aiza oa i cutie fa tsy hita tsony le

1. milamm ( 23/08/2010 19:21)
mbo lasa ny saiko oe nakaiza no tsy hita tsony i cutie nitsoaka matanjaka v sa leo nefa MBO MALAHELO anazy ihany za ty ,in no hevitra re ol ombay mitady lol....
novalian'i dadabe ny 02/03/2011 16:50
2. ssendra ( 03/09/2010 16:39)
euhhh hitako any am facebook foana izy vao avy nanao vacs mihintsy, fa toa tsy ho afaka
mi surf sur le net hono izy mandritra ny 4 mois fa sahirana be.
3. cutie ( 09/09/2010 14:52)
ssendra:

euhhh hitako any am facebook foana izy vao avy nanao vacs mihintsy, fa toa tsy ho afaka
mi surf sur le net hono izy mandritra ny 4 mois fa sahirana be.

haiko we iza njy ry ssendra a:)
milamm a, manin tsy mandefa hafatra raha mitady ahy fa eto ndray no be wawawawa eo lol
4. milamm ( 10/09/2010 23:29)

efa nandefa hafatra za ndremandeha ry fa nodianjy fann ko ,tsy itako avy eo zay atao de nandefa antso avo teto e .Anisany akama mbo ankafiziko ato manko cutie tsy henoheno tsony de nalahelo za e ,m'saotra @ le valinkafatra e
5. cutie ( 11/09/2010 16:03)
eny wa e..................efa nandefasako hafatra any toi :-P
6. dadabe ( 23/09/2010 18:04)
ary zah tsy mba andefasan'i cutie hafatra kleuleu
7. cutie ( 11/10/2010 21:52)

dadabe:

ary zah tsy mba andefasan'i cutie hafatra kleuleu

fa i dadabe nga haiko kleuleu?????
8. 3188 ( 13/10/2010 16:46)

dadabe:

ary zah tsy mba andefasan'i cutie hafatra kleuleu
dadabe kounkou kay miteny latsy
9. dadabe ( 21/12/2010 00:44)
tsy miteny ratsy izany zah kleukleu !!!


zah kounkkou izany maninn be an'i cutie kleukleu, andefsako hafatra kounkou toi ry cutie
10. cutie ( 28/12/2010 18:37)
:-)
11. ratonga ( 30/12/2010 02:36)
:-)
12. dadabe ( 02/03/2011 16:50)
aiza le hafatsa ry cutie a ???toi angaha anadahan'i Kolonely Kotity ?? samy cutie sy kotity kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2838