andrywui sy noue hon hon hon

1. andrywain ( 20/07/2010 15:55)
tena tara be @ i noue sy i mialy i ra wiwi nefa ampirafisin i vatofototra sy ny hat

hon hon hon
hinn hin hin

jereo ito

novalian'i pengiun ny 27/07/2010 06:56
2. Bita ( 22/07/2010 09:23)
Misaotr'e! tonga dia miala amin'ny PD izany sa aleo mampirafy toy i Samoel zanak'i Davida mpanjaka?
3. sapoty ( 23/07/2010 17:04)
misotra fa ao tsara le hira ,mazava ampotosofiny ry zala le hira
4. andrywui ( 26/07/2010 10:26)
o lty zama a ! f'angah tianlah i noue iny le ? itako ary ony elah tsy taoatra tsy henatra akory miantso anle oul amion'ny 23h sy amin'ny 6h du mat ozizy kou !! lagy be amlah mitsy le oul hoe elah ony tena impoli sy con mintsy ony elah fa mamon'ny maina avy any ozizy le zama iny de miantsoantso fahatany saika ho tifirin'ny vadiko ny basy mitsy leiny ozizy ! hon hon hon hon
5. pengiun ( 27/07/2010 06:55)
6. pengiun ( 27/07/2010 06:56)
io ilay smileys fandefanao eto ry wuiwui a alefaso amin'izany zama zany dia ho jerena raha mahafaty azy na tsia ny basinao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1586