You are here: home > Forum

iza ary ah

Lohahevitra : Hatsikana sy lalao
Fitohizan'ny hafatra : iza ary ah
Valiny : 3
3188 - 11/07/2010 02:07
iza ary ah? andriamanitra tia ah ;devoly tsy ah;foko telo no misy ah;
Valio | Miverina eny ambony
rijadolly - 11/07/2010 06:12
" a "
Valio | Miverina eny ambony
jodasy2009 - 13/07/2010 12:47
3188 enao!!! lol
Valio | Miverina eny ambony
3188 - 14/07/2010 18:25
marina lay A e! satria andriamanitra feno A, devoly tsy misy A, lay foko telo indray ... sakalava sns...e!
Valio | Miverina eny ambony