Mitady sipa vazaha

1. rabaradaka ( 31/07/2010 06:25)
Gaga aho fa tena iadivan'ny sipa vazaha ireny rasta any Fort-dauphin ireny, fa nahoana tokoa e ? Be entana sa noho izy ireo misy qualité tsara amin'ny rongony ? Dia izaho mba mila sipa vazaha nefa tsy mahita
2. sapoty ( 31/07/2010 22:22)
de ahoana izahay sipa gasy ?
3. ziva6 ( 31/07/2010 23:30)
misy vazaha rehefa hiaraka @ na couleur na olona tonga d lé mainty reny fa tsy miaraka @ olona zarazara na mavo.
4. soanja ( 02/08/2010 21:06)
Ny fahitako azy aloha dia raha tena Rastaman ilay bandy dia efa misy toetra ifampizarana sy itoviana io maneran-tany. Ka na any Mada ianao na any Brazil na toeran-kafa dia misy filozofia arahina ao ary matetika dia no efa fantatry ny sipa vazaha. "Olon'afaka" matetika ny Rastaman.

Ny mpandray rongony " marijuana" dia manana toetra somary malefaka ary mahalala ny fomba firesahina mandray ny fon'ny hafa satria malefaka ny sainy fa tsy stress be loatra.

Izany anefa tsy midika hoe mety daholo izay ataony fa izay aloha ny momba azy ireo.

Ny sipa vazaha fotsy indray dia tsy vonona hiditra amin'ny fisainana tsy mahazatra azy. Ireo no fantany dia ireo no idirany sy tiany satria matetika dia ireo no efa niarahany taty amin'izay nisy azy taty , ka ireo mahazatra azy ihany no matetika ataon'ny olombelona.

Matetika dia samy tanora saina ireo olona roa ireo ka samy mbola mitady izay mahafinaritra aloha fa ny mahasoa mbola ambinambiny avokoa!

Sarotra ny mahazo sipa vazaha raha toa ka be loatra ny didy sy fitsipika sns sns....
5. Rabaradaka ( 11/08/2010 10:32)
mahay zavatra ity soanja ity ry dadatoa a
6. Lejoba ( 11/08/2010 15:17)

na aty Finda koa aza ny black maha-potipotika vozongo mihitsy fa mahery vaika hono, be zavatra sns
Mila exotisme koa izy e! misy milaza fa ny fotsy matsatso. T@ izahay bandy kely, malaza mihitsy hoe manatsara taranaka ny sipa blondes hono ny miaraka @ ireny rasta ireny. Dia rehefa maniry hiteraka ilay sipa, miaraka @ ireny aloha, maka hery, dia izay vao mody miaraka @ izay tena rain-janany. Nisy bandy rasta izay aza, tena angamba ileiry malaza @ sehatra iraisam-pirenena mihitsy fa miova sipa foana nefa mahazaka sipa vozongo manja kely foana
ny tsy itiavany ireo tsy tena mainty matetika dia ny toetra zatra tompoim-behivavy, izy mila bandy hi-revy azy fa tsy izy no hikarakara toy ny ataon'ny sipa gasy
7. soanja ( 11/08/2010 16:54)

Rabaradaka:

mahay zavatra ity soanja ity ry dadatoa a


Aoka re Radadatoa fa efa ela netezana aho ka tsy maintsy mandinika ny filentiky ny masoandro rehefa mba malalaka iny ilay vatolampy miankandrefa fitodika.

