Inception

1. hery ( 28/09/2010 09:10)
Ohatry ny hahaliana ity.

novalian'i kooool4 ny 04/12/2011 07:25
2. kelly13 ( 09/10/2010 08:30)
tena tsara tkou ka, tena mahaliana araka ny filezanao azy
3. hery ( 27/10/2010 04:34)
Mbola ltsy hitako fa hojereko androany :-)

Ary ilay Salt ve efa hitan'i kelly13? Tena nilay ilay izy.
4. kelly13 ( 02/11/2010 08:03)
tsy mbola hitako i "salt" fa omeo spapa mba ahitako azy :)
5. kooool4 ( 04/12/2011 07:25)
Dommage tsy nahazo ny oscar io na dia mendrika ny hahazo aza, angamba tsy azon'ny olona ny foto-kevitra tiany hampitaina, fa anisan'ny film tsara io: miavaka ny scénario, mahay ny mpilalao, tsara ny effets spéciaux...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8539