Mitombina ve ilay zazavavindrano tany Sud-Est ??

1. rabaradaka ( 31/07/2010 06:34)
Misy sary azoko tamin'ny namana tany amin'ny région Sud-Est nampiseho ilay zavaboahary hafahafa ka misy lohany sy tànana nefa ny rambony trondro. Tsy haiko ny mampiditra ilay sary eto
novalian'i Daarkani ny 25/09/2016 19:53
2. rijadolly ( 27/10/2010 04:33)
http://forum.serasera.org/forum/message/m4c1f0552d1582 Jereo ao ny fomba fandefasana sary
novalian'i rijadolly ny 01/08/2010 13:48
3. bazylou ( 29/08/2010 18:05)
tsy mitombina letsy izy fa mitsangana marin drano a,
4. rabaradaka ( 10/09/2010 06:31)
Aza mba bado ihany amin'ity fiteny gasy ity
5. cyril ( 26/10/2010 23:32)
Photo trucage be io,raha tsy isika gasy ihany tsy mino an izany,ao zazavavindrano,ny biby olona ,kakanoro,hoan i ry zalahy mpamaky boky gasy taloha e
6. ikelimalaza ( 04/07/2011 10:56)

cyril:

Photo trucage be io,raha tsy isika gasy ihany tsy mino an izany,ao zazavavindrano,ny biby olona ,kakanoro,hoan i ry zalahy mpamaky boky gasy taloha e


Mba manaova aloha recherche vao mba mitsara fa ny antsika gasy mantsy mitsara aloha vao mandinika, efa h@ siècle maro no nisy boky sy document nefa ve de ise no afaka manome ny valiny ?
7. tsitohainafiderana ( 08/08/2014 08:28)
Salama daholo,
ity misy sarympanao gazety avy tany Benin mety hanampy kely ny @ misiterin'ny zazavavindrano.
jereo @ io cite io lay sary misaotra betsaka.
http://ipeopletv.com/photos-une-sirene-trouvee-morte-au-bord-de-la-mer-au-benin/
8. tsitohainafiderana ( 08/08/2014 09:04)
9. Daarkani ( 25/09/2016 19:53)
Sendra mandalo dia mahita tampoka an'ito. Sary t@ tournage n'ny oronantsary pirate des Caraïbes io an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1683