mitady vady

1. cartina ( 29/07/2010 09:43)
salama daoly ry namana ato @serasera, izao mba saika itady vady gasy raha misy lehilahy tsimanambady any,de misotra mialoha ka
2. ravmaert ( 29/07/2010 11:07)
cartina:

salama daoly ry namana ato @serasera, izao mba saika itady vady gasy raha misy lehilahy tsimanambady any,de misotra mialoha ka

slt
itako ilay nosoratanao fa aona no fob afaana mresaka
soraty ao @io adress io ny num nao d any mresak

onjamaert@gmail.com
mazto
3. oiseauxrubis ( 29/07/2010 16:18)

slt hoatran iza ny critaire nao sa rehefa bandy de go lol


]
4. cartina ( 29/07/2010 17:41)
zao mila bandy tsi lava sady tsi fohy,fa le tsaravatana sy bogosy , nade tsimanambola aza fa raha bogosy de tiako
5. andrywui ( 29/07/2010 20:02)
kay ....

de aoan zany r'ikala ? ny tarehy tsy hita akoriny nefa i rapika atsy efa mendy be amle kozinareo !

lasa varotra omby ambiaty izy ty anie e !... alefaso any amin'ny pikatti ony ny sarinao zay no noteneniny fa menatra izy !!....
6. cartina ( 29/07/2010 20:37)
ny sariko jereo any @ namana serasera fa misy maro be any
7. rajaobelison15 ( 30/01/2015 11:58)
MADAGASCAR
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1778