Mankahery anareo hatrany izahay aty

1. Radidier ( 16/07/2010 14:43)
"Ny kibo hono tsy mba lamosina ary ny tsinay tsy mba vatsy" ,"raha noana ny kibo mivezivezy ny fanahy", "tsy ny kely atolotra no jerena fa ny fo manomé"
Misy vary 50 tonnes ho anareo ao Vatovavy Fitovinany sy ny faritra Manakara-Farafangana tra-boina farany teo, ny fandraisana anjara ho an'ireo bénévole mikarakara dia misy 70AR/kg na 20AR/kapoaka
novalian'i vale ny 16/07/2010 21:26
2. vale ( 16/07/2010 21:26)
Io mody mizarazara sakafo amin'ny sahirana io alou de politikan'ny Arema mihintsy e, anefa ny tombontsoa azony tao ambadika tao aoka fotsiny, ary fantany tsara fa ny politikan'ny kibo no mahamaika ny Malagasy sahirana, dia any izy no mandresy lahatra, mampalahelo be le toe-tsaina, fanararaotana, mba molitikahafa indray atolotra fa efa mankaleo ny fizaranareo vary isak'izay hisy hetsika tinareo hatao lava izao, ssssh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1014