inona ny tetika mba tsy ho lanin' voay

1. rijadolly ( 08/08/2010 13:39)
Nisy renirano be feno voay nefa te hiampita ireto olona, inona ary ny antony tsy nahalanin' voay azy ireo nefa tsy nisy lakana fa nilomano.
novalian'i rijadolly ny 28/08/2010 06:57
2. Lejoba ( 11/08/2010 15:42)
manao an-tsitrika fa ny voay "hono" tsy manoka-bava anaty rano
3. rijadolly ( 14/08/2010 09:05)
Tsy izay รด
4. marcus11 ( 17/08/2010 08:36)
cool[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
5. caprio ( 18/08/2010 18:38)
raha vao miteny enao we( ireo) olona dia midika zany we maromaro izy ireo satria ny mita be tsy lanin'ny voay
marcus11:

cool[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
6. sitlo ( 21/08/2010 07:00)
ampangotrahina aloha ilay rano
7. niryna ( 21/08/2010 20:13)
ny mita be hono tsy lanin'ny mamba
miaraka miroboka ao anaty rano avokoa dia mihorakoraka ka raha vao maheno ny feon'ireo olona maro ny voay dia lasa mitsoaka hi,hi
8. rijadolly ( 23/08/2010 15:05)
indice kely aza e! : " very any iny e!very any iny e!..."
9. rijadolly ( 28/08/2010 06:57)
valiako fa efa ela loatra....

Niaraka tamin' Samoela anefa...

Very any iny e!, very any iny e!, very any iny e!
Mandeha irery any lany mamba
Miaraka aminay tsy lanin' voay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1313