valin-kafatra ho an' i ..... (ex-fianakams)

1. andrywui ( 24/09/2010 10:06)
--- Mangidy ny rora , marary ny andoha ,vahotra ny tanana !!!

Tery omby ririnina anefa hono ,ka atao zay tsy ahafaty ny reniny ary atao zay ahabotrabotra ny zanany !! satria hono ny varotra alika tsy hifanerena ary ny tongom-bakivaky no mahamenatra !! ....

--- ka raha hiteny ah de hikopa-kelatra ary ny teniko dia andrianiko lalandava satria "mandeha ny ora hivadika ho andro ary ny andro hivadika ho taona !!.... isika dia ho eto amin'ny serasera .org ihany !!

ka hoy aho hoe : "Ny moka voakapoka ndray mande ka tsy maty dia hampidi-doza lavitra noho ny bibilava misy poizina " ....


Tsiky dia ampy !... + hon hon hon
novalian'i guett_haa ny 06/02/2012 19:07
2. andrywui ( 24/09/2010 11:18)
tsisy resaka mifampiandry na kendry tohina akory fa juste mba alahelo niserana fotsiny ny "azy" !

hoy izy : ""Ny moka voakapoka ndray mande ka tsy maty dia hampidi-doza lavitra noho ny bibilava misy poizina "


izay manantsaina aoka izy handinika !!! - aza mandray antendrony ...


Tsisy tsiky tsony !!
3. ouioui ( 24/09/2010 11:49)
Inona leity ty resa-mokan'elah ty bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-respect-43.gif[/IMG]
4. fafane ( 24/09/2010 12:55)
Aza malahelo Andry a, mangina e, de aza miteny tsony a, fa tohizo ny discution e, eh! fa za nge mihomehy eto ampanoratana an'izy ty e, marna nge zany Andry e, tandremo sao tezitra amiko eo ndray fa ao ny andro mba isangiana nge e, hihihihihi....
5. ouioui ( 24/09/2010 14:00)
Tohizo leisy bainn le dinika fa fafane koa anie mba mampiresaka e, fa iza leity fafane fa tena mahalala an'elah tsara hono klé, andefaso msg hoa ry fafane [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-dents-or-sourire.gif[/IMG]
6. andrywui ( 25/09/2010 09:56)
tsy haiko i fafane fa mahalala anah ono (??) fa iza tokoa i fafane io e !???.... sao de i "Madame fetsibe" ndray io ary fa mody gentil amiko eo !!
7. ngaila ( 25/09/2010 17:18)
he he he mampalaelo b lé oul 1 fianakams ono hon hon hon...iza njay manaraka lol lol
8. ouioui ( 26/09/2010 01:21)
andrywui:

"Madame fetsibe" ndray io ary fa mody gentil amiko eo !!

le madamozely fopla ve [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mini-sourire-4829.gif[/IMG]
9. ngaila ( 26/09/2010 13:33)
Taiza kou nisy zany moka vokapoka tsy maty de wa wa wa tsssssssss
Izy tsy mahay ra tsy manenjika sy manaratsy oul eto sera2 eto grrrrrrrr..de mandrahona ny pokona retra,tena oul .......mila tsaboina kel
10. ouioui ( 26/09/2010 22:18)
Ary naneno tampotampoka foana anie lainga zany depuis nisy gidraka reny e, sa fianakams fa sty sahy mipoitra , ary toa i andrywui foana no hilana vanony , sao hifoteran'olona eo mantsy , ry zalahy anie efa vita vaksiny e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
11. ngaila ( 27/09/2010 05:45)
ny aty kounkou vita vaksiny bainn a!tsy we andrywui fonafona fa lery no mampijaly ny oul reetra eto de zay no anaovako azy hon hon hon ,nikavava lery maly de anjoany jiolahy b njay eto hon hon hon..zanak'ondry mitafy.......
12. cyril ( 28/09/2010 12:55)
hoy ngaila --)

Taiza kou nisy zany moka vokapoka tsy maty de wa wa wa tsssssssss
Izy tsy mahay ra tsy manenjika sy manaratsy oul eto sera2 eto grrrrrrrr..de mandrahona ny pokona retra,tena oul .......mila tsaboina kel


mbola tsy fay angah ? .... sa mbola ampiana ndray ? hin hon hin hon hin hon hin hon ...
13. guett_haa ( 06/02/2012 19:07)
fa inona doly zany ry namana???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1009