Paul le Poulpe

1. lionelmessy ( 10/07/2010 13:49)
Hatramin'izao aloha matoky anao aho ry lery fa aza mandiso fanantenana ahy kosa @ Espagne , fa raha tsy izahy na hamidiko toi na ataoko kaly
2. Ronaldo ( 10/07/2010 15:38)
Aller Paolo , tandremo sao vitaketsa ary e
1er Espagne
2ème Holland
3ème Gemany
4ème Uruguay
3. pikanety ( 10/07/2010 20:21)
tsy nandaingy paul le poulpe e,
4. LionelMessy ( 11/07/2010 12:51)

Miombon-kevitra @ Mr Paul le Pouple daholo izany isika
5. LionelMessy ( 12/07/2010 15:47)

Iker Casillas embrasse sa petite amie journaliste en direct
Mahery Rapaoly Diams a, matin'ny lery daholo leitsy ry Pikanety ny Marabouts a
Dia io vita mialoha io izany Raronaldo ny tantara e, tena voan'ny Paul ny moral ny Hollandais
VIVA ESPAÑA
Nahavoa ny ekipanay faharoa , tokony norohan'i Iker elaela ihany ny sipany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0869