Valin-kafatra ho an'i hery-(fianakams)

1. ouioui ( 22/09/2010 23:41)
Fa inona foana bainn no tsy revin'elah @ dinika alefako ??? raha tsy zakan'ny vavonin'ingahy de lazao fa aza manao adin'olona kanosa bainn,

Nalefako ny resaka lalçna mifehy ny mombamomban'ny réseaux sociaux (facebook, serasera , twitter ......) tonga de noravan-dragahy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]

Nalefako ny hirahira sy karazana fivavahana mpitarika olona @ alalan'ny fanana talenta , tonga de nofafan-dragahy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/F_14WA%7E1.GIF[/IMG]

Tsy mahazo hafatra tsy ahoana tsy ahoana fa hoe halako bika tsy tiako tarehy ve sa tena misy alahelo manokana bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/G_04BI%7E1.GIF[/IMG]

Aza misefosefo loatra alohan'ny hamaly aloha bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/zen.gif[/IMG]

Tsiky dia ampy
novalian'i ouioui ny 26/09/2010 01:19
2. hery ( 23/09/2010 07:43)
:-) Vakio ny fitsipika

- Rehefa momba ny serasera dia momba ny serasera ihany. Raha tsy momba ny serasera dia tsy ho tafapetraka ato amin'ny momba ny serasera fa mifindra toerana.

- Raha resakareo roalahy fotsiny dia alefaso any amin'ny hafatra fa tsy mahaliana anay.
3. cyril ( 23/09/2010 08:22)
hery ---) vakio tsara kosa le dinik'i ouioui nofafanareo io fa "...ny lalana mifehy ny mombamomban'ny réseaux sociaux (facebook, serasera , twitter ......) le izy ary tena interessant be mihitsy !! marina fa nasiany kely hoe "o ry bainn a sy hoe zao anie letsy "...le izy nefa ny votoakevitra de tena io "LALANA MIFEHY "io mihitsy !!... ka ny mahagaga de hoe : volo hala ve sa alahelo tsy levona sa halako bika marina ? ary raha resaka hoe tsy tiako tarehy ndray ,de i Hery ve ho "bogosy" sy ho beau noho i OUIOUI? lavitry ny afo ny kitay raha izay ndray hon hon hon ..... fa za ary mbola teo ampandinihina tsara iny "lalàna" iny no nanjavona tampoka le izy "satria somary nisy tsindrom-paingotra kely " nahavoa ny akama hery tao ho ao ! ...
4. hery ( 23/09/2010 08:38)
:-)

Toa tsy namafa an'izany dinika izany aho fa jereo any @ lohahevitra hafa any. Ny eto dia miresaka momba ny serasera.org. Mandeha ve ny site, inona ny vaovao momba ny site sns.

Raha resaka hoe bogosy sy tsia indray dia tsy miady ho bogosy aho ka :-) Lisany bogosy daholo. Fa izaho manam-bady :-)
5. ngaila ( 23/09/2010 10:58)
He he he olona bogosy hono ry wiwi mianakavy ,nefa tsy misy sipa zakany na 1 aza hon hon hon
zady mbola tsy manambady foana,Hery io zao manambady satria misy mpitia .
6. ouioui ( 23/09/2010 12:12)


Slt tonton rahery [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/sourire-broches-8539.gif[/IMG]
hery:

Vakio ny fitsipika

Efa laniko par coeur leissy zany bainn a

hery:

Rehefa momba ny serasera dia momba ny serasera ihany. Raha tsy momba ny serasera dia tsy ho tafapetraka ato amin'ny momba ny serasera fa mifindra toerana.

Fa iza no niteny t@ tonton fa tsy resaka mahafaoka ny serasera koa le kôzy teo!!
Aqry nafindran'ny tonton aiza ary le dinika ??? manonona raha nandefasana hafatra ny tary hoe nafindra ary anano ary le dinik'elah raouioui , fa tsy manao paikana rafilahy eo zao[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/smiley_800.gif[/IMG]



hery:

Raha resakareo roalahy fotsiny dia alefaso any amin'ny hafatra fa tsy mahaliana anay.