Ny sipa tia mankany Mada na toerana exotika ka mandeha rery dia matetika sipa hipany (hippies) , raha manadihady ianareo dia matetika vegetarianina ireny sipa ireny. Ny hena ny azy hanina amin'ny fomba hafa.
8. ravonjison ( 12/08/2010 13:19)

rabaradaka:

Gaga aho fa tena iadivan'ny sipa vazaha ireny rasta any Fort-dauphin ireny, fa nahoana tokoa e ? Be entana sa noho izy ireo misy qualité tsara amin'ny rongony ? Dia izaho mba mila sipa vazaha nefa tsy mahita



Tena efa may mihitsy angaha ianareo kle.
Mora dia mora leisy ny mitady sipa vazaha , mila fika kely fotsiny.
Araka ny efa nolazain' i Sonaja etsy ambony dia ilay caractere sy filozofie efa fantany @ io antokon' olona rasta io no mahatonga azy tonga dia tsy misalasala. Ny fika izany dia mody manao rasta ialahy ( mianatra ny fomba rasta mihitsy , @ izay tsy tonga dia kobo ny fika).
Raha toa ka tsy vitan'ialahy ilay manao rasta, dia mitadiava antokona vazaha mitovy fialamboly sy loisir amin' ialahy, na miditra @ club dia manao ny atan-dry zalahy ao. Eo @ izay vao moramora ny misarika azy ireo.
Experience personel : t@izaho vao tonga tatý andafy dia mba nitetitetika sipa vazaha.Dia mba nandehandeha tany @ ville mba nanadaladala fa tena tsy nahazo mihitsy.
Tatý aoriana enefa niditra école de danse aho , mba hoe hanao sport fotsiny. Dia tao no nahalala olona be dia be sy ny filosophie-ny atao hoe fandihizana.Telo taona taorian'izay, rehefa mamonjy ireny fandihizana isankarazany ireny izahay ny hariva, tena gaga tampoka aho fa tena lasa otran' ny mora kotina be izany ireo vazaha vavy ireo. Dia tena niraofina fotsiny. Ny an' ilay bandy namako izay aza tena vehivavy vazaha efa manambady sy zanaka iray no tena zakan'ny leiry indray alina.
Dia isan'andro aho nametraka foana ilay fanontaniana ( t@ izany fotoana izany) : inona ary no nampiova ireo vazaha ireo ? ary inona ary no nahatara ilay vazava vavy iray t@ ilay bandy namako ? Lery anefa tsy dia tsara manahoana fa bandy normal be, ary izahay sy lery tsy dia hoe mahay mandihy be izany , fa mitovy @ vazaha sasany ihany.

Ankoatr' izany ilay hevitra hoe : ny olona fotsy matsatso, fa ny zarazara sy mainty no tsara ka tadiavin' ny vazaha, dia tsy azoko hamafisina.
Tena efa mba nanana sipa gasy aho, ary sipa vazaha koa, fa tena tsy misy diference .
9. xxxy ( 13/08/2010 17:47)
mety mifoka moly koa angamba no hirevendry zareo rasta koa
10. ninie34 ( 14/08/2010 14:29)
izao no torohevitro rabaradaka a!mangala ianao anile sipa tsy de milay be reny ohatry ny ugly betty e! de aveo ovainao ny fiakanjony si ny coiffuran rehefa any aoriana any
11. marcus11 ( 17/08/2010 08:35)
yup[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
12. harry5 ( 02/02/2011 12:49)
tena marina io voalazan drazoky io fa mitadiava centre d interé de mila mahay miresaka vaza tsara koa fa ny sipa vaza tsi mila bandy tsy mahay miteny zany mifangaro ny la sy ni le si ni je tu moi chaque instant hihihihihih hihhih ,

rabaradaka:

Gaga aho fa tena iadivan'ny sipa vazaha ireny rasta any Fort-dauphin ireny, fa nahoana tokoa e ? Be entana sa noho izy ireo misy qualité tsara amin'ny rongony ? Dia izaho mba mila sipa vazaha nefa tsy mahita



