KAKAKA EFA ELA BE

1. rijadolly ( 21/09/2010 18:32)
andao hamerina ireny fampihomezana taloha ireny e!
anakiray tamin' ireny ohatra:
Anisany tena tranainy be mihitsy tamin' izany ireny machine fanoratana ireny teny amin' birao mpanjakana samihafa, hany ka rehefa manoratra "r" ianao dia "b" no mivaoka voasoratra. Ra ohatra hoe manindry "l" ianao dia "p" ndray no mivoaka^, ra "i" dia lasa "j". dia nitendry ilay sekretera mpitendry masinina hoe: " Rakoto Armand " inona hoy nareo no nivoaka teo " berger allemand " hihihihih! fampihomezana nataon' Goth efa ela be izy io,
Mialatsiny amin' ilay tanim- boanjo e!
novalian'i rijadolly ny 22/09/2010 15:12
2. hery ( 21/09/2010 21:41)
loll mampiesona kosa e. rakoto tsy ho lasa berger mihitsy na dia ovaina r ny b sns...
3. ngaila ( 22/09/2010 14:08)
hahaha,alefaso njay ny manaraka
4. rijadolly ( 22/09/2010 15:12)
Hery a! efa tsy mande amin' logique intsony koa anie ilay machine e! ihihihihih!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1089