F 'iza no niteny t@ tonton fa olona roa no niteny tao , sokafy tsara ny maso bainn a
Ary adiny vitsitsivitsy monja de nanjavona le dinika , nefa be ny olona liana tazako teo , satria mahakasika ny rehetra ny resaka sary indrindra ny olona mpandefandefa sary ao @ namana

Raha resak'olondroa bainn d'efa voafafa koa anie izany ny resaka mirana vs andrywui, zama91 vs tess , sa mody nitsofohan'elah le kôzy de lasa telo de tsy nofafana ,

hery:

Toa tsy namafa an'izany dinika izany aho fa jereo any @ lohahevitra hafa any. Ny eto dia miresaka momba ny serasera.org. Mandeha ve ny site, inona ny vaovao momba ny site sns.

tsssss , aza miditra bainn refa adin'olona any @ resaka facebook , sady naninona koa no tsy nofafana tany ary satria tsy momban'ny serasera fa resaka favebook sy mail perso tany ???
Marina fa mety maharary ihany tonton miaro ny "miss serasera" [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
F'aza atao jery mitongilana , adin'olona kanosa zany hoa

K izay no torohevitra nalefako teo hoe , aza de adedadedaka eran'ny ireny sites ireny hoa ny sarinareo, sy ny fiananareo fa mbola tsisy laàlana mifehy mazava ny resaka fisandohana anaran'olona sy fampiasana sary fopla [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/O_SHH_%7E1.GIF[/IMG]


hery:

Raha resaka hoe bogosy sy tsia indray dia tsy miady ho bogosy aho ka Lisany bogosy daholo. Fa izaho manam-bady

Tsy mahaliana anay leisy tonton zany resa-badin'elah zany a!!!eny mahafinaritra aloha i rondro sady tsotra no miresaka tsara an, aleo tsy laziko an'i tonton ny ps-ny ato sao darohan'ny bainn ndray , ampitao any tokoa leisy ny bonjour-nay bainn a
coucou lesss ry fianakams a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-coeurs-yeux-langue.gif[/IMG]

Tsiky dia ampy!!
7. andrywui ( 23/09/2010 13:01)
fay zany le dinik"elah iny bainn a !!..atao aoana letsy a !eto de zao alou no iainnana eee
8. hery ( 23/09/2010 13:46)
Mampamangy any amin'i rondro any e lolll
9. ouioui ( 23/09/2010 14:01)
Salut tonton
, fa ahoana klou e,nalefan'ika aiza zany le dinika raha tsy elah no nanala azy teo e,
asoriko teo anie ny resak'elah hors sujet io e, lasa rondro ndray anarirandriranana ny fanontaniana , elah hoa tonton be vinany klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]

Efa miresaka an'i rondro any moa tonton fa ty misy dedikasy kely ho azy e

10. zama91 ( 23/09/2010 20:50)
Tsy hoe tsy mahazaka sipa ny fianakams ry gaila ,eritrereto fotsiny nisy sipa milay be izay tao @ face book dia nifanena anay sy ouioui tany toulouse,diso fanantenana tanteraka,hay le sipa be panda be le izy nefa @ sary manohatra noho ireny miss oliravina ireny,za aloha tonga dia nitsoaka matanjaka,fa i oyioui mbola nijerijery no sady nentin i lery t@ le 4*4 no sady nentohana hotely
11. ouioui ( 23/09/2010 21:45)
http://forum.serasera.org/forum/message/m4c992b8d9b0aa aty ve leisy no nandefasan-dry zalahy le dinika , resaka" informatika" kiiiii, tsy hoe "izao no voalazan'ny lalàna " diso case ndray ika [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
12. ouioui ( 23/09/2010 21:52)
Zama91>>>[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/c_laugh.gif[/IMG]ka elah anie mba efa niantoka resto sy ciné e , elah koa anie bainnn nitarozaroza loatra e , nosaronako ny postern'ny miss sersera va vao maika loza [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG]
De naleonay leisy nivoaka namonjy boom
13. ouioui ( 23/09/2010 22:07)

