ArtistX System

1. hery ( 23/09/2010 13:53)
Tsy mbola nidera OS Linux teto mihitsy aho hatramin'izay satria toa mitovitovy daholo ihany ny zavatra avoakany. Fa tamin'ity indray mitoraka ity tena chapeau.

ArtistX no anarany. Ary misy LiveCD azo anandramana azy, izany hoe tsy voatery installer-na aloh fa azo andramana ampiasaina fotsiny.

Ny ArtistX dia Operating System, izany hoe mitovy amin'ny Windows, fa gratos. Azo apetraka ao amin'ny Ordi miaraka amin'ny Windows, tsy mila hoe esorina ny Windows vao mametraka azy.

Ny tena milay amin'ny ArtistX dia tonga dia efa ao daholo ny programa rehetra mety ilaina, fanaovana sary, video, audio, bureautique sns.

Sombin-tsary



Io indray no fitaovana ampiasaiko hanaovana an'ireny video ao amin'ny youtube ireny.

Andramondramo ao.
novalian'i hery ny 28/09/2010 07:26
2. ouioui ( 23/09/2010 14:05)
Misaotra nizara leisy tonton a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0020.gif[/IMG]
Omeo ny portable tonton fa le fone omenareo répondeur foana a, sao mantsy tsy mandeha tsara ,tonga de hanontaniana mivantana i tonton[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
3. infiny ( 27/09/2010 14:15)
Misaotra e, Toa tsara marina ilay izy fa raha samy baser amin'i Ubuntu dia iza no tsara (pro sy tsara kalitao), AtristX sa Ubuntu studio?
4. hery ( 28/09/2010 07:26)
Ny lafiny tsara amin'i Ubuntu Studio dia tonga dia efa novaindry zalahy ny Kernel (low latency) dia rapida kokoa. Ny ArtiisX toa tsy nanova.
Ny ubuntu studio koa officiel ka manaraka ny version-n'ny ubuntu. Amin'izao dia 10.04 koa ny Ubuntu Studio. Ny ArtistX mbola version 9

Ny lafiny tsara amin'i ArtistX indray nefa dia efa vonona daholo ny fitaovana rehetra. Mampiasa repositories hafa efa vonona sy misy ny zavatra ilaina rehetra. Tonga dia efa installé ohatra ny Cinecutie, Kdenlive sns. Ao amin'ny Ubuntu ireo tsy maintsy ovaina ny repositories zay vao afaka mi-installer.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4337