HANTATIANA

1. rijadolly ( 11/07/2010 15:59)
Inona ary ny laoka tena tian' maman' Hantatiana? ihihihihi!
novalian'i RIJADOLLY ny 18/07/2010 04:54
2. 3188 ( 12/07/2010 20:40)
neny O!ti AKOHO .akoho atao saosy fa tsy rony an!
3. rijadolly ( 13/07/2010 14:55)
Mbola tsy marina tsara satria tokony hanontany ahy ny anaran' maman' i Hantatiana koa se...dia iza ary zany ny anaran' maman' i Hantatiana?

Marina ilay AKOHO an! Fa manino ny akoho rony ry 3188? piscine loatra ve? hihihih! Ny an' se zany tsy asian' se sakamalao ko...
4. jodasy2009 ( 14/07/2010 08:11)
voahangy razoky ny anarany ah
5. rijadolly ( 14/07/2010 15:52)
Ahoana no anaovan' se hoe "VOANGY RAZOKY" ny anarany? ihihihi!
6. 3188 ( 14/07/2010 16:20)
hay marina moa asima sakamalaho e!tsy tadidiko ndray iny fa tanks you alou.fa ilay maman'i hanta tena tsy haiko e! iza ary e?
7. jodasy2009 ( 17/07/2010 07:42)


Ahoana no anaovan' se hoe "VOANGY RAZOKY" ny anarany? ihihihi!


O r'ise ah! niara-nianatra tamiko ange i hantatiana e! fantatro mihitsy iny mamany iny! anabavin'i ndriana ramamonjy! dia voahangy ramamonjy no anarany!

io dia saika nino tokoa ise! vazivaziko izany r'ise fa i Noely no niteny hoe "nandalo teto ve ILAY TIA AKOHO... DRAY RE RY VOAHANGY VOAHANGY O" dia i Voahangy izany no anarany e!
8. RIJADOLLY ( 18/07/2010 04:54)
ihihihi! saika nino tokoa za namaky ilay tenin' se raha mbola tsy nahita ny teo ambany, hoy za tany an' eritreritro hoe, nahay mihitsy izany ny namorina ilay ankamatatra satria nampifanandrify ilay hiran' Hantatiana sy Noëly, ihihihihihih!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2057