Get Low

1. soanja ( 18/09/2010 15:36)
Isany filma tena nahavariana ahy tokoa. Efa nisy nijery ve io? Mampandefa eritreritra hoe inona avy no fomba iatrehantsika ny fiainana ary n'inona izay atao dia mitaky ny hafa isika amin'ny farany fa tsy hisy hahavita tena tokoa. Rehefa vonona ny hamonjy ny lalana manaraka isika dia mbola misy ny fitakiana ara-panahy farany. Dia ny fifamelan-keloka!
novalian'i hery ny 20/09/2010 22:01
2. hery ( 20/09/2010 22:01)
Mbola tsy hitako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1577