namana ve?

1. Lejoba ( 15/07/2010 13:54)
namana serasera moa no anaran'ity sehatra misy antsika ity ry zareo. Betsaka ny mila torohevitra eto. Eo @ ilay valiny no tiako asiana resaka. Misy tena miezaka manoro hevitra, hita ho nanao fikarohana mihitsy ny sasany, misy lava resaka be, tena namana izany. Be ny mpananihany, mbola ataoko hoe tena namana koa izany.
Fa ny tsy azoko, misy tonga dia masiaka be, manao teny marary, mandatsa, maneso sns. Nefa rehefa zohina toa olona tsy fantany ankory ilay mifanoratra ka hoe mety ho nisy ratsy nifanaovany tany ho any. Sa ve ny alahelon'ny sasany @ fiainana, dia eto @ namana no manampatra, manindrom-paingotra?
Asa lahy
novalian'i Dan23 ny 25/10/2010 07:41
2. 3188 ( 15/07/2010 14:28)
izay saonjo iray loasaha e!tsy hilaozan'izay ...maninona moa?
3. vale ( 16/07/2010 21:31)
Ny finamanana iny angamba zavatra hafa (amiko alou a! lol) fa ny resaka discussion koa zavatra hafa, ANEFA tsy raison anaovana teny manindrona na maharary an'ny hafa akory izany, fa raha ny tena marina ny finamanana tsy misy idiran'ny fiadian-kevitra mihintsy. ;o
4. mirananirina ( 19/07/2010 07:20)
Atao ahoana fa samy manana ny heviny sy ny toetrany ny tsirairay avy eh!
ataovy dinika eto ange hoe mpangalabadin'olona ohatra fa avy de masika be daholo.....nefa @io samy tsy misy tonga lafatra hihihi
5. Dan23 ( 25/10/2010 07:41)
mis kos nge masiaka be ronono e.lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2327