendrikendrehiny izay le tena kôzy bainn a, zao lasa tsy zakany de mivadibadika ps isan-karazany ato no hanalany ny fony manirery kely , tantara ahafa moa iny fa efa navaloko fa lisany no mbola manetsika miaro sy miditra klôty tery ty no hanarahako ny resaka miss fa tsy hoe izaho no tsy maty voalavo an-kibo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-dents-or-sourire.gif[/IMG]
15. ouioui ( 30/09/2010 15:09)
Zay fa kobo kay ika le foudre klé, elah kay le notenenin'ny miss hoe aza mamaly an'io , de lasa foudre [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
[quotepoudre]
dia ahoana hono elah raha admin serasera, taiky.... aleonay tsy misy klé!
[/quote]
Hoatran'elah io aloha de napoitrako teto e, sann e, firy ny olona mahalala ani anona sy anona fa ny miditra ny fiaina'olona no lazin'ny mpisera tsy hidirana , ny anela izao sy izao ry zama e, sady mamafy lainga fotsiny ,
Tsy hain'elah anagah ny mandefa kisarisary no mipapapa bainn [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
16. foudre ( 30/09/2010 15:13)
Sur letsy bainina fa aleo hiàpa ny bandy, mirava aho io ka tsy maintsy mande
mody domiko resaka miss dia mi papapapa tonga fofona lie aka!
mody domiko ny resaka smiley, dia mi papapapa tonga fofona lie aka, aiza letsy zany bainina a! admin fôpla marina koa elahy izany tsy mahalala akory hoe iza no iza fa manao tsato-piso
sy vingt sept de boka muahahahha
17. ouioui ( 30/09/2010 15:19)
Kay klé lasa sahady be klé, i ouioui ve no tonga fofna @ lah kiiii, mbola tsy fantatr'elah marina fa bandy mpanala zah ary tena mandrevy raha resaka hifana zany bainn a, ary tena tsy any koa anie poudre zany e, tonga de rava [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
Malahelo be ve toi aloha fa toi ndray no miditra ny klôtin'ny sasany klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-frappe-maboule.gif[/IMG]
Maty aho poudre
18. ouioui ( 30/09/2010 15:29)
poudre:

mody domiko resaka miss dia mi papapapa tonga fofona lie aka!
mody domiko ny resaka smiley, dia mi papapapa tonga fofona lie aka,
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/cavapas.gif[/IMG]Nisy an'zany ve resak'i poudre aloha e, toa tsisy ao mihitsy aza ny resak'elah na kodiny aza, araho tsara ny voalazan'ny olona de hazava @ lah bainn , tsisy hain'elah na kely aza na mandefa smiley aza de fanina elah koa aziza izy zany bainn [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/ZB_SOR%7E1.GIF[/IMG]
Aleo elah aloha hihomezana sao matimaty foana eo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
19. foudre ( 30/09/2010 15:36)
Hoy i bainina ra ouioui:"Hoatran'elah io aloha de napoitrako teto e, sann e, firy ny olona mahalala ani anona sy anona fa ny miditra ny fiaina'olona no lazin'ny mpisera tsy hidirana , ny anela izao sy izao ry zama e, sady mamafy lainga fotsiny ,
Tsy hain'elah anagah ny mandefa kisarisary no mipapapa bainn"
hay tsy mahatanty lisany rehefa bandy no mamaly an'lisany mikasikaity miditra fiainan'ny hafa ity, mahita hoe sipa ireo dia manao daninin'ny kibon'lisany lisany, ary raha mba havaly amin'lisany ny ataon'i lisany dia san a! san! aiza re zany ra baina a!
mba manaraka ihany anie aho ny zavatra soratan'lisany eto amin'ny forum, fa tsy rariny ny ataon'lisany e! rehefa tsy mamaly ny olona dia mibotsina daholo ry takaka!
tsy misy hazondamosina miady amin'ny sipa ry le rony, sarindokotra klé.
Ny an'lisany mamafy lainga fa ny ahy ny tena marina no lazaiko eto, ka ahoana ho tohizana ilay manapetsa s tsia? Izay moa ilay morsa n'lisany?
20. cyril ( 30/09/2010 15:39)
Petsa 100% foudre hihihihi
Miakatra ny tosidrà midina ny , mahamay BE ha hahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2538