Valin-kafatra ho an'i hery-(fianakams)

21. ouioui ( 24/09/2010 10:06)
Tonton rahery , alefaso aty ndray le famafana azy raha tsy araka toi ntsony e, promis leiss fa tsy hanadala an'i rondro ntsony zah bainn a, resak'olona mpianadahy no resakay an, sao ndray hiaka-pofona eo loooooooooooooll[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/blblblbl.gif[/IMG]
Fa tena kôry dadatoa , fafao fa tsy misy hidiran'ny politika sy fivavahana mihitsy le izy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0020.gif[/IMG]
22. andrywui ( 24/09/2010 11:08)
aaaannnnn ! ..... inona ty ataonlah an'i Rondro ra-ouioui ?? olty a! elah mitady zavatra hampividy an'i hery PA elah lee... hon hon hon

-- O lty a! avelao any less zany resaka Rondro zany fa tsy lanin'i Hery anie zany fa mody mihomeme anlah eo fotsiny izy e !... tao à Mon Tana ary ah niarahaba an'i Rondro fotsiny sy nanotany vaovao efa novandrahan'ilery beeee.... hon hon hon hon
23. ouioui ( 24/09/2010 11:48)
andrywui:

- O lty a! avelao any less zany resaka Rondro zany fa tsy lanin'i Hery anie zany fa mody mihomeme anlah eo fotsiny izy e !.

Lery mihitsy anie leity no niteny hoe mampamangy koa antsoiny e

andrywui:

. tao à Mon Tana ary ah niarahaba an'i Rondro fotsiny sy nanotany vaovao efa novandrahan'ilery beeee.... hon hon hon hon

kôzy ve leity , be kitikitika kosa angamba elah klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Divers/3d-Salut-25.gif[/IMG]

Zah nefa slown masaka be nefa tsisy koi mintsy tao @ Moov Mada, mbola tadidiko tsara le vazo ty le izy
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-offre-fleurs.gif[/IMG]Milay bainn le miaraka @ mpisera fa tena betsaka ny tena namana kah , ry zareo tsy dia misehosy mpamoaka sary fopla eto eto fa reny no tena favy, asa oviana ndray ny bal serasera ry tonton fa ataontsika milay e
24. andrywui ( 25/09/2010 09:57)
Io ndray elah sy ny resa-drondro ry oui oui !!
25. ouioui ( 25/09/2010 11:55)
Tsy resaka rondro loatra leisy bainn a, lery no namendrofendro ny valim-panontaniako de navadiny resaka vadiny tany de elah ndray mbola manisy sira le hoe Mon Tana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/emoticone-bubble-gum-3829.gif[/IMG] , tsetsatsetra tsy haritra fotsiny iny fa le hoe nafindra toerana raha tsy momban'ny serasera , tsy voazavany tsara?? ny resaka facebook zama91 vs tess navelany nefa sady mbola nidiran'ny moderateur niarovana "miss" tsy nofafana ??? ny resaka andrywui vs mirana , resaka perso ihany koa tsy nofafana??? asaina fafana ny resaka andrywui vs mirana ary @ politika sy fivavahana , tsy rarahiny ??? tsy haiko na tsy hitany tonton hery fa lery mantsy le mody manao fanina be zay no tena paikany [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
http://hery.blaogy.com/post/4/7407 sady pub ihany koa tonton a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
26. euh ( 25/09/2010 21:15)
mampiseho ny mahamaivandoha @ resaka anaty klaoty tsss
27. ouioui ( 26/09/2010 01:19)
Vao tazana ve ny fianakams euh de resaka klôty no mba mivoaka ny vava [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/crazy2.gif[/IMG]
Betsaka ny resaka azonareo fianakams atao fa aza de miteniteny foana r'isé a[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/zen.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7885