diso daholo ny pronostic ,i paul no nahita fa i espagne no ho lasa ary allemagne no 3em

1. pikanety ( 09/07/2010 20:07)
tena mahavarina i paul ity fa dia hitany daholo ny pronostic rehetra rehefa i allemagne,
ny petit final entre Allemagne sy uruguay dia mbola nandinika 10min paul vao nilaza ny resultat,
i espagne no ho champion hoy paul ihany
http://fr.sports.yahoo.com/09072010/70/coupe-du-monde-2010-pour-paul-ce-sera-l-espagne.html
novalian'i pikanety ny 11/07/2010 22:34
2. diamondra27 ( 10/07/2010 07:34)
hihihih andraso eo paoly hono hametaka lakaoly e


avelao hisy suspense rangahy fa nareo koa maika nyhahita ny resultat sahady
3. pikanety ( 10/07/2010 09:39)
i paoly aza efa misy menace ,lasa resaka affaire d'etat mihitsy izy ity
http://french.peopledaily.com.cn/Sports/7059164.html
aza hitako ry diamondra ka paella no hiafaran'i paoly ity
4. lionelmessy ( 10/07/2010 13:51)
Paolin'ialahy aloha aza ato mandiso fanantenana ahy @ Espagne , tsy koi raha tsy marina ny Allemagne mandresy ny Uruguay (mihinam-bary aza misy latsaka)
5. pikanety ( 11/07/2010 22:34)
tsy nandainga le paoly le polipa @ pronostic e a 100% hitany daholo ,ny match ny allemagne rehetra miampy ny final
vita ihany ny pays poza rehefa naminanian'ny le paoly le polipa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2286