You are here: home > Forum

Mampihomehy ahy daholo koa ny resaka fampadriana andrisa nataon'i sarkovy

Lohahevitra : Hatsikana sy lalao
Fitohizan'ny hafatra : Mampihomehy ahy daholo koa ny resaka fampadriana andrisa nataon'i sarkovy
Valiny : 2
ouioui - 28/07/2010 17:20
Mampihomehy ahy fa betsaka tokoa anie ny hirahira mampiseho sy mi-ironisé an-drazarkovy fa tsy mbola nampiditra figadrana izany kosa aloha lery e
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 29/07/2010 19:57
Kely sisa elah lety de ho alain'ny Osika sy ny prà eny à Evry eny lety ry batista a !!! miteniteny foan sy manaonao foana kah !...
Valio | Miverina eny ambony
xxwx - 29/07/2010 23:44
Petsa i wiwi klé mety dadan'ialahy aloha avoahy any tsiafahy any aloha vao miresaka isika e, taranak'olona mpangalatra tany dago daholo ve ialahy no nandosiranareo tany
Valio | Miverina eny ambony