Tonton rahery moa tsy saropiaro o,misy fiteny manao an'izao zay hoe "vadin-joky hono kilalaon-jandry"
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-sourire-affreux.gif.gif[/IMG]
14. zama91 ( 23/09/2010 22:43)
Za koa aza anie lesy diso fanantenana be t@ iny sipa iny e,ny ahy le panda be sy maquillage tsy dia blem firy fa izy mangala taona sy iz
y hay efa manambady.
15. zama91 ( 23/09/2010 22:51)
Ory ry ouioui an f angaha zojin ialah
y tonton hon hon hony
16. ouioui ( 24/09/2010 09:38)
zama91:

Za koa aza anie lesy diso fanantenana be t@ iny sipa iny e,ny ahy le panda be sy maquillage tsy dia blem firy fa izy mangala taona sy iz
y hay efa manambady.

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
Ka sipa manambady anti-dahy efa ho dila le izy de matahotra mafy hono sao tsy ahazo lova , tssss, misy hoa reto vhv reto tena maramara mihitsy , nomeko ny zahaza azy tany [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/3d-surpris-non.gif[/IMG]
17. andrywui ( 24/09/2010 09:42)

toulouse,diso fanantenana tanteraka,hay le sipa be panda be le izy nefa @ sary manohatra noho ireny miss oliravina ireny,za aloha tonga dia nitsoaka matanjaka,fa i oyioui mbola nijerijery no sady nentin i lery t@ le 4*4 no sady nentohana hotely


kaaaayyyleee.... hay ve nisy scandale be otrizany tany Toulouse tany kle !!?? -- ary le sarinle sipa zany sary efa namboariny tam photo Shop sa sariny tamin'izy "mademozely" lety?? ... ary i ra-ouioui efa hoe fopla be le sipa de mbola nojerijerenlery sy narahany ihany le hin hin hin hin ... koboko elah nipody aloha be iny ra-zama a ... aona lty zany ra-ouioui a ?? - fa otran'ny azokazoko eritreritra ihany letsy zama zany sipa "manotra noho ny miss oliravina" zany fa ny iteny ny anarany no mahasadaikatra kely satria i hery zao sur fa ao ambadimbadika ao miandry vavahady ka sao petsa IP tampoka eto fa le sipa oa kobokoboko fa mety ilay raikavavy taloha zay !!.... hin hin hin hin hin ....
18. ouioui ( 24/09/2010 09:46)
zama91:

Ory ry ouioui an f angaha zojin ialah
y tonton hon hon hony

Tsy dia nifanerasera leisy zay bainn a, lery anie leity no nampianatra ahy bisikileta le be kodiarana be rony e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG] sy nitaingin-tsovaly tao bira tao, nedala t@ zay skill kely , jockey katratra be t@ zany [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]

Resaka leisy ka ataoa fa tony mitomany miss tony refa jerena akaika hay sary namboarina daholo ireny apoipoitra eto reny [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-oeil2.gif[/IMG]

Salut tonton hery, efa hitako atsy le dinika e, fa mba fafao hona ny resaka mirana vs andrywui any @ fivavahana sy politika izany bainn a
19. ouioui ( 24/09/2010 09:53)
Tena sary namboarina daholo leity andrywui reny sary mameno tanàna reny bainn a, fitaka be mahatsiravina , famahan-dalitra mpisera ,
andrywi:

i hery zao sur fa ao ambadimbadika ao miandry vavahady ka sao petsa IP tampoka eto fa le sipa oa kobokoboko fa mety ilay raikavavy taloha zay !!.... hin hin hin hin hin ...

K aresaka momban'ny serasera ihany anie bainn le resaka sary e, tsy hitako izay mety haromotra anlery ao!! jereo tsara ary sao lery no tonga aloha [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/boxe-paf-25.gif[/IMG]
20. andrywui ( 24/09/2010 09:55)
MERCI OUIOUI SY RAZAMA,,,,, MBA FAFAO MARINA RY HERY LE RESAKA ANDRYWUI VS MIRANA AO IO FA MANA-PETSA BE ANLE BANDY LE RESAKA OE MPANDEFANDEFA SARY ZANY ZAHAY AA .....


DE AZA ATAO ANDAMOSIN'NY GISA ZAY E ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2924