Tena efa may mihitsy angaha ianareo kle.
Mora dia mora leisy ny mitady sipa vazaha , mila fika kely fotsiny.
Araka ny efa nolazain' i Sonaja etsy ambony dia ilay caractere sy filozofie efa fantany @ io antokon' olona rasta io no mahatonga azy tonga dia tsy misalasala. Ny fika izany dia mody manao rasta ialahy ( mianatra ny fomba rasta mihitsy , @ izay tsy tonga dia kobo ny fika).
Raha toa ka tsy vitan'ialahy ilay manao rasta, dia mitadiava antokona vazaha mitovy fialamboly sy loisir amin' ialahy, na miditra @ club dia manao ny atan-dry zalahy ao. Eo @ izay vao moramora ny misarika azy ireo.
Experience personel : t@izaho vao tonga tatý andafy dia mba nitetitetika sipa vazaha.Dia mba nandehandeha tany @ ville mba nanadaladala fa tena tsy nahazo mihitsy.
Tatý aoriana enefa niditra école de danse aho , mba hoe hanao sport fotsiny. Dia tao no nahalala olona be dia be sy ny filosophie-ny atao hoe fandihizana.Telo taona taorian'izay, rehefa mamonjy ireny fandihizana isankarazany ireny izahay ny hariva, tena gaga tampoka aho fa tena lasa otran' ny mora kotina be izany ireo vazaha vavy ireo. Dia tena niraofina fotsiny. Ny an' ilay bandy namako izay aza tena vehivavy vazaha efa manambady sy zanaka iray no tena zakan'ny leiry indray alina.
Dia isan'andro aho nametraka foana ilay fanontaniana ( t@ izany fotoana izany) : inona ary no nampiova ireo vazaha ireo ? ary inona ary no nahatara ilay vazava vavy iray t@ ilay bandy namako ? Lery anefa tsy dia tsara manahoana fa bandy normal be, ary izahay sy lery tsy dia hoe mahay mandihy be izany , fa mitovy @ vazaha sasany ihany.

Ankoatr' izany ilay hevitra hoe : ny olona fotsy matsatso, fa ny zarazara sy mainty no tsara ka tadiavin' ny vazaha, dia tsy azoko hamafisina.
Tena efa mba nanana sipa gasy aho, ary sipa vazaha koa, fa tena tsy misy diference .
[/quote]
13. mirananirina ( 02/02/2011 16:57)

Tena efa mba nanana sipa gasy aho, ary sipa vazaha koa, fa tena tsy misy diference .



Misy différence kosa ka,ny gasy miteny gasy ny vazaha miteny vazaha :)
14. harry5 ( 02/02/2011 19:01)
tsy voatery manao rasta ngah hoaa fa mila manaraka rithme fotsiny dia tsi mila culture hoe za gasy de zao na zao fa ny rasta oh hoe minana rongony oh de le sipa koa mamely de meme fylin de miady ny reska ka raha tsy aoo ngha de tsi ho azo zany izy mais en tous cas c pareille hoatrany sipa gasy ihany ,mila mahay miresaka fotsiny fa tsy hoe be na kely etana zany fa rehefa mitovy hevitra de ao zany ,fa mentalité tsi mitovy sipa gasy ,aoka azava ,
15. harry5 ( 02/02/2011 19:07)
fza zao koa aloha eh mahagaga de bandy mainty ti sipa vazah de bandy vazaha tia sipa mainty
hihihihi hihi ary marina io fa le sipa vazah koa haotr izay fa raha zarazara enao de mihena ny salan isanao fara hoa tena mainty tsara de mitombo ny salan isa anao lol hihiih vilany mitogilana io ampo mieritreritra lol
16. bunny ( 02/02/2011 23:07)
mirananirina:


Tena efa mba nanana sipa gasy aho, ary sipa vazaha koa, fa tena tsy misy diference .



Misy différence kosa ka,ny gasy miteny gasy ny vazaha miteny vazaha :)

tena marina ny andry ka, lol
17. andrystephen8@gmail.com ( 04/10/2014 17:18)

bunny:

mirananirina:


Tena efa mba nanana sipa gasy aho, ary sipa vazaha koa, fa tena tsy misy diference .



Misy différence kosa ka,ny gasy miteny gasy ny vazaha miteny vazaha :)

tena marina ny andry ka, lol

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.143